miaramila herim pamoretana
1. fijo
(
18/02/2009 21:18)
rehefa nitranga ny asa nataon'ny miramila tany madagasikara,dia maika ery isika nilaza fa hery famoretana.
misy korontana koa izao any amin'ny dom,antille,inona no avy dia natan'ny zandary sy polisy frantsay?avy dia nalefa nirotsaka nampandry ny tany.
ka asa famoretana ve ny tafika sa hery papandry tany.??,,
inona moa no hilana ny tafika.ny tafika dia natao hiaro ny fanjakana sy ny vahoaka.
ny fiarovana ny faritra mena ve,asa famoretana sa fampandrian tany.eo no resaka izao.

répondu par klitika le 19/02/2009 03:52
3. fijo
(
18/02/2009 21:26)
de avela hikorontana eo izany ny firenena?izay ve no atao hoe fahafahana?
4. heidi
(
18/02/2009 21:42)
zà né mba gaga e! tsy azon'ireo mitsy ilay izy fa de mndray antendrony fotsiny :}
5. vale
(
18/02/2009 21:54)
sady tsy harovana kosa ve ny fananam-pirenena e?? ireny efa niaraha-nahita ireny fa nisy ny fanararaotana fandrobàna, ny fandorana ny fananam-pirenena, rariny raha mailo ny mpitondra, za lo tsy manome tsiny mihintsy e, self defense io ko!
Guadeloupe androany 1 no maty nisinisy ihany ny naratra voatifitra, zany no alehany rehefa te hanankorotana! :^)

6. Belami
(
18/02/2009 21:56)
Tsy misy firenena tsy misy tafika e!
Misy tafika aza, resaka gaboraraka ny mitranga amin'izao maika fa tsy misy de ahoana ?
Andry iray maha firenena ny firenena ny tafika fa tsy herim pamoretana zany!!!

7. ikaretsaka
(
18/02/2009 22:07)
tokony miverina manao ecole de guerre marina fa lasa tsy hay intsony ity ny manavaka ny rasil @ mersenera sy ny mpitandro filaminana...
ao nge ra fijo tsika miaraka mitendry ilay "ramiaramila' an'i dama iny e

8. ikaretsaka
(
18/02/2009 22:13)
tokony miverina manao ecole de guerre marina fa lasa tsy hay intsony ity ny manavaka ny rasil @ mersenera sy ny mpitandro filaminana...
ao nge ra fijo tsika miaraka mitendry ilay "ramiaramila' an'i dama iny e
ao nge ra fijo tsika miaraka mitendry ilay "ramiaramila' an'i dama iny e
9. rakaroka
(
18/02/2009 22:23)
Alefa aza ny hira e!
ö ramaramila 'zay manana "kaska tsara tarehy"
Ny sainao 'zao :roll: :-w :-w :-w , toa mangenahena
hiaro ny tombotsoan'iza ?roll:
'reo mamba fanetribem-pirenena :evil: :evil: :evil:
sa
Ireo vahoaka mosarena mahonena?.... : :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

10. andrywui
(
18/02/2009 22:40)
Mihirahirah ato tsara laisany fa hirefotra tampoka eo !!! ny ala tsy tafavoaka de zany hira mivalana be tsy mampitehiaino zany sahady no atao !!! sady tsy misy feo voalo sy faharoa fa de hiran'adalabe fotsiny zao dayyy !!! ratsy !! atsoy ry le Noue sy Yuka sy Mirananirina hanao choir fa ry lerony reny angamba mba tsy mivalapeo hi hi hi
11. ikaretsaka
(
18/02/2009 22:46)
rakaroka:
Alefa aza ny hira e!
ö ramaramila 'zay manana "kaska tsara tarehy"
Ny sainao 'zao :roll: :-w :-w :-w , toa mangenahena
hiaro ny tombotsoan'iza ?roll:
'reo mamba fanetribem-pirenena :evil: :evil: :evil:
sa
Ireo vahoaka mosarena mahonena?.... : :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
ny miaramila anie manatanteraka ny baiko...nefa avy aiza no ivoahan'izany.... rehefa misy rotaka.........
12. rakaroka
(
18/02/2009 23:20)
Koa toa wé olona roa hono no indray mibaiko knou...8O 8O 8O :roll: :?:
sanganehana marina e! :{ :{ :{
sanganehana marina e! :{ :{ :{
13. rakaroka
(
18/02/2009 23:28)
'za anie tsy hoe mihiram-pahafahana akory , Heu... "au contraire...."
hiran'irony lasan'ambiroa amin'ny fijalian'i Gasikara!" :? :? :?

16. xxx
(
19/02/2009 01:52)
fijo:
miaramila herim pamoretana
Ka nareo sady mihenjana no miziriziry ka tsy ho aforitra aloha mba tsy hanimba zavatra? Sa ahoana
Sa rehefa vita ny ataonareo dia miforitra ho azy nareo