"Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika"
22. klitika
(
18/02/2009 17:43)
Hono tokoa ho'a e
ny hoe mamavizavy ve mitovy amin'ny hoe manao tsinotsinona. ohatra Mamazivazy an'Atra ve = manao tsinotsinona an'Atra. Sanatria io an
ny hoe mamavizavy ve mitovy amin'ny hoe manao tsinotsinona. ohatra Mamazivazy an'Atra ve = manao tsinotsinona an'Atra. Sanatria io an
23. ikaretsaka
(
18/02/2009 18:09)
klitika:
Hono tokoa ho'a e
ny hoe mamavizavy ve mitovy amin'ny hoe manao tsinotsinona. ohatra Mamazivazy an'Atra ve = manao tsinotsinona an'Atra. Sanatria io an
amiko manokana dia matoa io natao mots 2 samihafa dia tsy mitovy.
Zahako raha mamazivazy mpampianatra, na lehibe ohatra tsy midika izay hoe manao tsinotsinona azy.. fa kivazivazy ohatran'ny kivazivazy rehetra iny... misy ianoa manao serieux de misy fotoana ianao tsy manao!
amiko manokana ny tsy fahatatesana izay sy ny olona somary tohina @ izay dia mbola olona tery saina ary tsary ilay fitiavana no ampanjakany fa ny tahotra
24. rakaroka
(
18/02/2009 22:11)
Ka ny olana anie 'ngaha moa tsy toa efa wé nankinina taminy foana h@ izay ka mandrak'izao, du moins "blablabla Andriamanitrô..."foana , ary na atao hoe
"ny tody tsy misy fa ny atao no miverina hoy" ny Ntaolo dia mahita hoe "kapok'Atra na "famaizan'Atra ny sasany!".
Dia zary fanalana andro mihitsy moa ity "MANILIKA amin'Andriamanitra" h@ ny adidy aman'andraikitra mety andrasany amintsika koa aza!...Asa aloha izay hoe
mifanjana amin'Andriamanitra aza ve? fa toa tsy hita tsy hita ihany anie Izy izay efa firy fivavahana sy fiandrandrana azy izay?....Na koa angamba hoe "Andriamanitra tsy andrin'ny hafa andriko!" :?

25. ikaretsaka
(
18/02/2009 22:18)
izay manko..
sady mino no miasa...
asa raha efa henon-drakaroka ilay tantarana pasiterana na sekta de mopre de mpiandry niaraka tao anaty efitra de maty tampoka ny Jiro...
i pasitera tonga de nitory teny...
ilay mpiandry tonga de "mbela devoly"
I mopre nandehatra ny briquet-ny de nitady labozia dia nandeha nanamboatra ny fusibles ni saute :-D

26. rakaroka
(
18/02/2009 22:46)
ikaretsaka:
izay manko..
sady mino no miasa...
asa raha efa henon-drakaroka ilay tantarana pasiterana na sekta de mopre de mpiandry niaraka tao anaty efitra de maty tampoka ny Jiro...
i pasitera tonga de nitory teny...
ilay mpiandry tonga de "mbela devoly"
I mopre nandehatra ny briquet-ny de nitady labozia dia nandeha nanamboatra ny fusibles ni saute :-D
:-D :-D :-D =)) =)) =))
Ary tsy azonjareo "veroka" mihitsy ny maha "ridicule"ny "fombafomban-drizareo ho an'ny mpitazana aty ivelany an :{ :{ :{ Tsy fantany mihitsy ny hoe "andrasana aminy anie ny "ezaka" fa "Atra hono efa nanome fa efa any ampelantanan'i Balita ny sisa e! Ary isak'izao "fahadisoana" sy ny vokany dia mbola ilay Andriamanitra hatrany no manefa e 8O :? . Tahaka ilay sary hoe
"nanala fanadinana" ilay mpiadina dia "Paris" no lazainy fa kapitalin' Madagasikara ohatra tao amin'ny lazaadina, nony nijery ny kahié-ny tany an-trano izy vao hoe "Hay moa "Antananarivo"! :P Dia lasa mivavaka avy hatrany hoe "Andriamanitra ô , ataovy mba i Paris ny kapitalin'i gasikara re raha sitrakao ! :-D :-D :-D
28. ikaretsaka
(
19/02/2009 00:12)
Misy aza le manao chantage mihintsy koa le genren'ilay hoe raha tena misy enao ry Jesosy de ataovy ho I Paris no renivohitr'i Gasikara
29. klitika
(
19/02/2009 03:57)
Hoy Noue "Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika"
Dia ahoana hoy ianao raha mamaly Atra hoe: "Izaho aza mba hiankinankinana izany fa izaho aza efa valaka mijery anareo eto Madagasikara"
Dia ahoana hoy ianao raha mamaly Atra hoe: "Izaho aza mba hiankinankinana izany fa izaho aza efa valaka mijery anareo eto Madagasikara"
30. ikaretsaka
(
19/02/2009 07:12)
Ny conclusion izany de ilaina fandinihina ihany ity "fanankinana" @ Atra ity fa tsy ahaninankina fahatany.
31. tidegrow
(
19/02/2009 08:09)
Noue:
tidegrow:mino aho fa tsisy mamazivazy an'Andriamanitra zany eto ry tidegrow aaa ! fa nahoana aloha no tokony hiala aho ee ?? raha misy fanontaniana na zavatra tsy azonao, inona no mahadiso @ fanontaniana ??? sady koa forum dinika anie ity eee !
slt daholo efa niala tao resaka politika ao ka hoan'i xxx sy noue dia nareo koa tokony hiala ao vao miresaka ato fa andriamanitra anie tsy azo vazivaziana e!
bref ! io eo ihany fa ny tena tsy azoko fotsiny dia je vois mal oe ny soeur religieuse hanaiky atao sorona tahakizao eee ! amiko aloha dia tsy mety raha oe zany mpiandry zany no manao an'zao eee ! mais bon ! samy manana ny fombany marina ny olona tsirairay ! saingy noheveriko oe zany mpiandry zany dia oe mpanala devoly hono ??? k'inona no nataony teny ???
ikaretsaka oo ! nisy fahadisoana eee ! fanonganam-panjakana no tiako lazaina! miala tsiny ee
slt ireto vakinao dia omeo koa iza mo? haiko andrywul le pro andry iny e! ny azy dia kakoba 4: 1-10
fa ny anao dia io koa fa ampina an'ireto
petera 1. 3:10-12
galatianina 5: 19-21
efesianina 4: 25-27
maheza mamaky dia mandraisa lesona
aza atao ambanin-javatra fa vakion tsara
mazoto e!
32. ikaretsaka
(
19/02/2009 15:21)
tsimpotsimpony ao aby de manaova @ izay nyvoalazanay sy Rakaroka
Iza no renivohitr'i M/kara : Paris
avy eo nijery kahie ka Antananarivo no tao
dia mandeha @ zay maka zorontrano de ataovy hoe "Atra o mba ataovy Paris ny renivohitr'i Gasikara"
Iza no renivohitr'i M/kara : Paris
avy eo nijery kahie ka Antananarivo no tao
dia mandeha @ zay maka zorontrano de ataovy hoe "Atra o mba ataovy Paris ny renivohitr'i Gasikara"
33. Mirananirina
(
19/02/2009 16:29)
Hoy Noue "Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika":lol: :lol: :lol:
Dia ahoana hoy ianao raha mamaly Atra hoe: "Izaho aza mba hiankinankinana izany fa izaho aza efa valaka mijery anareo eto Madagasikara
34. rakaroka
(
20/02/2009 00:35)
klitika:
Hoy Noue "Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika"
Dia ahoana hoy ianao raha mamaly Atra hoe: "Izaho aza mba hiankinankinana izany fa izaho aza efa valaka mijery anareo eto Madagasikara"
Adray, iny indray no tsy hitako :D
ary mety kivy sy ketraka tokoa anie Izy koa aiza ve rangahy "Nosy", asa andrana ny atao hoe "Edena" no nanaovany an'i Gasikara, nasiany karazan-java-maniry isan-karazany tsy fahita any an-kafa aza, tahaka izany koa ny karazam-biby, ny voahary maro sns ....Dia taloha mbola mba nisy hakantoana hafa koa tahaka ny "fihavanana". Izao rangahy koa "fifamotehana" izao, amin'izany samy miseho miantso an'Atra hono ny andaniny sy ny ankilany
=> Koa tsy hisamaka roa v lé Atra alin'izany?....
Ary asa aloha 'zé tena hoe mamazivazy an'Atra amin'izany?.... :roll: 8O 8O
35. bobone
(
20/02/2009 06:42)
tena niditra @ ity dinika ity mihitsy zaho satria tena lasa hanafenan-javatra Atra ! anehoana zavatra tsy manjary Atra! ary efa hita fa mpangalatra , hamaky trano izao dia hoe ampio aho Atra ô! mazava ho azy fa tsy mahazo vahaolana satria tsy mifanaraka ny sitrapon\'Atra ilay atao! ny mampalahelo ahy dia ireto mpiandry mialoha lalana @ fandrobana ministera, amiko ny mpiandry tokony tsy moba ny atsy na ny aroa! tsy azo anaovanaovam-poana ny akanjo masina fa mitafy fahamasinana ny manao ireny ! fahamasinana toetra! mitafy fifankatiavana, firaisan-tsaina ary mitady ny fomba rehetra hampanjaka ny fahamarinana sy fihavanana! lasa mpiandry kisoa fa tsy mpiandry olona ! miala tsiny fa tsy mety ireny e! tokony any an-trano mitolona amimbavaka fa tsy manaraka ireo voalaza hoe mpandrobaka fahefan\'ny hafa! apetraho @ maha toerana tokony ho izy ny maha-mpiandry fa tsy entina etsy sy eroa ! asa tena masina sy tsy azo vazivaziana io ! tsy azo hataotaho foana io amiko e!
zao zao lasa simba ilay asan-tanan\'Atra tsara! noho ny fitiavana vola , harena , voninahitra, seza!!! manakiy entin\'ny devoly @ sanga!
zao zao lasa simba ilay asan-tanan\'Atra tsara! noho ny fitiavana vola , harena , voninahitra, seza!!! manakiy entin\'ny devoly @ sanga!
36. Mirananirina
(
20/02/2009 17:47)
zao zao lasa simba ilay asan-tanan'Atra tsara! noho ny fitiavana vola , harena , voninahitra, seza!!! manakiy entin'ny devoly @ sanga!
Marina izany