les corps seront exposés à la foule demain sur la place
1. Noue
(
08/02/2009 20:12)
36. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 08-02-2009 18:54:04hoy i naugthyboy tatsy ambadika tatsy oe ny fahasimbany sainay hono ny fanaderaderana ny sary eto eee ! ka hoy aho oe dia ahoana zany ity voalaza ity eee ?? inona no azo lazaina an'izao ???
Lohateny : Re : antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8
indrisy tsy tsapanao ry noue/heidi ny fahasimbany sainao ka fiheverana farany izay ambany indrindra no entinao miresaka eto ,ireo maty no mahafaly anao ka aderaderanao toy ny amboara eto ireny sariny izy ireny
Alors que les corps des victimes du Samedi Rouge étaient exposés à Mahamasina devant ses sympathisants et certains opposants au régime tels qu’Albert Zafy, Andry Rajoelina a déclaré que « le nom de ceux qui ont lutté et qui sont tombés ce samedi seront sur une stèle sur la Place de la Démocratie ».
dia mbola miampy an'ity koa ee
D’après la radio Viva, les corps seront aussi exposés à la foule demain sur la place du 13 mai.
répondu par xxx le 10/02/2009 07:00
3. flodine
(
08/02/2009 20:18)
Dia samia mamisavisa re olona fa izao no tantara tsika Gasy.
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/country_profiles/1832645.stm
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/country_profiles/1832645.stm
4. ni81
(
08/02/2009 20:19)
de avy eo mbola ho exposées am net bdb etsy sy eroadia @ zay mahita daholo ny lafivalo
5. AnA
(
08/02/2009 20:22)
Alors que les corps des victimes du Samedi Rouge étaient exposés à Mahamasina devant ses sympathisants et certains opposants au régime tels qu’Albert Zafy, Andry Rajoelina a déclaré que « le nom de ceux qui ont lutté et qui sont tombés ce samedi seront sur une stèle sur la Place de la Démocratie ».raha io kalou d azo ekena sady normal fa kosa pourquoi trimbaler ces coprs partout ? mba hasio hasina ny olona maty ry tgvendrana a! enao iany no nahatonga anzao e! d aza mody mitomany avieo an! mody maka fon'ny oul
7. xxx
(
08/02/2009 20:36)
tsy mihatsara velatsihy ve ty bandy ty, olona nahatonga any zao faty olona zao, klikeo lé hoe Tvgasy d misy sariny ra Andry io d klikeo!!
http://www.auzoma.com/F_frame.html?http://www.auzoma.com/F_home.html
http://www.auzoma.com/F_frame.html?http://www.auzoma.com/F_home.html
8. xxx
(
08/02/2009 20:38)
flodine:
Dia samia mamisavisa re olona fa izao no tantara tsika Gasy.
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/country_profiles/1832645.stm
Ary ny talohan'io daty nanombohan'ny tantaran'ny angalisy io izany dia tsy notantaraina .Tamin'ny andron-dRalambo ,Andrianjaka ,sy ny sisa ?
:lol:
9. xxx
(
08/02/2009 20:38)
io ary le efa nahiako hoe ho atao pub eny @ 13 may ireo razana @ izay mba maro ny olona.
10. maronibe2
(
08/02/2009 20:42)
aleo aseho vahoaka sy aely eran'izao totonlo izao ,ary ho takatr'i ANDRY TGV fa tompon'antoka amin'ny namoizan'ireo ny ainy ny ambopony diso toerana ary ahatsapa tena ny olona afaka misaina sy mandinika rehetra ,fa revin'adala tsy avaha na hampiala ao anatin'ny indraimipimaso ny fahantrana sy ny fijaliana akory ny tolona arahiny,ary indrindra mbola ho tompon'andraikitra amin'ny mbola hampikoroso ny gasy izao ataony izao ary tsy ho afaka amin'izany izy akory...
11. yonikafopl
(
08/02/2009 20:46)
hita mintsy we fika maloto tsssssssssssssss,, fa efa nendrasana mintsy zany le faty oll tam sabotsy iny hanaovana exposition kay , fa naninn le faty tam 26 reny no tsy natao exposition doly nefa nge ka 68 mou le maty tam reny??? , nga reny tsy aina nafoy, fa le 28 maty tam sabotsy ihano no indraindraina??????
12. xxx
(
08/02/2009 20:57)
io anie no efa nolazaiko hoe hifanilaka @ zay zao @ reo faty olona, ny mpitarika nilaza fa tsy izy no nanao an'izao ny mpitifitra koa milaza fa tsy izy no nahatonga an'izao, nefa raha tsy nisy nitarika tsy nisy toy zao, anisany film efa nande koa io mifanilaka io, ny acteur fotsiny wa no miova!
13. heidi
(
08/02/2009 21:03)
de io no hanaovako latsa ireo mipingampinga mitono tena ho faty eny tsy mety fay!
14. Noue
(
08/02/2009 21:03)
yonikafopl:ka tsy maintsy mahita fitaka foana eee ! efa hita zao fa efa mihavitsy andro aman'alina ny mpanaraka azy ka ho inona indray ny tetika vaovao ??? hitomany eo imason'ny olona indray ve eee ??? hakana fo ???? Tokony mba hasiana haja ny olona namohy ny ainy eee ! indrindra indrindra fa izy no nitarika ny olona tany nefa izy aza nitsaoka
hita mintsy we fika maloto tsssssssssssssss,, fa efa nendrasana mintsy zany le faty oll tam sabotsy iny hanaovana exposition kay , fa naninn le faty tam 26 reny no tsy natao exposition doly nefa nge ka 68 mou le maty tam reny??? , nga reny tsy aina nafoy, fa le 28 maty tam sabotsy ihano no indraindraina??????
15. heidi
(
08/02/2009 21:10)
UNE SEMAINE IHANY DE HADINON4NY OLONA ireny namoy ny ainy ireny.
NY FIAINANA mitohy ihany moa ny fahantrana tsy maintsy sedraina....
NY sakafo lafo vidy amin'izao ny vola enti-manana tsy ampy de asakasak'izay mbola hanohy ny tolona tsy hitondra tombotsoa ho azy akory....
IO MIALA AN'AKATSO dia AMBOHIDEPONA, tsy hisy mitsy miracle hanova ny fiainana efa latsaka ankaterena be io

16. xxx
(
08/02/2009 21:46)
Makarary fo mihitsy mahita ny sarin'ireo faty be dia be etsy sy eroa sy ny fisainan'ireto liampahefana ireto ! eee ry Madagasikarako, ry Malagasy havako :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
18. Andribe
(
08/02/2009 22:20)
mbola tsinonysinona ela de mamono olona aiza izany raha toa lasa filoha ngamba betsaka ny ho faty :-D :-D :-D :-D dia avy eo aseho erakin ny tanan hoe tsy izaho no namono fa ry zalahy z nanome baiko fotsiny hoe dingano io zone rouge io amizay tsy sahirana intsony ianareo vahoaka malagasy fa afaka titifitra dia mbola betsaka ihany avy eo no afaka manipulena :evil: :evil: :evil: :evil:
19. vale
(
08/02/2009 23:41)
xxx:
tsy mihatsara velatsihy ve ty bandy ty, olona nahatonga any zao faty olona zao, klikeo lé hoe Tvgasy d misy sariny ra Andry io d klikeo!!
http://www.auzoma.com/F_frame.html?http://www.auzoma.com/F_home.html
mdrrrrrrr, chui dégoutéeeeeee......... acteur be mintsy ty tgv ty, fa iza no nahatonga ireny oul ireny ho eny an-dapa??? fa iza??? tsy izy ihany ve??? ary efa fantany fa misy faritra tsy azo aleha! tsy vitako alou ny nihaino anazy h@ farany fa mampa :evil: