HANAIKY NY FIALANY IHANY PREZIDA AMIN'NY TALATA ZAO ONY !!!

21. andrywui ( 22/02/2009 20:18)
Marary fo ahoan lesy ra-andrybe a !! nofy lesy zany a !!! fa mbola mipetraka io lohateny io hoe !!! hiala Ravalo amin'ny talata ho avy zao !! fa ataovy ny veloma farany !! ---- De faly aho miarahaba anareo mitanondrika amin'ny fahoriana !! aza misosoka alaelo tsony re tompoko oo !toneo tsara re ny fo e!!
22. rangorivao69 ( 23/02/2009 00:50)
raouioui>AMBY ATY TENA PEHAKO KELY ,MERCI LESTSY LE T@ ALINA INY FA ATAOVY HOATRAN'INY IHANY :-D :-D :-D
23. tovolahy007 ( 23/02/2009 02:18)
andrywui> De gaga iany aho rahalahy ra araka izay lazainao zay. Ko naninona ary i bandy kely no nanaiky iany ny farany e. Nga adino sahady ilay hoe:"TSY HIFAMPIDINIKA @ MPAMONO OLONA IZANY RAHA I ADRY RAJOELINA". Izao nefa iny tampotampoka teo nilaza fa hiaona @ RAVALO. Io rakoto de resaka politika ny gasy io a, raha tsy maharaka enao de enao no mihinana ny tadikiraronao eo fa ry zareo anie efa samy lebany e. IZAO ZAO RY ZAREO HIFANDOMBERA @ CHAMPAIGNE AFAKA ANDRO VITSY2. Ary ny pokona maty zanaka, rahalahy, anabavy, nandrovitra pataloha teny @ 13 May mba hifandona inona? Izao zao ry zareo hifampizara ny sosy avy @ Daewoo, hiaraka hisonenika @ Force 1, ny biznandry zalahy andeha ko. Marina fa misy harena be eto Madagasikara fa saingy refa tsy misy ho avy eo de eo reo no raisina. Tsy i Dago rery no manana arena fa tadidio zay. Raha eto rery no misy io arena io de marina ny any la.
24. andrywui ( 23/02/2009 09:15)
Ary otrn'ny za kou ane no hiandronanareo rehetra e!! tsy hitanareo anga fa efa milaza aho fa miala aho hoa raha misy ny arakaraka fa tsy za no nikozy an'io fa ry zalahy Tim eny am tanana reny ka raha misy te higidraka de tokony ry lerony fa tsy za mba nampita vao2 taminareo !! de mbola miala iany ah zay !!!
25. tovolahy007 ( 23/02/2009 16:03)
Ny tena tiko kozina de izao:" Tokony handinika tsara aloha i Boay Kely vao milaza zavatra, fa tsy alefalefa fotsiny any io vava io." Ary izay mitsy ny tsy ahomby ny tolona ataon'ny lery. Otrany tsy mba mijery sy mametraka tsara ny zavatra atao alohan'ny hanatanterka an'ny le projet, hany ka izao rodana ny farany, ttttsssss, le ty e. Lazaiko eto fa za de nanohana an'i Andry t@ voalohany, FA T@ IZAY IZY TSY MBOLA NIERITRERITRA HOE HO PREZIDA, ALEO ATAO MAZAVA NY KOZY. AIZA VE RANGAHY, VAO HERINANDRO LERY NO NAHAZO OLONA DE TONGA DE NIODINA TAMPOKA HOE ZA NY HOE PREZIDA, TSSSS. Teo za de INY NO NIALA, EFA KOBOKO NY FIKAN'NY LERY FA TSY NOERITRERETINY MIHINTSY AKORY NY HOE AHAZO LERY KANJO INY FA NAHAZO OLONA. De ny pijapy TGV ko @ zany mo efa betsaka no tafiditra, de izao no farany. SOA IANY AHO FA NITSAMBIKONA MIALOHA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377