ny fanarenana ny firenena izao no laharam pahamehana
5. andrywui
(
12/02/2009 15:13)
Aza miady eo laisany ry lereto a!! za ndray ry pimaso de tsy hiala teto zany mitsy raha tsy fay nareo mpanohana andra8 manaradrenirano fotsiny reo a!!
6. Oay
(
12/02/2009 15:19)
O lety ry le andrywui a, efa mba novakian'ialahy ve ilay hoe Iza no nahazo tombotso tamin'ny nahamay ny RNM sy ny Magro.
7. pimaso
(
12/02/2009 15:19)
tsy manara drenirano fotsiny fa tompony mihitsy ka
fa elah aloa ry andrywui tsy tifiriko fa lasa tsisy analako azy eto intsony e!
fa elah aloa ry andrywui tsy tifiriko fa lasa tsisy analako azy eto intsony e!
8. andrywui
(
12/02/2009 15:25)
fa ho tifirinlah aho de fahafirin'ny olona novonoinareo sy ra8 aho zany ?? de ho zakanareo ve ny hibaby ny rànolona bedebe zay ??? tsy mampino !!! vonoy ndray ary ah zany e!!
10. rangorivao69
(
12/02/2009 15:50)
elah ve tsy fay foana é,efa mana o herimbotay ko leity zany fa midelire hantsona pompier elah é ^:^ ^:^ :-@
11. andrywui
(
12/02/2009 15:58)
rangorivao 69 f'anga elah lety tsy oe saika daitra tamle orambe namely anareo omaly ndray le ??? arabaina letsy na izany az tsy maty fo amanaina a !!!! ary ry penguin sy tsinjo nikozy oe efa nanao didimpananana ny MP3 sy ny CD anla rehetra ony ela tam maraina lety ???? kay ve elah velona tao iany e!!! arahaba letsy rangory a !!!
