na ny andaniny na ny ankilany dia tsy misy ilana azy
mampalahelo ny fitaovana entina hifandraisana arapolitika fa miafara instrument famonoana ny mpiray tanindrazana
Fangaha tsy misy hevitra ankoatra izay, ireo izay maranintsaina sy mahay mandinika fa toa atao fitaovana ny gasy indrindra fa ny ao Tana...Gasy mitovy amiko sy mitovy aminao ireny ka dia sarobidy ny aina fa tsy atao chasse toy ny biby tifirina...
Aiza ny fandatsahandranomaso na fitaovana hafa hialana crise politka mihoatra ny demonstration, fangaha tsy misy afa tsy basy
Mandia fahasahiranana daholo ny firenena rehetra erantany fa hafa ny fomba entina hanantanterahana ny solution fa ity kosa dia heloka be vava
sady famonoana olona no heloka be vava !! tsy ho afaka aminy mihitsy ny tsinireo olona reo fa hanaraka azy mandrapahafatiny !!! ny todin'ny rànireo olona vonoiny ireo de mbola hivaly aminy ndray andro any ! mbola ho tifirina koa izy sy ny taranany ! ary mbola hitomany toa ireo Malagasy maro izay dibondranomaso amzao fotoana izao !! misy ny farany ! ary ny mpanohana azy de hiara hizaka miaraka aminy ny valiny