TSY EFA NITENY VE AHO ? AHOANA RY ZALAHY MARINA SA TSIA !
1. andrywui
(
19/02/2009 14:48)
HE HE HE iANDRYWUI ane oa tsy miteniteny foanaze azon'ny vava toy ny anareo ato fa ze tena koz vrai ihany no ataony !!! hitako no tsary misy hita ato tsony ry le babakoto reny kay mitomany be ao daholo ony ry zalahy !! de ahoana nisy nipika ve ze nolazaiko !! zay ane no teneneniko oe mba henoy iany aho oa fa za tsy taitra tsy maika fa ny miseho rahapitso efa hitako anio zay miseho anio efa voasoratra omaly ha ha ha ha !! ka aiza ry akama tato a!! hifandom-bera kely ane isika e!! penguin a !! efa mahazo misotro zavatra mangatsiaka ve elah sa mbola mareforefo letsy ?? ra tsia de aleo zay mahazaka no hifandom-bera ato ary e!! okay Noue a ! Yuka a ! molota a ! Rangorivao69 a !! tsinjo a! penguin sefo a!! arinofy a! miranakely a! RAISO ARY NY VERA E !! OEEEE!! TCHIN !!!TCHIN!!!TCHIN !!!!
répondu par tsinjo le 19/02/2009 16:16
3. xxx
(
19/02/2009 14:56)
io no vaovao nolazain'ny sobika farany :vakio
17H33 : Masimana Manantsoa ( gouvernement Tgv ) entre dans les locaux du ministère de l'intérieur
17H29 : précisions : Le général Organes est entré dans les bureaux de la sécurité intérieur et non le ministère de l'intérieur à 17H10. Il est actuellement devant la porte du ministère de l'intérieur
17H22 : La délégation ressort et se dirige vers un autre ministère . Pas encore confirmé lequel.
17H20 : Le directeur de la police économique du gvt ravalomanana présent sur le lieux félicite le général organés !
17H15 : déclaration du général Oganés. Il donne 48h aux forces de police pour revenir au ministère
17H14 : le Général Organes, ministre de l'intérieur du gvt tgv est entré dans le ministère de l'intérieur
17H06 : Les huissiers sont arrivés. le portail a été ouvert. Ils se retrouvent maintenant dans la cour du Ministère devant la porte d'entrée de l'immeuble...fermée.
16H56 : Toujours pas de huissier en vue....! Situation "originale" !
16H26 : la délégation est composée des membres du gvt Tgv et de quelques mpiandry. Malgré la même situation que lundi, la délégation n'a pas prévu d'huissier avec eux.
16H20 : La foule se situe au niveau du rond point du carlton. Elle "encercle" le barrage militaire de l'Emmonat.
16H17: La délégation attend un huissier pour faire constater l'ouverture du portail du ministère
16H07 : Le général Kavao ( peut être erreur d'orthographe ) est le responsable discutant avec le général Organes ( Tgv ) . Il déclare ne pas avoir les clés du portail mais laisse faire le général Organes
16H05 : Tamatave : le calme est revenu. Routes vers l'hotel de ville barrée.

7. andrywui
(
19/02/2009 15:15)
Io nalefan'ny akama etsy ambony io ny valiny zany ry xxx4 a !!! tsisy ambara aho (RAS) !!! sady tsy te hiteny amzao fahoriana midona ato amin forum izao !!!!! hi hi hi hi hi ih
Araka ny fantatra izany dia tafiditra ao @ Ministeran'ny Filaminana anatiny sy ny Ministeran'ny Aty tany ny Ministra roa.
Tsy nisy ny fifandonana fa dia niditra tsy nisy olana izy ireo, ny tao @ ministeran'ny filaminana anatiny dia efa niandry tao ny tale Jeneralin'ny Polisim-pirenena sy ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny
Ny Ministeran'ny ati-tany moa dia ilay Talen'ny kabinetran'Ingahy Ministra notendren'ny Ra8 io lasa ministra notendren'ny TGV io.
1-Ny fanontaniana manitikitika ny saina dia hoe, efa nisy tsy fifankahazoana ve tao anatin'ny ireo Ministera roa ireo indrindra ireo mpiara-mitantana tao anatiny no dia mora ihany no nakana azy kanefa ministera mitana toerana anisan'ireo lehibe indrindra eto @ tany sy ny fanjakana. Dia ho toy izay koa ve ny Ministeran'ny fiarovana sa dia tena nisy asan'ny maizina tokoa t@ izao fitondrana izao ka resy avy hatrany?
2-Ho ahy manokana aloha dia efa tsapako fa efa nisy tsy fahafaliana tao anatin'ireo samy mpitantana t@ izao fitondrana ra8 izao ka niotrika tany ilay alahelo, hany ka niandry mpitarika fotsiny sisa dia izao no vokany, na izany aza anefa tsy mbola fantatra ny avoakan'ny ampitso, ny irariana dia ny tsy hisian'ny fifandonana eo @ miaramila sy ny polisy ary ny zandary.
3-tenan nandaitra izany ilay hoe ny vady aman-janaky ny miaramila sy polisy no hitarika ny filaharana sa ve dia tena mpivaro-tena tokoa ireo vadin-drizalahy ireo araka ny voalaza any @ dinika hafa satria izay no voalazan'ny mpomba ny fitondrana ra8?
4-Ho antsika rehetra dia mba ampitao @ ireo izay manan-kavana mpitondra fanjakana mba hahay hitondra tsara rehefa mahazo fitondrana fa tsy ankasitrahan'Andriamanitra sy Jesoa Kristy ny fampijaliana sy ny fampahoriana ny olony, ary indrindra ny fitiavan-tena. jereo tsara fa firy taona moa i Josia no nofidian'Andrimanitra hitondra firenena?
1 Valo taona Josia, fony izy vao nanjaka, ary iraika amby telo-polo taona no nanjakany tany Jerosalema.IITANTARA 34 : 1
Tsy sanatria akory hoe ataovy Josia indray i Andry TGV fa kosa vakio sy diniho tsara io IITANTARA 34 io dia ho hitanareo izay hitondra firenena fa tsy tokony hanompo Tompo roa raha mbola milaza ho mpivavaka :
Tsy misy mpanompo mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy mamôna hianareo. Lioka 16:13Italic text
hafatra ho an'izay mpitondra manaraka rehetra mifandimby: Ny malagasy tompoko dia olona mora entina raha hainao ny mihaino ny feon'Andriamanitra sy ny feon'ny vahoaka entinao.
Misaotra namaky. :-D :-D :-D :-D :-D

8. Noue
(
19/02/2009 15:23)
raha misy olona miditra na tafiditra ao @ ministera, inona moa no dikan'izany eee ??? midika ve zany oe azony ny ministera ??? ho hitantsika eo ny tohiny eeee ! i wiwi koa anie afaka miditra ao @ ministera fa tsy midika velively akory zany oe azon'i wiwi ny ministera eee !! nga izy ity fanjakan'ny baroa ???
9. andrywui
(
19/02/2009 15:29)
Ka le fidirana ao amn'ny ministera mits ane no fototry ny dinika tsika tato fa ny ankoatra izay de ny tompon'andraikitra no mandamina ny fandehanan-draharaha e !!!! mbola ao daolo ry Noue ny ordi rehetra misy ny dossier complet a! tondé miasa fotsiny !! tsy mitomany i Noue ??? efa niteny ah ane fa hianareo manabatibaty ahy fotsiny tsy nino e!! zao efa avy nandevina vao mino fa nisy maty tao antanana ????
10. molota
(
19/02/2009 15:29)
Andrywuiwwui A! aza manaraoraotra otran'ny sima misioka eo OA elah! mba fantaro aloha hoe niditra tao dé AONA? in? :-D :twisted:
11. Noue
(
19/02/2009 15:32)
fa hitomany @ inona aho ry wiwiwi ??? aza manofy atoandro eo oa eee ! tsy misy ministera azo alaina @ tsinapany zany eeee ! tany misy fanjakana sy misy lalaàna leisy dago aaa ! ary raha niditra ministera ry zareo tsy midika velively akory io oe lasany eee !! ho hitan'lahy eo ny zavatra hanjo an'i tgvendrana io !! dia mihomana dien'zao oa eee !
12. andrywui
(
19/02/2009 15:36)
faly aho oa ééee !! tena faly aho !!! tena faly anie aho oa fa lazaikoanreo eeééé !! zay le izy ry Noue ah !! de mitehetehaka be i Noue !! nefa tsqy ho heno tsony zany manomboka izao fa ho nofy sisa !!! hi hi hi hi
13. Oay
(
19/02/2009 15:39)
Noue:
fa hitomany @ inona aho ry wiwiwi ??? aza manofy atoandro eo oa eee ! tsy misy ministera azo alaina @ tsinapany zany eeee ! tany misy fanjakana sy misy lalaàna leisy dago aaa ! ary raha niditra ministera ry zareo tsy midika velively akory io oe lasany eee !! ho hitan'lahy eo ny zavatra hanjo an'i tgvendrana io !! dia mihomana dien'zao oa eee !
Efa tena vontompinoana mihintsy i Noue izany an! tena nandaitra ny leitmotivn'ny 2002 an! Minoa fotsiny ihany fa i Marc no nilaza an'izany é!
Noue a, ny anareo aloha d mety satria biskleta efa lasa camion citerne fa ilay 85% ny Malagasy tsy mbola hita mangirana ilay 4L isan-tokatrano é! na izany aza anefa d mbola miandry sy mino ny Malagasy fa Fahamasinana sy Fahamarinana no nahatonga an'izao rehetra izao ka d tohizo.Minoa Fotsiny ihany é!
15. andrywui
(
19/02/2009 15:45)
okay letsy ra tsinjo ah !! amaray koa journée !! ministera 4 rahapitso hirekiperena le telo andro nandamoaka teo nahazoako vava ratsy tato zay !! hi hi hi hi
16. molota
(
19/02/2009 15:50)
MIfalifaly @ny tsy misy dikany, refa mamo tsy milaza fa miteny teny fôna eo! sa efa tena lasa Andrywui Radomelina ny TOaka :-D :twisted:
17. andrywui
(
19/02/2009 15:54)
Noue ,molota ,tsinjo
Miarahaba anlaisany aloh eh !! aminizao Fahasoavana be izao de faly aho manoroka anlaisany sady iny ny dimy ee !! de faharoa ! mamangy amin'ny fahoriana tompoko letsy ;de aza misosoka alaelo tsony re tompok nareo 3mtsamy fa mionona e!!!! hi hi h i hi hi hi :{ :{ :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: =D> =D> =D> =D> =D> =D>

18. tsinjo
(
19/02/2009 15:55)
andrrywui:hahahahahaha aza mapme letsy ela a ,za miteny anla fa rapitso kou andro wa ,ary ra tafiditra ao kou mo de aninona e , hibaiko ? hibaiko aniza ? hibaiko any wuiwuiwwui 8-) 8-) :-o
19. andrywui
(
19/02/2009 15:59)
hibaiko ny firenena ry tsinjo satri ny ordi misy ny dossier sy ny plannn rehetra mbol ao daoly a!! manohy fotsiny de manatsara ny lesoka sisa de miodina ny masininnn administtttr !! hitako ny sarinlah lety ry tsinjo !! bonaika be otran pastera zany elah ao !! mpiasa be kay lengama ty fa tsy araka ny zavatra soratany mampihinana be ato !!!!
20. tsinjo
(
19/02/2009 16:04)
andrywui :hahahahhaha eny wa e fa nga ela de lany mitsy tato e , ka mitenena ra ohatra we mafy lotra le teny e fa tsy ataoko tsony aminy manarak ra tsy zakanla :-D :{ fa rapitso koa wa andro