aingam-panahy ho an'i TGV
1. denara
(
20/02/2009 13:38)
eny ho aho ry TGV!
moa izao no nifanekena ve?
mody hoe ho eny aloa
hay miafina ao iviho
rahampitso asa loa
nilaza izy hoe ho eny aloha
ho hitantsika eo izany
izao aza efa latsaka ny am...!
tsy mbola ise no tena henjana
ka hitarika sy hanenjana
mipetraha de mamitsaha
sao ho any ambany rangolahy
répondu par BlackGasy le 21/02/2009 07:28
3. AndryRajoel
(
20/02/2009 13:56)
:^) :^) Aza taitra enao ry zandry malala fa tsy nisy nanao fanekena zany teo. Tiako ny malagasy; ary masina ny tanindrazana ka tsy maintsy mandresy ny tolona satria Tiako i Madagasikara Tompokolahy sy Tompokovavy
4. pimaso
(
20/02/2009 13:59)
Aza taitra enao ry zandry malala fa tsy nisy nanao fanekena zany teo. Tiako ny malagasy; ary masina ny tanindrazana ka tsy maintsy mandresy ny tolona satria Tiako i Madagasikara Tompokolahy sy Tompokovavy
AndryRajoel > hay efa lasa TIM!
AndryRajoel > hay efa lasa TIM!
5. ifiona
(
20/02/2009 14:08)
atahorako ho Andribe ihany io AndryRajoel io... enga anie mba ho diso!
7. xxx
(
20/02/2009 14:14)
io ve tsy wiwi na ikidoro ihany kle. Mety ra-kidoro io fa niala volombava de lasa radomelina
9. xxx
(
20/02/2009 14:30)
IZA REO MITOMANY REO!!!
IZA REO MITOMANY REO!!!
Mama a! nalainy 8 indray ny kilalaonay,snif,snif,snf,
Mangina é! ty ny yaourt nao!!!
IZA REO MITOMANY REO!!!
Mama a! nalainy 8 indray ny kilalaonay,snif,snif,snf,
Mangina é! ty ny yaourt nao!!!
10. AndryRajoel
(
20/02/2009 14:36)
:lol: Za ihany ity ry vahoaka ah!!! Izaho andry Rajoelina mitsy.... Henoko mantsy fa tsy misy afa-tsy fanaratsiana ahy ny aty @Forum dia tsy maintsy madray andraikitra ny tenanay. Satria tsy filoha kanosa; tsy filoha tsy mahatanty adihevitra. fa filohan'ny Madagasikara tatezamita. :cry: :cry:
13. ifiona
(
20/02/2009 14:52)
Noue>>> Otran' tsy possible hoe wiwii fa mody sérieux be loatra izy iny raha oe mitourné en dérision ny sefony... :roll:
lasa milalao qui est qui ndray zao zany kle
lasa milalao qui est qui ndray zao zany kle
15. ratavao
(
20/02/2009 14:59)
De inona ko manaraka! alefaso fona ny mpihinana fatin'olona teny Ambohitsirohitra a
16. kalovavy
(
20/02/2009 15:03)
tsy misy olona miofo eo, samy ho faty daholo, fa ny fitona no samy manana ny azy , nefa fatahorana ho faty ve de , tsy hitolona mihitsy zany ny malagasy, satria matahotra ny ho faty,
Zaho anyé , mba tanye !
Zaho anyé , mba tanye !
17. Mirananirina
(
20/02/2009 15:54)
possible mihitsy an,il suffit hoe mamorona adiresy mail vetivety dia manao pseudo maro.
Dia sahin'olonkafa ve ny haka sy hisandoka anaran'olona.Sa mety olona hafa taloha dia izao vao maka ny endriny........mahagaga
Dia sahin'olonkafa ve ny haka sy hisandoka anaran'olona.Sa mety olona hafa taloha dia izao vao maka ny endriny........mahagaga
18. Noue
(
20/02/2009 16:04)
dray dray dray vao nosokafany androany io andryrajoel io eee ! fa raha tsy wiwi io dia ilay antidahy iny :-D :-D :-D :-D :-D
19. xxx
(
20/02/2009 16:07)
ifiona:
atahorako ho Andribe ihany io AndryRajoel io... enga anie mba ho diso!
Diso be ianao amin'izay ,fantatro tsara i Andribe .Izaho milaza fa ipimaso no manala-baraka ny tenany mampiseho sarin'olona toa izao.
20. Ravalomarc
(
20/02/2009 16:14)
Tsy mety zao ataonao zao ry Andry rajoel ,raha tena tia tanindrazana ianao dia tsy tokony haka ministera zany fa efa ahy io ,
na izany aza anefa de faly aho mahita anreo vory marobe ato amin'ny forum ato ,faly aho tena faly aho oa ee ,
na izany aza anefa de faly aho mahita anreo vory marobe ato amin'ny forum ato ,faly aho tena faly aho oa ee ,
