vehivavy maina
1. flodine
(
15/02/2009 17:02)
Inona ry reto no mahatonga ny vehivavy ho maina rehefa eo ampanaovana rapport sexuel ? efa mba tratran'io koa ianareo?
répondu par flodine le 03/03/2009 19:07
2. ni81
(
15/02/2009 18:34)
Ny stress dia voalaza fa mahatonga io fahamainana io, ny havizanana, ny fifohana sigara, ny fisotroana alikaola ary koa ny fisokotsokirana any anaty any rehefa misasa.
Mety koa azo avy amin'ny fanafody nohanina indraindray. Mety avy @ fikorontanan'ny ovaires koa matetika.
Fa ny tena mety dia manatona gynéco dia hita sy atorony izay vahaolana sahaza amin'izany.

4. soanja
(
15/02/2009 22:01)
flodine:
Inona ry reto no mahatonga ny vehivavy ho maina rehefa eo ampanaovana rapport sexuel ? efa mba tratran'io koa ianareo?
1-Efa namonjy dokotera ve nijery ny TSH mivoaka amin'ny tenanao na ny fiodin'i thyroid gland asa na mandeha tsara io na misy olana?
2- Raha nahazo aina loatra ianao dia manena tena koa amin'ny alalan'ny fanaovana spaoro sy ny sakafo mahasalama.
3-Aza hadino ny matory farahafahakeliny 6h isanandro.
4-Misotroa rano matetika. Manaova satroka amin'ny andro mingaingaina.
5- manaova yoga, fa hanampy anao tokoa hanana fifantohana sy fitoniana io teknika io amin'izao sorisorim-piainana misy amin' izao fotoana.
6- Asio pima na filirony hoe alohan'ny firaisana fa tsy tonga dia lasa izao. Ary indrindra manampy be ny fanasiana fantasma ny hetsika atao.
Mahereza hatrany mitia.
6. flodine
(
16/02/2009 17:46)
soanja:zah ary vao maika nihena be zao, angamba tsy ampy rano na ilay stress,

F'inona kay izany thyroid gland zany? raha tsy mahadiso, zah aloha mbola tsy tany @ gigi e.
7. ikaretsaka
(
16/02/2009 18:31)
aleo manontany dokotera sy manao ny tests isan-karazany noho ilay manao foana ny hoe "sao de zao sao de zao" io
8. sitraka1
(
17/02/2009 15:21)
Ka tsy arakaraka ihany ve io e, ohatr'izany foana ve hatram zay sa vao zao?
9. fenouhy
(
17/02/2009 20:01)
raha matetika manao sex de maina na raha anatiny fotoana fohy indrindra de manao sex indroa na intelo no mahatonga an'izany na ko tsy te hanao sex mints de tsy taitra nenazy de mijanona maina
hoan'izay tsy mino de andramo io raha matanjaka tsara ny vadinao de mazotoa ary ô

10. flodine
(
17/02/2009 21:35)
fenouhy:fotona fohy manao ahoana moa no tianao ho lazaina? isanandro ve sa ao anatin'in-1 andro manao matetika? hihiihihih, somary mampime kely le question an.
raha matetika manao sex de maina na raha anatiny fotoana fohy indrindra de manao sex indroa na intelo no mahatonga an'izany na ko tsy te hanao sex mints de tsy taitra nenazy de mijanona maina
hoan'izay tsy mino de andramo io raha matanjaka tsara ny vadinao de mazotoa ary ô
11. fenouhy
(
17/02/2009 21:43)
anatiny 1 andro indridra fa ora vitsy kely na ko tonga de mifanesisesy tsy misy pause e :-D
12. soanja
(
18/02/2009 06:57)
flodine:
soanja:zah ary vao maika nihena be zao, angamba tsy ampy rano na ilay stress,
flodine:
Inona ry reto no mahatonga ny vehivavy ho maina rehefa eo ampanaovana rapport sexuel ? efa mba tratran'io koa ianareo?
1-Efa namonjy dokotera ve nijery ny TSH mivoaka amin'ny tenanao na ny fiodin'i thyroid gland asa na mandeha tsara io na misy olana?
2- Raha nahazo aina loatra ianao dia manena tena koa amin'ny alalan'ny fanaovana spaoro sy ny sakafo mahasalama.
3-Aza hadino ny matory farahafahakeliny 6h isanandro.
4-Misotroa rano matetika. Manaova satroka amin'ny andro mingaingaina.
5- manaova yoga, fa hanampy anao tokoa hanana fifantohana sy fitoniana io teknika io amin'izao sorisorim-piainana misy amin' izao fotoana.
6- Asio pima na filirony hoe alohan'ny firaisana fa tsy tonga dia lasa izao. Ary indrindra manampy be ny fanasiana fantasma ny hetsika atao.
Mahereza hatrany mitia.
F'inona kay izany thyroid gland zany? raha tsy mahadiso, zah aloha mbola tsy tany @ gigi e.
Ato misy fanazavana misimisy kokoa momba ny glandes thyroides.
http://www.caducee.net/DossierSpecialises/endocrinologie/thyroide1.asp
Ny dokotera ihany no afaka hanome valiny mahafapo anao momba an'io.
Ny fihenana dia isan'ny mety ho mariky ny olan'ny thyroid ihany koa saingy rehefa mahazo valiny amin'ny test ianao vao hahalala hoe inona no tsara arahina amin'ny fitsaboana. Ny dokotera anefa dia voafetra ihany koa ny fahaizany momba an'io na dia efa mandroso aza ny siansa. Fa na izany aza dia mandaitra tokoa ny fanarahana ny fitsaboana ara-bakiteny.
Mahereza hatrany.
13. sitraka1
(
18/02/2009 19:31)
Naveriko novakiana ny sujet, ny fanontanian'i flodine ve zany oe: mando tsara talohan'ny firaisana ka teo ampanaovana vao maina tampoka, sa tena hoe kontin'ny kapomaina lay firaisana? Raha lay 1 voalohany manko de mahalasa saina ary afaka mamaly za hoe tsy mbola sendra ny toy izany. Fa raha lay faharoa dia mety efa sendra toy izany avokoa ny vehivavy rehetra
14. soanja
(
19/02/2009 05:59)
Raha toa ka efa manakaiky menopozy na avy niteraka na nisy fandidiana na zavatra nitranga tampoka koa ny tenanao dia mety misy mihisty ny fahamainana satria mioa ny toe-batana ao anaty indrindra ny hormone momba ny vehivavy.
Raha toa ka tsy olan'ny thyroid no mahazo anao dia ny dite na voninkazo main'ny garanadrelina no isan'ny manome ranoka antsika vehivavy sy mampiakatra ny hormone hilamina. Misy mivarotra an'io indraindray any amin'ny mpivarotra sinoa. Ataovy izay hisotrona rano matetika.
Raha tena tsy misy fika intsony moa izay dia ny gel KY no tsara asiana amin'ny fitaovam-pananahana isan'isany avy isaka ny hisy firaisana. Manampy be io. Ialao lavitra ny menaka hafa (vaseline) na ireo izay manome fofona manitra fa izay karazana ranoka (misy rano fa tsisy menaka) no mety. Misy ny kapaoty be menaka tokoa. Ireny mety manampy handranoka ny rehetra indraindray.
Ny fanaovana firaisana matetika dia mampitombo ny tsiranoka misy amintsika vehivavy. Koa mila tenenina ny vady hoe atao matetitetika ilay izy fa tsy hoe indray isam-bolana ohatra. Iny mantsy manaitaitra ny atidoha ka manome hery ny vatana sy ny hozatry ny kibo ary ny takiba rehetra.
indraindary koa dia ny akanjo eny ankodintsika na silipo na karazan-damba no tsy zakantsika. Eo koa ny savony sy ny hafa maro tsy tambo isaina manakana ny tsy hihodinan'ny vatantsika milamina. Jereo daholo ireo rehefa tsy mahita hevitra ny dokotera.

15. flodine
(
03/03/2009 19:07)
sitraka1:
Naveriko novakiana ny sujet, ny fanontanian'i flodine ve zany oe: mando tsara talohan'ny firaisana ka teo ampanaovana vao maina tampoka, sa tena hoe kontin'ny kapomaina lay firaisana? Raha lay 1 voalohany manko de mahalasa saina ary afaka mamaly za hoe tsy mbola sendra ny toy izany. Fa raha lay faharoa dia mety efa sendra toy izany avokoa ny vehivavy rehetra
Le 1 no izy ri sitraka.
Misaotra an'izay namaly rehetra ny tenako.