aingam-panahy ho an'i TGV

21. xxx ( 20/02/2009 16:19)
AndryRajoel:

:lol: Za ihany ity ry vahoaka ah!!! Izaho andry Rajoelina mitsy.... Henoko mantsy fa tsy misy afa-tsy fanaratsiana ahy ny aty @Forum dia tsy maintsy madray andraikitra ny tenanay. Satria tsy filoha kanosa; tsy filoha tsy mahatanty adihevitra. fa filohan'ny Madagasikara tatezamita. :cry: :cry:

AZA DIA MIFANALABARAKA ETO ISIKA !IZAHO TSY HO IANAO VELIVELY ,EFA FANTATRO NY ADIRESINAO SY NY MOMBA ANAO , ARY AOKA KOA IZAY NY FIRESAHANAREO AHY ETO AMIN'ITY SERASERA ITY .HATOMBOKA TSY HO ELA NY FAMPAHAFANTARINA NY TENA MPANOHARIANA HATRAIZA KA HATRAIZA .AMIM6PANAJANA TOMPOKOLAHY SY TOMPOKOVAVY .

22. Mirananirina ( 20/02/2009 16:27)
Hoy i AndryRajoel:

Za ihany ity ry vahoaka ah!!! Izaho andry Rajoelina mitsy.... Henoko mantsy fa tsy misy afa-tsy fanaratsiana ahy ny aty @Forum dia tsy maintsy madray andraikitra ny tenanay. Satria tsy filoha kanosa; tsy filoha tsy mahatanty adihevitra. fa filohan'ny Madagasikara tatezamita.


AZA DIA MIFANALABARAKA ETO ISIKA !IZAHO TSY HO IANAO VELIVELY ,EFA FANTATRO NY ADIRESINAO SY NY MOMBA ANAO , ARY AOKA KOA IZAY NY FIRESAHANAREO AHY ETO AMIN'ITY SERASERA ITY .HATOMBOKA TSY HO ELA NY FAMPAHAFANTARINA NY TENA MPANOHARIANA HATRAIZA KA HATRAIZA .AMIM6PANAJANA TOMPOKOLAHY SY TOMPOKOVAVY .

Dia iza indary ity manoratra,gravy izany marina an,tsy azo atao ny misandoka anaran'olona an. :roll: :roll: :roll: SOSIE azonao atao
23. andrywui ( 20/02/2009 16:37)
hehe he !! efa manomboka acteur ny gasy an !! efa mahay comedie artistique be an !! iza moa fa na le tsinjo na i molota na i Yuka na i Mirana ihany io mody manao TGV sandoka io de mody mitrerona sandoka de mody ....hita be fa ny manaraka ndray resahana e !!! apitso no fotoana amle ministera ry zareo fa haka aina kely aloha ny pkna anio a!!!!
24. Mirananirina ( 20/02/2009 16:50)
iza moa fa na le tsinjo na i molota na i Yuka na i Mirana ihany io mody manao TGV sandoka io

Antso avo hoan'i Hery sy ny mpiarakara:
Betsaka ny mpisandoka ato sy milalao pseudo maromaro.Koa ianareo no aoka hitsara azy ireo,sy mahita ny atao rehetra eto.


Andrywui,dia hohitan'dry Hery sy ny équipe-ny eo izay mivazivazy eto.Voarara manko izany.Hita anie ny fiavian'ireo raha même ordi e,aiza ve dia misoloky an'iAndry sy Ravalomanana be izao.
25. andrywui ( 20/02/2009 16:55)
hoy iNoue !!!



dray dray dray vao nosokafany androany io andryrajoel io eee ! fa raha tsy wiwi io dia ilay antidahy iny



azafady kely ry Noue fa aza mifanala baraka amzany eo fa tsy misy andrywui zany eo !! fa na i letsinjo io zany na i penguin fa le iny zao no elaela tsy teo ! nikonokonona nanamboatra an'io ao le iny zay !!
26. Papoose ( 20/02/2009 17:05)
lany v ny size eeee.. sambasamba ndray misy mifampitsiko fa eto @ politika ndray ity moaa :-D
27. BlackGasy ( 21/02/2009 07:28)
PS Andry Rajoel Ravalomarc olona vao namorona PS entina hanalana azy ato fotsiny angamba aza mitapy oa...
Ady hevitra atao fa tsy hanihany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0425