Eritreritra mandalo

1. soanja ( 16/02/2009 03:25)
Ombay fanadinoana kely anie ny olana mitranga ara-politika ao Madagasikara sao izay no mba hanampy antsika tsiraidray handinika ny ho avy haharitra sy hanan-danja. Aleo ny tantara sy ny zava-misy no hamita ny lalany. Isika, raha hifanasa vangy sy hifanorotoro loha-tongotra eto dia tsy hanova izay mety efa ho fiodiny izany velively. Asa anefa, mety efa isan' mahaMalagasy antsika koa ve ny TSY FITIAVANA hikatsaka filaminana na dia amin'ireo toerana tsy voatery hanangantsika fahavalo aza.

Misaotra lalandava mitia an'i Madagasikara amin'ny mahaizy azy.

répondu par Belami le 16/02/2009 09:54
2. Belami ( 16/02/2009 09:54)
Ka iza ary no hanao ny tantara sy ny zava misy, tsy isika sy ny tsirairay ihany ve ry Soanja, sa hande hifindra monina any Comore daholo isika de ny tantara irery sisa no manoratra ny tantarany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0988