Na aiza na aiza alehan\'i Madagasikara dia ao ambany vahoan\'i Lafrantsa foana izy. Hafa tsy ao Afrika angaha:
ao amin\'ny ranomasina indianina, miseho izy amin\'ny anarana hoe
La Reunion
amin\'ny
francophonie, izy no filoha
amin\'ny iraisam-pirenena, miseho izy amin\'ny anarana hoe
international
amin\'ny toekarena, miseho izy amin\'ny anarana hoe
premier partenaire na koa
pays développé.
amin\'ny tantara, miseho izay amin\'ny anarana hoe
epoque coloniale
Araka ny maha-betsaka ny firenena afrikanina ao ambany vahoany dia manan-danja izy amin\'ny anarana hoe
Union Africaine
Ny malagasy sasany amin\'ny anarana hoe
double nationalité
Ahaleo tena rahoviana isika? Vao mihetsika kely dia jereo ny fanimbana. Amidy amin\'ny hoe tsy tanty intsony ka mila fiovana nefa fanimbana no tanjona.