HO AVY IDEBA ARY VONOA HIGADRA

1. Andribe ( 11/02/2009 23:37)
Ho avy eto madagasikara hono i deba ary vonona higadra satria hitolona an i andry tgv izy rehefa tafiditra eny koa lery fa lanin i andry tgv nividianana platine de dj ny fananany :roll: :roll:
répondu par madamakely le 12/02/2009 08:30
2. xxx ( 12/02/2009 00:23)
Oay lel 'ena !
3. ainaheri ( 12/02/2009 05:53)
Aza mana-patsinay ry xxxx aaa,ataovy 7 fa iony isa revindra8 :-D :-D :-D :-D
4. tsiafoi1 ( 12/02/2009 06:08)
Malagasy anie izy, ka inona moa ny olana raha mody izy e?

Matoa koa tsy sahy matahotra ny ratsy vita angaha?

Avelao izy hody hotsarain'ny tantara !
Ny malagasy koa tsy adala fa mahay mandanjalanja tsara !
Azo atao ny manafay, Azo atao ny famelana !
Avelao izy hody aloa, de ho hita eo ny tohin'ny tantara....
5. mion ( 12/02/2009 06:42)
tsy higadra no iverenan'i deba aty antanindrazana fa hilevina any am-pasandrazany
6. heidi ( 12/02/2009 06:45)
Andribe:

Ho avy eto madagasikara hono i deba ary vonona higadra satria hitolona an i andry tgv izy rehefa tafiditra eny koa lery fa lanin i andry tgv nividianana platine de dj ny fananany :roll: :roll:


raha mbola ahita lalana miverina ny msaony moa manakory?


7. madamakely ( 12/02/2009 08:30)
tsiafoi1:

Malagasy anie izy, ka inona moa ny olana raha mody izy e?

Matoa koa tsy sahy matahotra ny ratsy vita angaha?

Avelao izy hody hotsarain'ny tantara !
Ny malagasy koa tsy adala fa mahay mandanjalanja tsara !
Azo atao ny manafay, Azo atao ny famelana !
Avelao izy hody aloa, de ho hita eo ny tohin'ny tantara....

"matahotra ny ratsy vita angaha?" ohatrandra8 sy ny minisitra tsy sahy mivoadrindrina sy tsy sahy mamonjy birao ihany koh!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0658