FIBROME INTERSTITIEL 5 cm
1. lionnelia
(
13/02/2009 01:58)
miarahaba daholo!
T@ soritr'aretina na symptomes maromaro sy ny echo no nahafantarana fa misy fibrome ineterstitiel 5cm izay tsy fantatro hoe aiza ho aiza eo @ utérus izy io fa de nitarika 2 fausses couches.
1- mety efa nisy tratran-io ve?
2- mety mbola miteraka ve raha didina?
3-mangataka témoingnage , (efa nodidina tany an-dafy na eto dago)
zah mbola tsy manan-janaka , 28ans .
merci d'avance!

répondu par Ratoa le 27/06/2009 21:24
2. news2dago
(
13/02/2009 10:47)
lionnelia:
miarahaba daholo!
T@ soritr'aretina na symptomes maromaro sy ny echo no nahafantarana fa misy fibrome ineterstitiel 5cm izay tsy fantatro hoe aiza ho aiza eo @ utérus izy io fa de nitarika 2 fausses couches.
1- mety efa nisy tratran-io ve?
2- mety mbola miteraka ve raha didina?
3-mangataka témoingnage , (efa nodidina tany an-dafy na eto dago)
zah mbola tsy manan-janaka , 28ans .
merci d'avance!
Mahereza!
Ny tokony ataonao voalohany indrindra aloha dia ny manatona gyneco! avy eo izy no mahafantatra ny tokony atao @ fitsabona rehetra. Ny oe mieraka indray dia miakina @ Andriamanitra io fa fitaovana ny dokotera mety afaka atao cerclage enao rehfa mitondra vohoka na mitsindrona progesterone sy ny sisa.. Maro ny gyneco mahay eto tana fa tsy voatery makany andafy enao! ao @ Ste fleure zao misy maromaro ao Gyneco no alehanao fa tsy dokotera tsotra an! raha mila fanazavana hafa ianao dia afaka manoro hevitra ihany aho.
3. xxx
(
13/02/2009 13:35)
Zà koa dia tena mitovy hevitra @ newsdago io mihitsy fa aleonao manatona gynéco manadihady ny zavatra rehetra tianao ho fantarina momba io fibrome io.
Tsy mitovy mantsy ny cas misy @ olona tsirairay.
Misy olona misy fibrome didiana, ary afaka miteraka tsara izy aveo, ary misy koa olona didiana fa tsy afaka miteraka intsony avy eo.
Ny momba ny cas-ko no lazaiko anao: ny ahy nisy maromaro ireo fibrome tao anaty utérus, dia voatery tsy maintsy nesorina mihitsy io utérus io, ary dia tsy afaka niteraka intsony aho na dia mbola ao daholo aza ny ovaires, fa efa tsy eo intsony tsinona ny tranon-jaza.
Ka mandehana @ gynéco fa aza mionona @ témoignage ataon'ny tsirairay eto, ary aza mora kivy sy matahotra e!

4. lionnelia
(
15/02/2009 19:07)
bonjour!
misaotra betsaka @ toro-hevitra, fa zao tao @ sainte fleur mihitsy aho no nandeha dia gyneco 1 sy medecin obstétricien iray no nijery ny valin'ny echo fa ry zareo tsy niteny hoe didina aho fa nasainy nanao traitement @ comprimés antibiothique sy ilay fanajanonana ny saignement fotsiny. efa ho lany ihany nefa lay fanafody fa toa mbola misy saignement foana , eny e! mieritreritra ny ho any ihany aho @ lundi na mardi fa ilay saignement mbola tsy mijanona. dia zah koa te hanontany hoe ny firaisana l ve mety misy voka-dratsy ra misy fibrome (zzah mantsy tena tsy sahy mihitsy fa sao de hoe mandona an le fibrome le izy de mampangeza azy)
dia mampaninona kay ilay progéstérone? sao de afaka mampiasa an'io ihany na mbola tsy bevohoka aza, zah mantsy na dia efa te-hiteraka aza dia aleoko sur tsara aloha mba tsy hanao fausse couche ndray na ko mety hiteraka malformation an zaza ao am-bohoka.
misaotra betsaka

5. news2dago
(
16/02/2009 10:59)

Hitanao tsy oe hoanikanina na tsindronina fotsiny io progesterone io akory fa ampiasaina io rehefa bevoaka enao mba hiazonana ilay vohoaka kely ao an-kibonao ao! misy desequilibre hormonale mantsy enao de izay no mahatonga ilay fibrome! ny vehivavy aty @ tany mafna no tena mora voany. Fa raha anakiray izany tsy misy olana mihitsy akory e! Ao @ Dr faratiana mande ao @ ste fleur e! sa iza no dokotera nalehanao ao? Tsy misy fiatraikany ny firaisana e! vao maika aza matsiro hoy ny fitenenana. LOL
Hilazao vaovao rehefa vay any @ gyneco enao! mahereza
6. lionnelia
(
16/02/2009 14:15)
dr.jeannine ste fleur no nalehako le tantine-nay zay koa no nandefa ahy tany. Ilay resaka firaisana eny e! tsara aloha hoe tsy maninona fa ilay saignement tena génant be de tsy te- mihitsy aho. ilazako vaovao eto ihany refa makany @ ilay gyné aho.
fa ilay saignement oa efa ho 1mois sy 5jours zay: 3fois tao anatin'izay ny hémorragie
efa ho lany daholo ny médicaments fa mbola mi-saigner foana leo be aho isan-kerinandro tsy maintsy mahalany always 1 sachet sady leo manao serviette aho.
ilay fanafody ko ohatran'ny misy mampangeza zany nefa ra vao mihan-geza dia manaraka an'izay ko ilay fibrome satria refa voky aho de matory fa tsy manao raharaha aho fa ilay fanafody ohtran'ny mampatory ve sa tsy haiko.
tsy haiko tsony e!

7. news2dago
(
17/02/2009 11:33)

Ok!
mahay i Dr jeannine fa izy dokotera tsotra fa i Dr faratiana aleha na i Dr christophe io zao no specialiste raha resaka mandidy ao!
De ahn hn ny tenin'i Dr Jeanine? rahovina no miverina any indray! izany hemorragie zany no tsy tiako kle!
Mahereza e
8. lionnelia
(
22/02/2009 16:58)
bjr!
ka nisy analyse nampanaoviny ahy de hoe refa vita reo dia miverina any aho, zah nefa te-hiverina any satria efa presque lany daholo le fanafody nasainy nohanko fa le hémorragie no nijanona fa la saignement tena tsisy fijanonany mihitsy makaleo be isan-kerin'andro malany paquet 1 sy 1/2, alina zao tena narary be tsisy ohatr'izany fa tsy any @ le misy fibrome, gauche mantsy le fibr fa le maly taty @ droite ndray ohatr'ireny contraction refa akaiky hiteraka reny mihitsy isaky ny 30second eo tena mbola tsy narary ohatr'izany aho hatr@ nahafatarako le fibrome.
ka te hitady an'ireo dokotera noteninao reo aho fa sao mba manana n° de tel ianao? saika hadinoko gynéc ve reo?
Dia misaotra betsaka @ torohevitra

9. news2dago
(
24/02/2009 13:44)

Salama!
Gyneco i Faratina fa i Christophe mpandidy! tena miangavy anao za ra azo atao manatona enao any fa sao dia tara laotra indray marina e! Tena mila mijery specialiste enao fa tsy miandry fotsiny ao! Tsy tokony hiandry fotona ela loatra marina e!
10. news2dago
(
24/02/2009 13:47)
Saika adinoko tsy hananako le num tel fa makany fotsiny maka rendez-vs fotsiny no alaina.
11. kerena09
(
06/03/2009 10:07)
lionnelia:
miarahaba daholo!
T@ soritr'aretina na symptomes maromaro sy ny echo no nahafantarana fa misy fibrome ineterstitiel 5cm izay tsy fantatro hoe aiza ho aiza eo @ utérus izy io fa de nitarika 2 fausses couches.
1- mety efa nisy tratran-io ve?
2- mety mbola miteraka ve raha didina?
3-mangataka témoingnage , (efa nodidina tany an-dafy na eto dago)
zah mbola tsy manan-janaka , 28ans .
Maninona raha entina @ finoana=fivavahana "ny dia-kapoka T@ (jesosy) no manasitrana ny aretintsika rehetra" , sady tsy andanina vola, no maro ny aretina ndray afaka. Nisy goatre za, sady tsy nihinanako fanafody no tsy nodidina de afaka; tsy nety nahazo zaza aho za il y avait 10 ans, fa ze ao de votsotra foana, manana lahikely 10 ans aho zao; misy namako zay tena hitan'ny masoko io an kiste 2 be zao ny azy, de afaka, tsy nandalo opération de sitrana, ary teraka vavikely. Ny aretina rehetra sitran' i jesosy, fa anao ny safidy. Mbola tanora be ianao koa aza kivy fa mbola be ny anjara fahasoavanao ao @ jesosy. Zao no fampianarana azoko, @ fotoana ny vehivavy iray manala zaza dia mampiditra fanahin'ny fahafatesana ao @ izy zay, de io fanahy io no manimba zavatra maro be ao an-kibo.
12. Ratoa
(
27/06/2009 21:24)
manjary rigide ny utérus misy fibrome rehefa bevohoka. Misy anefa olona misy fibrome anefa dia teraka soamantsara. Arakaraky ny tsirairay io. Raha mandeha rà ianao dia tsy normal izany fa mandehana any @ gynéco haingan dia haingana. Angamba hodidiana ianao.
2° manantona reninjaza fa mahay ireny ary misy zavatra hainy tsy hain'ny dokotera.
Aza lany andro miandry sy miahiahy eo. Mbola tanora ianao ka mitsaboa tena.
Mankahery anao ary maniry anao hiteraka soamantsara.
P.S. raha intersticiel izy dia mandehandeha. Izany hoe misy tissu conjonctif manasaraka azy amin'ny vatan'ny utérus.