TSY EFA NITENY VE AHO ? AHOANA RY ZALAHY MARINA SA TSIA !

21. molota ( 19/02/2009 16:07)
wiwui ary zao sady dé efa miaraka @vera koh in ra tsy Fitondrana Vendrana sy VorrretraB no ataon'ny ry Andrywui Radomelina ao :-D :twisted:
22. tsinjo ( 19/02/2009 16:10)
ary i andrywui nge toa efas lasa ra molota e nande nitsoka ew
23. andrywui ( 19/02/2009 16:13)
nande nitsoaka ?? miteny aho rehefa hande fa tsy miala otrin Jiosy zany aho !!
24. tsinjo ( 19/02/2009 16:16)
ka iza no mahalala fa tsy itanay ato tsony kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0392