Fanambarana avy amin'ny zandarimariam-pirenena
21. xxx
(
20/02/2009 17:52)
Aza mdonky donky eo éla rAndrywui a ,énao ngé lé atao présidà é,dé ze ps kely io ve de aton la mapipipy apataloa? :lol: lalao mbola ela fa ny ain no matezah ! :twisted: :twisted:
22. andrywui
(
20/02/2009 17:55)
innn mitsy ary no tsy hivoahanlah miafina tao e ?? za ve hamono anlah e !! mivoah tao Noue a !! mivoah fa ts ataoko innn nareo sy Mirana reo ! haingana :: aiza i Mirana sa mbola miafina ao !!
23. xxx
(
20/02/2009 19:47)
andrywui:
innn mitsy ary no tsy hivoahanlah miafina tao e ?? za ve hamono anlah e !! mivoah tao Noue a !! mivoah fa ts ataoko innn nareo sy Mirana reo ! haingana :: aiza i Mirana sa mbola miafina ao !!
Ka nareo mampamono olona @ tsy antony ko !éla ko anie no niteny hoe itondra bara mina izahay é !pinsa be é !rojovy é ,kibay é antsibe é! sns ,ka iza no vono lah eo légona ! ialanay pa fotriny dé samy lafatsa ,aleo éla any @ mis an lah any iany ka !
:lol: :lol:
24. Noue
(
20/02/2009 20:07)
andrywui:oadrayyy eee ! ny an'i wiwi koa dia isakin'ny misy olona miditra @ io XXX ve nama dia lazainlahy fa izaho foana klet'ieeee !! tssss !
innn mitsy ary no tsy hivoahanlah miafina tao e ?? za ve hamono anlah e !! mivoah tao Noue a !! mivoah fa ts ataoko innn nareo sy Mirana reo ! haingana :: aiza i Mirana sa mbola miafina ao !!
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
25. fijo
(
20/02/2009 20:39)
manomboka tonga saina daholo izao,na i andry tgv aza fa tsy hety ity zavatra ity.ny tahotra nefa misy koa,fa raha izo ano miteny ary aminn'y birao tafolanitra hoe hiresaka dia izy indray no hofaty eo.ka tena loz afa hilefa ihany ny hiafarany ko
26. xxx
(
20/02/2009 21:08)
Tsy misy afa-maina amin'ny nataony eto é, samy mijinja izay nafafiny hatr@ izay ny daholobé .Point à la ligne . :twisted: :twisted:
29. xxx
(
20/02/2009 21:33)
fijo:
milefa izy dia vita ko,eo ny pokona
Boribory anie ny tany rafijo é !Mahaiza mandanjalanja tsara ny zava-miseho.
8)
