Fanambarana avy amin'ny zandarimariam-pirenena

1. Noue ( 20/02/2009 15:28)

I. Araka ny vaovao navoakan’ny haino aman-jery tsy miankina sy gazety an-tsoratra vitsivitsy dia manao izao fanambarana izao ny zandarimariam-Pirenena :

Tsy misy izany fahafatesana zandary izany nandritra izao toe-draharaha misy eto amin’ny Firenena izao.

Raha ny faharatran’ny zandary dia nisy tokoa teo am-panatanterahana ny asa izay vokatrin’ny tora-bato nahazo azy.

II. Tamin’ny fotoana izay nandraisan’ny mpitandro filaminana mivondrona ao anatin’ny EMMO ireo Ministera efatra tetsy Anosy ny marainan’ny 20 febroary 2009 dia:

Tsy misy izany fahafatesana olona izany, fa nisy ny fisamborana sy fitazomana olona vonjimaika mba hatao fanadihadihana.

Soritana mazava fa tsy mpanafina faty ny ZANDARMARIAM-PIRENENA, ka manainga ny olom-pirenena rehetra ho mailo manoloana ny fiantsiana sy fanelezana vaovao tsy marina ao anatin’izao toe-javatra misy eto amin’ny firenena izao.

Manantitrantitra hatrany ny mpitandro ny filaminana fa izy ireo dia tsy mivoana amin’ny fanamby izay apetrany dia ny fiarovana ny olona sy ny fananany.

Antananarivo, faha-20 febroary 2009
Service communication de la Gendarmerie nationale


répondu par xxx le 20/02/2009 21:33
2. Noue ( 20/02/2009 15:30)
dia aleo hajanona ity honohono sy laingy rehetra ity mba ahazahoana indray ny olona hi-se revolter eee ! dia ho avy indray iza no atao SORONA manaraka ee ?? tssss
3. tsinjo ( 20/02/2009 15:33)
:-D :-D Noue kou efa nisy 9 houn kou , ny deba mitsy nge nilaza izany tetsy am toeram-piasany (13 mey) eeee :-D :snif: :snif:
4. tovolahy007 ( 20/02/2009 15:33)
Tena raiso ny andraikitrareo izay natao hiaro ny olona sy ny fananany ary i Madagasikara. Aza avela ho simban'ny tsy matahody ny tanana fa izay manimba de omeo ny afatra daolo, na io Pro Ravalo, na Pro TGV. Asehoy fa tany misy lalana i ty tany ity fa tsy fanjakan'ny BAROA.
Mankasitraka ny asa ataonareo.
5. Mirananirina ( 20/02/2009 15:34)
Misaotra anao ry Noue,hita izao fa tady hisy hampiady ny mpitandro ny filaminana sy ny vahoaka.Nefa au contraire:miaro ny vahoaka sy mitandro ny filaminana izy ireny.
Raha misy ny korontana:normal raha miaro izy ireo toy ny fanaon'ny rhetra erantany,miaraka aminy fiarovana.Raha tafihina ve izy ireo tsy hamaly.
6. Noue ( 20/02/2009 15:35)
DECLARATION GENDARMERIE NATIONALE



I- Face aux informations qui sont diffusées par certains médias, la Gendarmerie Nationale fait la déclaration qui suit:



Ø Aucun gendarme n’est la mort durant les manifestations qui se sont déroulés dans le pays.



Ø Des gendarmes ont cependant été blessés par les jets de pierres.



II- Durant la reprise des quatre ministères à Anosy par l’EMMO le matin de ce 20 février:



Ø Personne n’a été tuée ; des individus ont été arrêtés et sont détenus provisoirement pour des enquêtes..



Ø La Gendarmerie Nationale souligne qu’elle ne cache pas de cadavres et appelle ainsi la population à la prudence face aux fausses informations et incitations qui sont diffusées dans le pays actuellement.



Les forces de l’ordre réitèrent qu’elles assureront la mission qui lui est assignée qui est de protéger la population et leur bien.



Source : Service de Communication de la Gendarmerie nationale
7. Noue ( 20/02/2009 15:37)
tsinko ooo ! ka tsy maintsy mitady fika indray anie ry zareo eee ! tsss ! efa mahazatra io eee ! efa tsy taitra intsony ny olona @ lainga hasesin'ity tgvendrana tsisy farany ity eee !
Mirana oo ! zay mahintsiny akia aaa ! k'ita fa tsy maintsy hamorona ry zareo eee !! tsss
8. Mirananirina ( 20/02/2009 16:16)
Izay indrindra e,
9. Ravalomarc ( 20/02/2009 16:18)
Isika Malagasy indraindray de tsy misaina mitsy oao ee,rehefa mba oe anjarako ny mihinana aloha de mba avelao aho hihina miadana éééee, fa ity ataonareo Malagasy ity de tena tsy tiako oao eee, aleo aho re mba haka ze zakako eto eee, fa ze handimby ahy eo anie tsy mbola fantatrareo marina ze tena ataony eee, ka mba aleo aloha aho hanorona kely ry zareo aa, ze ampahatelon'ny M/car ve no mba saika ho hamidiko de mahatezitra anareo eeéé , mandefera oao ééee
10. xxx ( 20/02/2009 16:43)
Ravalomarc:

Isika Malagasy indraindray de tsy misaina mitsy oao ee,rehefa mba oe anjarako ny mihinana aloha de mba avelao aho hihina miadana éééee, fa ity ataonareo Malagasy ity de tena tsy tiako oao eee, aleo aho re mba haka ze zakako eto eee, fa ze handimby ahy eo anie tsy mbola fantatrareo marina ze tena ataony eee, ka mba aleo aloha aho hanorona kely ry zareo aa, ze ampahatelon'ny M/car ve no mba saika ho hamidiko de mahatezitra anareo eeéé , mandefera oao ééee

Izaho mivarotra ireto ,mety hahaliana anao : Chars éclairs (20 mm PM ); flamme panzer avec (7,8mm AM ) ,chars tigres ( en option ,77mm ,88mm +AM 7,5mm ), awacks 2000 std (bombe a sous munitions ,au napalm ,a tête nucléaire ) Brumbars ( 250 mm , 120mm en option) fusilles d'assauts MIB modele 98 ,99 ,antsoy @ ity adiresy ity Killzone@ wayguns.com://selldeath .

:idea: :idea:
11. andrywui ( 20/02/2009 16:58)
Ianao ihany ve prezida io mivarotra armes mpanjakana io kléé ?? tena tsy mety zany prezida fa rehefa hiala aianao de ndana any faza ny armes mpanjakana no tsy ahaizana miaina fa simbain'ny olona eto ianao an !!
12. Mirananirina ( 20/02/2009 17:10)
Andrywui,misaora ianao ahy fa tsy namangy fahoriana toy ny nataonao ahy omaly aho
13. Noue ( 20/02/2009 17:11)
tena lasa nisy ravalo nivoaka tampoka tato klet'ieeee ! sady mpisandoka no mpandainga no mpamorona no manao tsinontsinona ny filoha ee ??? iza indray zao io eee ??? tssss
14. xxx ( 20/02/2009 17:16)
Efa tonga tao koa hono iAndry rajoelina é !sady misy sopapan'ilery koa hono ato ! =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :miam: ^:^ ^:^ :p
15. andrywui ( 20/02/2009 17:18)
Noue io ny filohanareo zany ko !! eto izy afaka mitaraina tsara amin Noue sy Mirana tsara eto !! afaka miteny aminareo roa vavy ze mampalaelo azy izy io fa anontanio e !!! tena izy hita vatana io !!! ha ha ha matahotra ny patron nareo ve nareo e !!
16. xxx ( 20/02/2009 17:24)
andrywui:

Noue io ny filohanareo zany ko !! eto izy afaka mitaraina tsara amin Noue sy Mirana tsara eto !! afaka miteny aminareo roa vavy ze mampalaelo azy izy io fa anontanio e !!! tena izy hita vatana io !!! ha ha ha matahotra ny patron nareo ve nareo e !!


c'est Andrywui double qui parle la ? incroyable !

:?:
17. Noue ( 20/02/2009 17:28)
filoham-pirenena leisy i Ravalomanana na tian'lahy na tsy tian'lahy aaa ! voafidin'be sy ny maro izy eee !
18. Ravalomarc ( 20/02/2009 17:32)
Non ,c moi , votre President , mila ny hevitrareo aho ry reto a, hande ve aho sa hijanona e? raha hande anie aho ka tsy ampy ahy ny azoko teto Madagascar oa éeee , ny antony de izao éee , midina ny sandambolako rehefa any ivelany any anie ry zareo de kely fanonona sisa ééeee ,fa mba avoty aho ry Noue sy Mirana sy Tsinjo a,Prezida anie oa za ééeee ,
19. xxx ( 20/02/2009 17:38)
Ravalomarc:

Non ,c moi , votre President , mila ny hevitrareo aho ry reto a, hande ve aho sa hijanona e? raha hande anie aho ka tsy ampy ahy ny azoko teto Madagascar oa éeee , ny antony de izao éee , midina ny sandambolako rehefa any ivelany any anie ry zareo de kely fanonona sisa ééeee ,fa mba avoty aho ry Noue sy Mirana sy Tsinjo a,Prezida anie oa za ééeee ,

Non sé faute ,sé moi lé présidant ,sé moi le garon dé l'etat ,moi donne ordres au malagasy ,éla ry Andrywui ,ti é mon chien petit petit .

:-D :-D :-D
20. andrywui ( 20/02/2009 17:41)
Ny olako anie elah tsqy miseho ps io e !! donko fantatro tsara elah na tsy hiseho aza !! ary na ny prezida nareo aza gaga amini elaisany kanosa be io oe zao ve no mba element ko ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586