Ilay honohono koa tena mampihomehy be
1. xxx
(
20/02/2009 15:23)
Ilay nakany Ambohitsorohitra iny dia ilay tsy tonga tany akory i Andry TGV. Dia nolazain'ny olona hoe teny ihany hono izy fa nivadika saka :-D
Ohatra an'ilay Bob sy Carter nivadika voalavo tany Fianaratsoa hahaha
Ohatra an'ilay Bob sy Carter nivadika voalavo tany Fianaratsoa hahaha
répondu par andrywui le 20/02/2009 18:20
3. andrywui
(
20/02/2009 16:33)
Ialah iany ane ry tsinjo io mamorona eo io de mody manao xxx de mivadika réel tampoka de mody ... he he he arako ane ialahy ry tsinjo ee!!! ialahy iany no nanao anio honohono resahinlah io !! fa eo ko de mampiesona eo lety !!!
4. xxx
(
20/02/2009 17:34)
na dia izany aza efa specialiten'ny gasy ity honohono ity,izay ny maha gasy ny gasy e :* :* :*
5. Ravalomarc
(
20/02/2009 17:46)
An an an ry xxx a, tsy misy mahavita ny vitako raha resaka ody zany oaoééeee , izy ve mahay manjavona adiny 6h tsy miato ? izaho mahavita izany tsara ,iAndry tgv nareo ve afaka mampilatsaka orana maintany ? izaho mahavita izany tsara ,i andry tgv ve afaka tifirina ny basy nefa tsy maty ? zaho mahavita izany tsara , ka ra resaka oe Andry tgv mahavita magie noire noho izaho de lazaiko marimarina eto fa mbola izaho no maitre oao eééé
6. xxx
(
20/02/2009 18:00)
mangina ela ry ouioui an efa fanatratr'ny mpokona ela dia miova psudo eo :-D :-D :-D :-D
7. andrywui
(
20/02/2009 18:20)
ze lazainla fa izah izah fona ry lety e !! mbola afaka mampihinana anareo aho ka tsy hovaiko eo mitsy ty andrywui ty mandrakizay fa ity no nahabotrabotra anareo tato hi hi hi hi