Inona mbola andrasana fa tsy atao izay atao!

1. rataxx ( 12/02/2009 12:29)
Manomboka mandreraka ny miandry lava izao.Voa nasina hetsika tetsy Mahamasina dia ohatra ny misy fitavozavozana eo @ ndry zareo mitolona etsy @13.Nefa tadidio fa vao mianahana eo dia mahazo aina R8 eo nareo no raisina fa mailomailo ihany ry zalahy sy ry zavavy a!
répondu par tsiafoi1 le 12/02/2009 14:49
2. madamakely ( 12/02/2009 12:42)
o rratax a, na maika sahala ny inona aza ange ny ravintoto tsy fitetika e, calme fotsiny i toi fa vitantsika io, enao angaha tsy matoky an'i TGV sy i madamakely???
3. tsinjo ( 12/02/2009 12:46)
:-D :-D
4. andrywui ( 12/02/2009 12:46)
ary Andrywui anga hadinonao ry madamakely ?? zaho ane tena mpanamboatra anireto be loha ato reto e!!! vao feno eo ireo ministra reo de zay ko no vita ny amireto Tim mikiakiaka kely ato reo !! jereo tsara ane e!! aleo aloha hitsipatsipaka faramparany fa maty tsy nokapohina ireo avy eo
5. xxx ( 12/02/2009 12:55)
aza mikoropaka, fa "minonoa fotsiny ihany"

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MINTSINY
6. xxx ( 12/02/2009 12:57)
aza mampme e,ny mpomba an' tgv efa tampidalakaleha ohatran'ny sokina manani bato,miandry an'ireo firenena milaza mpampiahavana ireo dia efa tora kovitra i tgv hoe hisa hisambotra
7. andrywui ( 12/02/2009 12:59)
xxx no mba fiady matotoa !!! tssss! tsy hita hiresahana !!
8. peta83 ( 12/02/2009 13:05)
fa i xxx mo zany momba an'iza fa tena tsy azoko, sa misy xxx 2 samihafa?? 8O 8O
9. xxx ( 12/02/2009 13:13)
xxl indray atao e :-D :-D
10. yuka ( 12/02/2009 13:15)
alaindrony kely le fanendrena minisitra dia zay voatendry koa mitanin'andro fotsiny satria matsiaro tena ho tsy manana fahefana feno,fa minisitra andala-mbe minisitrin'ny vahoakan'ny 13mai mantsy e! :D :lol: :) :-D
11. andrywui ( 12/02/2009 13:21)
Yuka ==== tsy ho ela intsony de hody ventiny io faza maika ianao !! atsoiko mihitsy ianao amzay ra maheno hametaka ny samboady rouge,vert,blanc !!! mety ve alou i Yuka e!! sao de mitokona tsy mande ref tonga ilay fotoana ????
12. yuka ( 12/02/2009 13:26)
za wouaaa tsy manaiky hoe DJ no RAPREZY!!!!
raha i IVO HASINA no hopetahana samboady hitondra ny teteza-mita dia antsoy aho!!
reny mantsy mazefatra be ny diplaoman'reny e!
13. xxx ( 12/02/2009 13:29)
Atsoina haninnn an'i Ivo Hasina ianao ry Yuka !! sao de tsy tiany ianao fa aleo ierana tsara izy alou ra mety hihinana anao zany na tsia ! nefa toa mba azo ampihinaniny tsara iany ianao raha zao sary zao kah !
14. yuka ( 12/02/2009 13:34)
tsisy resaka hanina eto ee! :-P
aza avadika mihintsy ny resaka politika no eto fa tsy polifika :twisted:
15. xxx ( 12/02/2009 13:40)
Andana hono minono any @ maman aloha ry andrywui raha mangateta à ! :-D :-D
16. xxx ( 12/02/2009 13:56)
hoy iYUKA hoe::


za wouaaa tsy manaiky hoe DJ no RAPREZY!!!!
raha i IVO HASINA no hopetahana samboady hitondra ny teteza-mita dia antsoy aho!!
reny mantsy mazefatra be ny diplaoman'reny e!



------ary io zany no mahatonga anle resaka atsy ambony atsy !!!!!



17. xxx ( 12/02/2009 14:00)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY ISIKA

mivanàvanà eo.
:lol: :lol: soa ihany fa gratos daolo, matoa mameno forum ato. :lol: :lol: :lol:
18. tsiafoi1 ( 12/02/2009 14:49)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MIHINTSY ISIKA


DO - RE - MI - FA - SOL - LA - SI - DO ihany ny octave ray, fa clé de RA-8 ihany no miady @'ny accord nay e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0747