HANAIKY NY FIALANY IHANY PREZIDA AMIN'NY TALATA ZAO ONY !!!
1. andrywui
(
21/02/2009 23:31)
Araky ny vaovao re amireny olona TIM reny de manaiky ny hiala ihany ony zany iPrezida Ravalomanana! ka amin talata izy no mety hanao fanambarana hiala !! ka hanao fotoana iray makotroka hanaovana veloma farany ny TIM izy ka omby 50 hono no hajedaka de kisoa 100 !! fa le avion force,force reny no mba nangatahiny farany ho azy zany fa reny tsy foiny zany fa efa zatra anreny ry zareo !! fa perte be kou on zany izy tamle Magro sy Tiko -ny may reny !! de ny vola ao amin Banky central kou zaraina !! de handé hifindra any allemagne zany izy mianakavy kely no hipetraka !! zay aloha no reko an ! fa raha misy diso de ireo TIM reo ihany no nitantara anzany tamiko , sao de za ndray no homena rihatra eto oe mandainga sns an !! fa miala aho zay fa nampita resaka fotsiny aho !!
répondu par tovolahy007 le 23/02/2009 16:03
2. diana
(
21/02/2009 23:36)
Tsy maninona izany e!
Ndao hanao revolusiona, "manga" tsy maninona.
Madagascar a besoin d’une vraie révolution qui part maintenant du terrain, des besoins. Le pays dispose d’une classe d’intelligentsia. A part gueuler, je me demande, ces gens là travaillent pour quoi ? Est-ce que les intellectuels malgaches ont-ils travaillé pour autres choses à part leurs satisfactions personnelles et leurs besoins, c'est-à-dire leur fierté nationale ? Je pense que non, leur monde est restreint et ne dépasse pas la famille, les cercles d’amis et la profession.
Et donc la résolution doit se baser par un besoin d'assouvissement, de réalisation pour le pays quelque son domaine mais ce dont a besoin c'est une action individuelle menant à une synergie d'ensemble. Pour l'instant, ce besoin est inoui et même s'il y a ce n'est pas encore éminent.
Il faut juste qu'il soit orchestré par une structure bien établie et composée de ressources humaines connaissant théoriquement et pratiquement le terrain, les textes et les pratiques coutumières. Sûrement le parfait n’existe pas mais qu’on essaie de mettre en place une structure bien organisée.

3. xxx
(
21/02/2009 23:50)
diana:

Bon courage diana on est ici!
:-D :-D :-D
6. xxx
(
22/02/2009 00:20)
diana:
misaotra e! na zay fotsiny ary!
:roll:
On t'emmerde sale face de traître , que d'autres impurs te suivront à la trace .Tu te repentiras sûr , mais tu as oser salir l'honneur de tes racines , c' est encore très très mieux pour les bannis et les maudits de cette terre de passage.
7. xxx
(
22/02/2009 02:40)
Aza asiana an'izao teny ratsy izao kosa eto e! Na inona na inona nataon'iza na nataon'iza...
rehefa tsy ampy ny teny ilazanao izay tianao lazaina, any an-kafa aleha e!!
Misaotra

xxx:
diana:
misaotra e! na zay fotsiny ary!
:roll:
On t'emmerde sale face de traître , que d'autres impurs te suivront à la trace .Tu te repentiras sûr , mais tu as oser salir l'honneur de tes racines , c' est encore très très mieux pour les bannis et les maudits de cette terre de passage.
8. andrywui
(
22/02/2009 08:07)
NDEHA MAVAVAKA ABY ALOU ARY NY ANIO FA RAHAPITSO NA RAHARIVA NDRAY MAKETO !! SADY BE ZAY OTA VITANAREO TIM ZAY !! OLONA ZAY MATINAREO TAMTY HERINANDRO TY ZAY !! KA NDEHA MITSY ALOU MIVAVAKA ABY DE MIFONAH MAFY ABY NAREO TIMREO !!
9. mathla
(
22/02/2009 08:34)
andrywui:
Araky ny vaovao re amireny olona TIM reny de manaiky ny hiala ihany ony zany iPrezida Ravalomanana! ka amin talata izy no mety hanao fanambarana hiala !! ka hanao fotoana iray makotroka hanaovana veloma farany ny TIM izy ka omby 50 hono no hajedaka de kisoa 100 !! fa le avion force,force reny no mba nangatahiny farany ho azy zany fa reny tsy foiny zany fa efa zatra anreny ry zareo !! fa perte be kou on zany izy tamle Magro sy Tiko -ny may reny !! de ny vola ao amin Banky central kou zaraina !! de handé hifindra any allemagne zany izy mianakavy kely no hipetraka !! zay aloha no reko an ! fa raha misy diso de ireo TIM reo ihany no nitantara anzany tamiko , sao de za ndray no homena rihatra eto oe mandainga sns an !! fa miala aho zay fa nampita resaka fotsiny aho !!
Sao de ingahy TGV io hanaiky hiala eto Madagasikara io? Mety ho diso ilay mpampita vaovao tamin-dra wiwi fa i TGV no hanao veloma farany eo amin'ny 13mai rahampitso. Ny menu tsy miova sady ho setrin'ilay kaly nariana fotsiny tam-lay diabe saika hatao nefa tsy nipoaka iny. Tena kivy manko hono lery tamin'iny dia nanapa-kevitra ny hiala eto an-tanindrazana. Hiandry an-ze mpitondra vaovao aorian'ny fifidianana ndray izy vao hanapa-kevitra na hiverina na hijanona any ivelany.
Ampy tsara ny saosy hivelomany any fa ny angatahany dia tsy asiana arakaraka ny aminy fa mahazo mivezivezy tsara eto Madagasikara izy rehefa hanao vakansy na misy ilàna azy indray eo amin'ny 13 mai.
10. rangorivao69
(
22/02/2009 11:03)
raouioui>AZA MIKORAPAKA EO TY VENDRANA TY MBA ARAHOFO FOTSINY LE ANATRO SAO OMEKO NDRAY TY VAVATATAKA :twisted: :twisted: :twisted:
11. Andribe
(
22/02/2009 11:07)
aleo lery hiala de za no hitondra eo eee tonga de hankanodikodina be :/ :^) :^) :^) :^) :^)
12. rangorivao69
(
22/02/2009 11:28)
raouioui> BE FIANTSO NEFA MITSOAKA REFA HATREHINA ,AKOLAHY FATAKAPOOUR :-D :-D :-D :-D
13. patrick2002
(
22/02/2009 13:26)
Tsy mino an'izany vaovao izany izaho ,Tsy izao situation izaho mihintsy no mbola hampiala an'i Ravalo, wait and see , na dia tsy voafehiny aza ,ny miaramila mbola tsy mivadika aminy ,ary ny FFKM koa tsy manosika azy ,ny TIM moa mbola manohana hatrany ka hoy aho aminao hoe mbola tsy miala amin'izao Ravalo.
14. Mirananirina
(
22/02/2009 15:10)
Mbola lasa nivavaka ve daAndry a.Miverena amin'izay fa mangina ny dinika.
aiaiaia...hay moa lasa nivory tany ho any e,nanana akama TIM angaha razandry

15. daomania
(
22/02/2009 16:59)
Ndryiiii !!! dia mampalahelo ity ianao ry andrywui ! dia inona re no ambaranao rehefa tonga tokoa io andro talata io e ! hainao ve ny manavaka ny rêve sy ny réalité ???
Ianao izao no atao hoe la crédulité personnifiéé : plus dur sera le réveil !

16. dasy
(
22/02/2009 17:07)
asa ianao raha mba olona mandinika tsara ireo fifanarahana tao antanimena :
-tsy misy intsony ny fivorivoriana izany hoe vita hatreo ny mihantsoantso ny olona eo @ 13 mai : iza no manao anio ?
-tsy misy intsony ny filazana vao2 tsy marina : radio an'iza no manao izany ?
-aza hadino fa tsy mpanao politika i rajoelina fa olona fotsiny te hiseho, tsy misy manakana ny lalàna hitsara azy rahefa tonga ny fotoana
ary mba inona no mikasika ny prezida... tsy misy
aza alefal avitra loatra ny fanirina , mahandrasa 3 taona dia hohita izay mahay

17. tovolahy007
(
22/02/2009 17:21)
Miarahaba ny rehetra e!
Ndeha atao hoe iny fa azon'ny Andry azany ilay seza tiany nalaina, de inona no ho ataony. Aiza izy no ahita vola hapandehanana ny raharahampirenena, ny mpamatsy vola efa niteny fa ny ARADALANA iany. Izany hoe ra iny fa nahomby ilay fanongan-panjakana saika natao iny de tsy hisy vola afaka ho ampiasainy akory eo. Izaho mino fa io antony iray ko no anisan'ny naneken'ny Andry ny hoe hiaona @ Ra8. Mety efa nisy kozy nandeha tany hoe MILAMINA ELAHY fa na ho tonga eo @ seza io aza elahy de otran'ny olona mipetraka eo fotsiny fa tsy hisy zavatra azon'ny la atao. Tsy adala akory i ROLAND RATSIRAKA ra nanipy gant satria efa kobony io. Ary tsy adala ko i Andry matoa nanaiky ny hifampidinika ihany @ farany. MISY FANENERENA AO AMBADIKA AO. Ary izao zavatra izao de efa nodradradraiko imbetsaka teto hoe:"TSY MISY AFATSY NY FIFIDIANANA IANY NO HANY AHAFAHANA ANALANA ANDRAVALO EO." Sahiko ny milaza fa ra tsy maika loatra toy ireny i Andry za sure 100% fa izy PREZIDA @ 2012. Saingy indrisy fa mbola tsy matotra, mora taitaitra de izao no niafarany.

18. andrywui
(
22/02/2009 19:13)
ha ha ha !!! voalo aloha tsy mamaly an'i Rangogivesa69 aho fa teny ratsy foan ny anlah na de alahady aza !! demon !!
--Mirana tena mbol nivavak marina aho de taraiky kely fa aza maik e !!!
--- tovolahy007 ndeha atao hoe zay zany !! fa izao aloh f'angah tsy fantatry tovolahy fa ny haren'ny Madagascar ane tsy lany 500taona raha trandrahina e !!! en plus anga tsy fantatrelah ko fa efa source - petrol be hita ao maintirano io !! heverin gah fa elabe anga na sarotra ny mitroka an'io petrol hita ao io !! harena be tsy hita pesipesenina io ry tovolahy !! ary mety ireo firenena lehibebe ireo aza no hangataka amin'ny Madagascar rehefa voatrandraka io ,ary efa tsy ho ela fa ny appel d'offres inter taminio aza efa vita depouillement ,fa ny execution ny asa sisa !! saingy tsy mba avoaka ho fanta-bahoaka izany fa atao zay hanarotsaronan'ny Mpitondra mafy anzany ,na ny toerana hitrandrahana azy aza vitsy no mahalala !! satria S be no ao !! fa asa na mba iza no hamoaka antsipirihany ny efa etape vita aminio asa io !!

19. gran
(
22/02/2009 19:47)
andrywuiiiiiiii, mpandainga andro alahady !!! zay fotsiny no hamitinako azy :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
20. Andribe
(
22/02/2009 19:48)
hita fa efa matahotra mihintsy i andry ko na i ravalo aza somary nangovitra kely de kely fotsiny t@ voalohany satria nihevitra fa be ny mpanaraka tgv. Ary aza dia marary fo aloha ra wiwi eee opa koa anie tsy mahafaty eee sady andro alahady androany famelankeloka dia avela koa ny helok ireo mpanao politika :-D :-D :-D