"Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika"
1. Noue
(
16/02/2009 13:58)
tsy oe resaka politika no tiako atao eto fa dia variana aho @ ity fampiasana an'Andriamanitra ity eee
zao manko no voalaza ee:
Andry Rajoelina s'en remet a Dieu
Les mpiandry ( religieux ) sont en tête de cortège
Andry Rajoelina fait une prière et marche vers les ministères
Les religieux sont utilisés comme boucliers face au barrage militaire
dia araky ny nolazain'ny mpidinika atsy ambadika dia oe

raha olon'Andriamanitra marina tsy hanongapanjakana zany.
... ny vahoaka no maha mpiandry ny mpiandry fa tsy hanompo olon-tokana na tombon-tsoan'olon-tokana, na antokon'olom-bitsy.ka mampanontany tena mahintsiny oe fa inona marina no tena asan'ireny mpiandry ireny eee ???
répondu par Mirananirina le 20/02/2009 17:47
2. soanja
(
16/02/2009 15:18)
Afaka mifandray tsara ireo raha toa ka haintsika ny mandamina azy. Ny fitiavan-tanindrazana, ny fitiavana ny planetantsika, ny ady atao hialana amin'ny fangejan'ny hafa momba ny resaka fianarana/fanabeazana, moraly sns... dia tokony mitory hoe fitiavana ny hafa avokoa. Ny ho avin'ny firenena dia isan'ny zavadehibe amin'ny asa Kristianina.
Betsaka ny relijiozy sy ny maro hafa izay mahatsapa fa ilaina ny fandraisana an-tanana ny fiainam-bahoaka rehefa hita fa miha mivari-lavo ny fomba fanabeazana ny fiainan'ireto olona ahina amin'ny resaka ara-tsaina sy ny ara-batana. mifandraika foana ireo telo ireo rehefa hanabe: ny vatana, saina ary fanahy. Ka ny fakana adidy hanampy ny firenena, hanavotana ny olona ao anatiny ianjadian'ny fitsy hazolena sy ny fanambakana ary ny fanimbana isan-karazany dia adidin'olon'Andriamanitra-tia ny hafa- ny manolo-tena manao ny ainy tsy ho zavatra hanorina zavatra azo antenaina sy mahasoa ho an'ny rehetra.
Tsy midika anefa izany hoe misy idiran'i Resaka Andry Rajoelina sy ny Mpiandry manaraka azy ny tiako resahina. Ary tsy manohana io antokon'olona mpanimba tanindrazana io aho. Fa kosa milaza hoe ny Krsitianina dia tsy vitan'ny resaka ambony latabatra na any anaty fiangonana sy ny an-kalamanjana mitata fa tena ilaina fampisehoana ny fitiavanao ny hafa. Miady mafy ary tsy manaiky ny lembenan'ireo mpanosihosy ny mahaolombelona.
Koa amintsika tsiraidray ny fandavan-tena hoe tiako Jesoa, izy nilaza fa tiavo ny namanao tahaka ny tenanao. Aiza no tokony hisy ahy manoloana ny olana isan-karazany mianjady amin'ny fireneko satria mampalahelo ahy ny mahita ny mpiray tanindrazana amiko mijaly noho ny fanimbana isan-karazany. Miatrika asa ve aho sa ho variana hijery fotsiny sa haninona???
Izany anefa dia tsy natao velively miaraka amin'ny herisetra sy ny vonoolona fa tokony lalan-dava ampitoniana sy ampiresahana ary ampifandraisana mendrika.

3. Noue
(
16/02/2009 17:59)
en tant que mpiandry zany amiko aloha mba tsy hanimbana ny image-ny dia tokony ho neutre eee ! resaka fanonganam-pirenena anie ny ataony eee ! fa nga dia tsy misy hevitra hafa azo atao fa dia manaiky ny atao boucliers oatran'io ee ???
4. xxx
(
16/02/2009 18:13)
Ranoue a ! za tena miombokevitra @ toi tanteraka @ izay zavatra izay tsy tokony ny fiangonana na ny mpino ao @ ny hanaraka ny fanongabampanjakana tena fahotana lehibe zany eo anattrehan'Atra , fa kosa ny mpino tsirairay dia manana ny fahalalahany hifidy sy hanohana izay olona tiany tsy @ fanerena ,tsy @ fanonganana izany a! ny Kristiana na ny fiangonana dia natao hampianatra ny olona hahay hankatoa hanaja lalana , ka aiza moa ko ny fiangonana maro @ izao manao hoe efa foana ny lalana ka norme be rahja mandeha any @ tsy izy ny fandehany , ohatra fotsiny t@ KRISTY TINGA TAO JEROSALEMA moa ve izy nanankevitra ny handrodana ny fanjakana Romana izay nanjaka tao @ fireneny , fa hoy izy hoe tsy avy @ izao tontolo izao ny fanjakako ary mbola nolazainy koa ary hoe omeo an'i Kaisara izay an'ikaisara ary an'ATRA izay an'ATRA ka hono hoy ao tena Kristiana tokoa ve ireo tao ireo sa mody fika fa raha tena kristiana dia tsy hanao izany izy
6. Noue
(
16/02/2009 20:10)
ilay izy anie dia izao eee ! efa samy mahafantatra oe fanonganam-pirenena ny antony niakarana teny @ palais na ministère ka naninona no nanaiky natao boucliers ry zareo eee ??? tena tsy azoko re olona aaa! naninona raha oatra oe ireo mpiandry ireo mba niresaka t@ tgv mitady hevitra hafa fa tsy tahakizao kosa eee!
ikaretsaka> hany ka tena mampanotany tena oa eee !!

8. rakaroka
(
16/02/2009 22:22)
Misy "angle" isan-karazany ny fiheverana ny "zava-misy", ary mila mitandrina aza matetika tsy isian'ny jery takon'ila. Misy lalàna "fondamentale" maro anie tsiratsiraintsika sy odiana "fanina" , ary misy lalàna heverina manokana satria angamba ny metimety amin'ny fihevintsika ?...Ny hoe fanonganam-panjakana?....
'zaho aloha tsy hoe pro 'zatsy na 'zaroa fa mahatsapa fa maro teo amin'ny tantara rehefa leo ny filoha ny vahoaka dia saiky toa izao hatrany no nitranga rehefa tsy miala tsotra ny filoha! "Donc c'est une loi de la vie" akia! :wink:

9. ikaretsaka
(
17/02/2009 00:24)
[quote=rakaroka]

marina

10. xxx
(
18/02/2009 01:18)
Ka isika kosa ve no mamindra am'zay tiantsika aleha dia ahoana no anankinana an'io amin'Atra
Aza mampiasa an'Atra ho fialan-tsiny na ho fitadiavana sahala amin'ny Zezoita eh

11. ikaretsaka
(
18/02/2009 04:12)
Tsy azoko le phrasenao farany: manana porofo nga enao?
Arosoy hifampidinihana
Arosoy hifampidinihana
12. ikaretsaka
(
18/02/2009 04:21)
Hoy izay olomasina izay (tsy zezoita) hoe "tiava marina tokoa dia ataovy @ izay ny tianao atao"
13. xxx
(
18/02/2009 04:23)
ikaretsaka:
Hoy izay olomasina izay (tsy zezoita) hoe "tiava marina tokoa dia ataovy @ izay ny tianao atao"
Rehefa tsy azonao dia aleo tsy hitarina fa ianao tsy katolika talohan'ny papa nahoviana akor'ika eh
15. ikaretsaka
(
18/02/2009 04:41)
Dia mba afaka hazavainao ve hoe inona no eritreretinao fa mety ho antony? Ary aza matahotra ny hanitatra fa eo koa no ahalalana ny ahiahy hifampizarantsika e
16. ikaretsaka
(
18/02/2009 04:43)
mety misy antony tsy azonao fa azoko manko, de mety koa misy zavatra tsy hitako fa hitanao, de mba mifanampy sy mainka mahasoa aza izany @ fandinihana sy ny fanitaram-pahalalana... sa?
17. tidegrow
(
18/02/2009 07:40)
slt daholo efa niala tao resaka politika ao ka hoan'i xxx sy noue dia nareo koa tokony hiala ao vao miresaka ato fa andriamanitra anie tsy azo vazivaziana e!
18. Mirananirina
(
18/02/2009 12:59)
Betsaka tokoa amin'izao fotoana izao ny mpitondra fivavahana miditra lalina amin'ny politika:Tsy homentsika tsiny izy fa mba te hampiseho ny heviny koa toa antsika.Nefa kosa raha andeha higrevy na hitarika ny mpanakorotana dia tsy rarany.Ny tokony hataony dia hitarika ny olona hivavaka sy angataka fitahiana ho any firenena.
19. tidegrow
(
18/02/2009 14:07)
ny pivavaka dia mangataka fifonana amn'Andriamanitra satria matoa tonga izao dia nohon'ny sampitsika ihany .Andrimanitra dia miteny mihitsy fa hitsara ny firenena koa noho izany dia tokony hifona ny @ sampy isika.
20. Noue
(
18/02/2009 15:17)
tidegrow:mino aho fa tsisy mamazivazy an'Andriamanitra zany eto ry tidegrow aaa ! fa nahoana aloha no tokony hiala aho ee ?? raha misy fanontaniana na zavatra tsy azonao, inona no mahadiso @ fanontaniana ??? sady koa forum dinika anie ity eee !
slt daholo efa niala tao resaka politika ao ka hoan'i xxx sy noue dia nareo koa tokony hiala ao vao miresaka ato fa andriamanitra anie tsy azo vazivaziana e!
bref ! io eo ihany fa ny tena tsy azoko fotsiny dia je vois mal oe ny soeur religieuse hanaiky atao sorona tahakizao eee ! amiko aloha dia tsy mety raha oe zany mpiandry zany no manao an'zao eee ! mais bon ! samy manana ny fombany marina ny olona tsirairay ! saingy noheveriko oe zany mpiandry zany dia oe mpanala devoly hono ??? k'inona no nataony teny ???
ikaretsaka oo ! nisy fahadisoana eee ! fanonganam-panjakana no tiako lazaina! miala tsiny ee