« président de la Haute autorité pour la transition »,

1. Noue ( 14/02/2009 19:19)
fa nahoana no lazaina fa « président de la Haute autorité pour la transition », i TGV ee ??? nga Madagasikara fanjakan'ny baroa no afaka manao an'zany izy eee ??? Madagasikara dia firenena misy président ara-dalàna ka nahoana hatramin'ny gazety no milaza an'io ee ???
répondu par zakilinina le 14/02/2009 21:36
2. zama91 ( 14/02/2009 19:31)
raha mbola te hilamina ny tany tsy maintsy samborin'i ra8 iny
3. zakilinina ( 14/02/2009 21:36)
Maika tsy faingana tsy mahari-boa-kena ny TGV ka nanao autoproclammation ho Président de la "Hâte" (Haute Autorité de la Transition)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0561