Aleo hajanona @ zay,...

1. Fanhaiky ( 11/02/2009 06:45)
Efa tsy hijanona amin'ny tsy filaminana intsony ity tanintsika ity raha izao no mitohy, toa lasa fampiderana hery samihafa fotsiny sisa. Ka sao dia miteraka olana hafa indray tsy aleo ve Ravalo hajanona hatreo amin'izay, Avelao hitondra indray ze hitondra eo, ho hita eo izay ataony fa tsy ho tsaran'ny tantara eo ve, Tsy tiako ary tsy mety amintsika intsony ny romoromo toy izao
Nosy kely ity ve dia tsy hisy fandrosoana, tsy hisy filaminana, fa dia ady toerana sy politika foana no hanjaka eto.
ampy angamba izay fa ny ampitso vaovao no aoka hatrehina.
répondu par MANAKASINA le 12/02/2009 05:25
2. ravatorano ( 11/02/2009 07:02)
izay aloha dia marina
iza tsony moa no mbola te hihanoka amin 'izao fahapotehan'ny firenena izao
ny olona maty sy tsy hita popoka
ny very asa etsy ankilany vokatry ny fandrobana sy ny fialan'ny mpampiasa vola eto amintsika
aleo ajanona amizay.... d ahona koa nefa raha hajanona
Iza no hijanona voalohany :?:
iza no handray andraikitra voalohany ka hampijanona izao :?:
3. tsiafoi1 ( 11/02/2009 07:25)
Manana ny fiandrianam-pirenena kosa aloa i Madagasikara e! Tsy azo ekena ny fanitsakitsahana izany, indrindra ny constitution....

4. Fanhaiky ( 11/02/2009 07:50)
tsiafoi1:

Manana ny fiandrianam-pirenena kosa aloa i Madagasikara e! Tsy azo ekena ny fanitsakitsahana izany, indrindra ny constitution....





Ekeko izany saingy tsy aleo ve mandefitra kely mba hitsaharan'izao zava misy rehetra izao jereo anie ty fiainana miha sarotra hatrany hany ka ny nanao na ny tsy nanao dia lasa miara-mizaka ny vokany eto daol aleo mandefitra fa izay angamba no fahendrena :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :( :(
5. penguin ( 11/02/2009 08:26)
Ho an'ny olon-tsotra dia azo atao ny mandefitra manana ny rariny saingy ho an'ny mpanao politika dia sarotra ny mandefitra. Tsy Ra-8 irery koa no anton'izany fa ireo nahazo vahana tamin'ny fitondrany koa mitazona azy. Samy mahalala fa tsy anjely daholo ny tariky ny mpitondra izay anton'ny mampangozohozo ny fitondrana.
6. nyavo2000 ( 11/02/2009 08:45)
Io fanatsotsorana io ihany no hahafaty an'ity Madagasikara!;

azo antoka kokoa ny handehanana jusqu'@ 2012 miaraka amin'ny fitondrana légal noho ny miaraka amin'i Andry mpanao barofo ( na ara-politika io na ara-ekonomika).

Manaova comparaison objective isika.

Noho izany, tsy maintsy misafidy izay kely ny risque na de tsy parfait aza.
7. penguin ( 11/02/2009 09:00)
Mazavabe ny anao io ry nyavo2000 saingy rehefa asesika io na diso aza dia terena ho marina ka izay fidonany any fidonany any hoy ny mpila fitondrana maika. Ny tombontsoa manokana io fa ny resaka firenena izany honohono sy fampandria-drisa izay marivo isalosana hatramin'izao. Izay no hanoroana izay sendra tafaraka amin'ny tena na olona iray aza eran'ny rehetra hifandraisana eny.
8. andrywui ( 11/02/2009 09:27)
aza mamboamboatra eo ry ganagana Pengoin a!! mpamosavy laisany ireo !! mifaly amampaty !! nefa de Malagasy iray rà aminareo no vao notifirinareo teo de hanao fety be ??? mpamosavy ,demony velona ry le babakoto isany reto !! va en enfer diable !!!
9. penguin ( 11/02/2009 09:34)
Na hitomany elah na ho torana mitsangana ra-andrybewuiwuiwui dia FENO HIPOKA I MAHAMASINA na avy aza ny orana. Ka ho lasa adala sa MPAMOSAVY MAHAFENO MAHAMASINA. owaowaowa wuiwuwiwui TGVoa. Hahahaha
10. andrywui ( 11/02/2009 09:37)
MIFALY AMAMPATY RY LE MPAMOSAVY TIM IRETO KLE ANNN !!! MENDRIKA HO FATY IN-3 DAHOLO NAREO SY RA8 !! TSY MENDRIKA NY HO VELONA HAINGANA !!!
11. penguin ( 11/02/2009 10:12)
Ahoana indray izany ry andrywuiwui LOLOVOKATRA a?
12. andrywui ( 11/02/2009 10:18)
Aza hatao anzany lolovokatra zany kosa aho letsy ry penguin fa elah ane mba akamako ato ve de ataonlah anzany ny bandy klééann !! ao ary fa tsy ataoko oe mpamosavy na babakoto na pengoin tsony elah éé!! hay ve ireo 5% tamn eleksio maire ireo no mba mampitagataga be anlah falifaly be eo letsy !! odryyyy !mampalaelo !! 82.000pers vombotavo kely votany kely
13. peta83 ( 11/02/2009 10:41)
ho an'ny peguoin sy andriwi, manaova ftona d manao combat sady zao mitsy ngeh no tadiavin'ny Ra8 sy TGV e,ny samy Malagasy no hifamaly sy hifamono.De ry zareo avy eo mistyle fotsiny misotro classiko sy minana fromage eo ambodin'ilay tele Viva.
14. Fanhaiky ( 11/02/2009 12:22)
Io oa tsy asiana fifandirana izany fa aleo hitondra eo izay hitondra; fa tsy ho hita eo ve izay vitany eo eh.................
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
15. xxx ( 12/02/2009 00:53)
Oay lel'ena!
16. MANAKASINA ( 12/02/2009 05:25)
oay lel' fito
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1377