les corps seront exposés à la foule demain sur la place

21. heidi ( 09/02/2009 03:09)
NY MPANOHATRA sy ny andiany foana no diso raha vao manao geste otran"'ireny e!
22. tovolahy007 ( 09/02/2009 04:08)
Ny diso t@ 10 Aout?? i Zafy Albert, Andriamanjato, ary ny forongony. Moa ve nisy maty ny iray t@ izy ireny?? TSIA NO VALINY. SATRIA FA NAHOANA , hoy i Zafy Lambendrana, DE HOY AHO HOE SATRIA EFA FANTANTR'IZIREO TSARA FA TSY AZO ATAO IZANY MANANIKA LAPA-PANJAKANA IZANY dia tsy nisy na iray t@ izireo azany no teny, na nisy aza de tsy mba teny alohan'ny folaharana fa TAIZA??, NIAFINA TANY AORIANA BE TANY.
23. heidi ( 09/02/2009 06:32)
KA IZAY NO mahagaga amin'ilay atao hoe vahoaka atao sorona, tsy mahalala ny hahafaty azy. rEHEFA VOATIFITRA VAO hoe mahonena
24. xxx ( 09/02/2009 06:40)
za klou ts de tia resaka politika fa hitako kosa hoe samy manana ny fahadisoany izy roa lahy:

i Ravalo omeko tsiny satria ts nanaraka ny procédure ho an'ireny mouvement populaire reny na zone rouge io na ts zone rouge. Raha ny fahalalako azy dia disperser-na amin'ny alalan'ny parole alou ny vahoaka, refa ts mety de disperser-na am rano pompier reny (izay ts de misy mo eto amitsika) de aveo le bomba mandatsan-dranomaso reny, aveo le grenady mipôka b reny fa tsy manimba inn inn, tena faran'ny dernier recours reny fampiasana balle réèlle reny sady en plus de tout ça tireur d'élite reny ary mety balle na sniper reny grave be reny ny impact

i andry oùmeko tsiny satria efa fantatra fa ts maintsy hiafara amizao famonoana olona zao le izy nefa mbola nentina tany ihany izy ireo aveo atao exposition ôtran'ny sanatri ts olombelona le faty.

donc tokony ry zareo no enjehina hanaovana mandat d'arrêt car ils sont tous les deux responsables...
25. heidi ( 09/02/2009 06:46)
efa nampityandrina meloha be ny miaramila vakio ny vaovao any ho any toa klk jours meloha ny hiakarana teny aza defa nampitandrina ny miaramila ka naninona no nanao fanahy inina nande nanafika tany ihany, na tanam-polo aza no netiny tany efa fanafihana ny anjareo amin'ny andian'olona maro, efa leo ny fanapotehana kosa ny filoha dia tsy maintsy nandray fe-petra ko!
fangah hoy enao raha tsy nitifitra ny miaramila tsy maintsy hoe nisy rà latsaka ihany teo ary mety ho pire aza, de avy amizay ny fararaotana izay ho antaon'ireo andian'olona ireo ihany hanafika irao magazay hotel manodidina ny lapa ankoatra ny fandorana ny lapa .....
26. xxx ( 09/02/2009 07:42)
I Andry no Acteur principal e! tena mahay milalao film izy, t@ 26/01 notsofina rano ny vahoaka handromba de avy mitoreho, de notsofina rano indray ny vahoaka ho eny Ambohitsirohitra , de izy naka aina foana tany antrano, de avy eo mitomany, tena "bravo" be mihintsy ho azy, fa tena hainy mihintsy ny nilalao ty film indray mandeha ty, de asa inona indray ny film kotrehiny ao izao? mankasitraka anao ry Présedent de la rue publique!
27. tsiafoi1 ( 09/02/2009 07:48)
Aleo hasehony mba ho anatra ho an'ny sisa fa :

1- FAHAFATESANA NO TAMBIN'NY OTA - Romains 6 : 23 : "Car le salaire du péché, c'est la mort"

2- NY OTA = FANDIKAN-DALANA (na lalàn'Andriamanitra io , na lalàn'olombelona) - 1 Jean 3 : 4 ; "Quiconque pèche transgresse la loi, et le péché est la transgression de la loi".
28. xxx ( 09/02/2009 08:00)
izay le ilazako hoe za ts de tia resaka politika satri samy manana ny opinion ny olona tsi11,

ny akamaroan'ny olona ato zao de d'accord am le action an'i ravalo, ao ko nefa ny d'accord amin'ny action an'i Andry

fa za ts d'accord amin'izy roa satria samy namono olona ihany zareo na de hoe indirectement aza ts ry zareo le izy

Heidi: d'accord za hoe nampitandrina ny miaramila fa mbola bdb ny recours alou vô tonga amin'ny fampiasana balle réèlle zay no hi-blamer-ko an'i ra8 satri izy tonga de extrème b n solution noraisiny. maninn izy tam le 26 iny no navelany nitohy ny fandrombana fa ts nanome baiko ny miaramila izy hoe ajanony reo fa izy indray no miseho ho b vava hoe "za no chef suprême ny tafika, za mits no nanome baiko hoe aza mihetsika nareo!" ny olona nefa efa mikaikaina mafy hoe vojeo zahay, mihetse nareo ry polisy --> je qualifie zany acte an'i ra8 zany ho "non assistance à personne en danger"

i andry indray omeko tsiny izy satria plus ou moins ataony sorona ny vahoaka, evidemment zany daholo no nataon'ireo olona naka pouvoir reo fa ny vahoaka fôna no sorona.

Oziz nareo hoe sitrampon'ireo olona maty tany no nande tany, de oziz za hoe ekeko fa sitrapo ny azy nefa kosa meteza nareo eo am plasiny fa olona mahantra, olona sahirana, olona very asa olona ts an'asa manantena ny hivôtra daholo ireo olona nitolona teny ireo k mba niandrandra fihovana izy k mety any am Andry no ahitany izany toy ny nahitany izany tany am am Ra8 il y a 7ans ihany io. K aza de omena tsiny re ry zareo fa niandrandra fiovana sy fivoarana e!

za ts manome tsiny an'ireo olona ireo fa izy roa lahy protagoniste no omeko tsony raha nisy ny fifampiresahana sy fifanarahana de nilamina io fa i Ra8 be loha miseho ts ho vôala eo am plasiny, i Andry ko miseho be loha k mampitombo fôna ny fitakiana sady ts apiheverana akory d ny vahoaka fôna no victime dans les 2 cas.
29. xxx ( 09/02/2009 08:15)
efa niezaka foana t@ fifampiresahana Ra8 sy ny mpitondra fiangonana fa ny mpanaradia @ Andry tsy nampanaiky azy an'izany f'efa dodona hitondra, de izao no vokany vokatry ny fitiavan tena, mbola hivaly aminy ny fahorian'ireo voaroba sy maty² ho azy ireo! raha hiala aza Ra8 tsy hahazo seza eo izy fa ho faty² foana koa,
30. mion ( 09/02/2009 08:25)
Tsy mbola nisy na taiza na taiza eto ambonin'ny tany ka ny manifestant dia hiditra am-boletra any @ lapam-panjakana.
Na t@ faha Mpanjaka aza dia voaheloka ho faty ireo mpanani-drova, ka mainka fa @ izao andro efa mandroso izao.

Tsy azo nihodivirana ny toy ireny, devoir ny miaro ny fiandriananm-pirenena, adidy tsy maintsy ataon'ny fanjakana hoan'ny Malagasy rehetra ny miaro ny firenena tsy ho lasan'ny mpandroba sy ny mpanani-bohitra. Ka loza hoan'izay nitondra sy nanosika ireny olona ireny ho @ fahafatesana . Maninona no tsy ireo mpitarika no nialoha lalana fa miafin-kafina any afara raha tena lehilahy? Naôna no vahoaka kely saina sy dondrona no natao sorona ho bouclier humain. Ary naôna no niverin-dalana nony efa tonga teo am-potony.

Very maina ny ranareo latsaka teo Ambohitsirohotra fa tsy asaian'ny mpitarika anareo vidiny sy hasina akory. Mihevera tena

Ka na inn na inn fomba nampiasaina de en etat de droit tanteraka ny fanjakana hiaro ny Lapa. Izay no nifidianan'ny Malagasy azy sy nametrahana fitokisana t@ Ra8.

Ka dia mahaiza mionona ianareo manamanjo, aza misosokalahelo intsony, ataovy tsara levenana ny maty de taizao tsara ny ankizy sisa velona mba ho tonga olom-pirenena vanona.

31. mion ( 09/02/2009 08:32)

32. xxx ( 09/02/2009 08:38)
zay mihintsy mantsy, tsy manintsy ny tsy manantsiny foana no hatao sorona de avy eo mihebohebo ho nandresy ny naniraka azy, mampalahelo ilay toe tsaina, nalefa ny vahoka de ny mpitarika nihaino teny @ sisiny, i Andry aza angamba mbola nifamihina t@ vadiny miandry ny victoire ny, avy eo maty ny vahoaka de izy no midera tena fa nandresy sy mana meloka ny hafa, asa toetsaina inona re izany e? raha za izy na hitondra eo aza tsy ho eken'ny saiko fa toerana azo t@ tsy rariny loatra! samia mivavaka mba tsy hiverenan' ireny intsony fa de maha ontsa loatra ny zava misy!
33. Noue ( 09/02/2009 09:19)
Le Génocide projeté par Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES.
L’effectif des manifestants sur la place du 13 mai diminue à vue d’œil. Les gens, manifestement, ne sont pas d’accord avec l’auto-proclamation de Andry RAJOELINA le samedi 31 janvier 2009.
Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES vont donc changer de tactiques et essayer d’avoir les fans de l’artiste Rossy pour augmenter le rang des manifestants.
Mais pire, ils vont faire le forcing, et amener leurs milices armés et les innocents à attaquer les zones rouges comme Ambohitsirohitra , Mahazoarivo et Iavoloha ( palais présidentielle) pour affronter les militaires.
Ils sont actuellement en train de préparer ce bain de sang. Andry Rajoelina, lui-même a déclaré sur la place du 13 mai que les étrangers et les tananariviens ne doivent plus sortir de leur maison à partir de ce moment. L’Ambassade de France ne cesse d’envoyer des SMS pour les ressortissants français dans ce sens ( bizarre)
C’est dommage, un jeune homme qui se fait salir les mains par le sang de ses compatriotes uniquement par la soif du pouvoir. Les politiciens Ratsirakistes, aidés par un pays que vous connaissez, vont profiter de ce bain de sang pour prendre le pouvoir. Ravalomanana et Rajoelina seront purement et simplement écartés de l’histoire.
Où est la démocratie dans tout ça ? Malgache , lève toi, notre pays n’appartient pas aux Ratsirakistes et au pays qui est derrière eux.
34. xxx ( 09/02/2009 09:39)
inona ary ity génocide ventesin'i Noue eraky ny forum ity e ?
35. Noue ( 09/02/2009 10:49)
ka tsy marina ve io eeee ???
36. xxx ( 09/02/2009 11:32)
mion:

Tsy mbola nisy na taiza na taiza eto ambonin'ny tany ka ny manifestant dia hiditra am-boletra any @ lapam-panjakana.
Na t@ faha Mpanjaka aza dia voaheloka ho faty ireo mpanani-drova, ka mainka fa @ izao andro efa mandroso izao.

Tsy azo nihodivirana ny toy ireny, devoir ny miaro ny fiandriananm-pirenena, adidy tsy maintsy ataon'ny fanjakana hoan'ny Malagasy rehetra ny miaro ny firenena tsy ho lasan'ny mpandroba sy ny mpanani-bohitra. Ka loza hoan'izay nitondra sy nanosika ireny olona ireny ho @ fahafatesana . Maninona no tsy ireo mpitarika no nialoha lalana fa miafin-kafina any afara raha tena lehilahy? Naôna no vahoaka kely saina sy dondrona no natao sorona ho bouclier humain. Ary naôna no niverin-dalana nony efa tonga teo am-potony.

Very maina ny ranareo latsaka teo Ambohitsirohotra fa tsy asaian'ny mpitarika anareo vidiny sy hasina akory. Mihevera tena

Ka na inn na inn fomba nampiasaina de en etat de droit tanteraka ny fanjakana hiaro ny Lapa. Izay no nifidianan'ny Malagasy azy sy nametrahana fitokisana t@ Ra8.

Ka dia mahaiza mionona ianareo manamanjo, aza misosokalahelo intsony, ataovy tsara levenana ny maty de taizao tsara ny ankizy sisa velona mba ho tonga olom-pirenena vanona.

mion: asa alou raha tadidinao fa tam 2002 ko ange ôtran'izao ihany e, nandeha teny mahazoarivo ry zareo haka ny palais ny premier ministre? ts haiko alou fa je vois les mêmes choses amizao hoe ôtraôtran'izao ihany le hitako tam 2002 à la seule différence we ts flagrant b ôtran'izao ny olona maty

ekeko hoe zo'ny fanjakana ny miaro n fananany fa zon'ny fanjakana ko miaro ny vahoaka fa ts mamono azy

hoy ianao hoe: nahôna no vahoaka kely saina sy dondrona no atao sorona: de oziz za hoe satri ireo vahoaka lazainao fa kely saina sy dondrona ireo dia niandrandra fivoarana avy am ra8 ka ts hitany izany dia lasa izy miantehatra am Andry indray sao dia mba...

ka na ny tolona natao tam 2002 na ity tolona amizao ity de natao boulier humain fôna ny vahoaka, ireo vahoaka ireo ihany no niaro sy niari-tory tam 2002 niarovana an'i ra8.

ka hitako hoe mampalahelo ihany ny zvt tenenina manome tsiny ireo olona mba niady hivoaran'ny fiainany

ary averiko hatrany ny hevitro hoe na ra8 na andry de samy tokony ho gadraina avokoa fa ny manome tsiny ny vahoaka no ts ekeko satri tsapako lôtra ny fahantran'ny vahoaka malagasy amizao k hitako hoe rariny lôtra izy raha manaraka izay hitany fa mety mba ho espoir kely eo amin'ny fiainany
37. heidi ( 09/02/2009 12:42)
Heidi: d'accord za hoe nampitandrina ny miaramila fa mbola bdb ny recours alou vô tonga amin'ny fampiasana balle réèlle zay no hi-blamer-ko an'i ra8 satri izy tonga de extrème b n solution noraisiny. maninn izy tam le 26 iny no navelany nitohy ny fandrombana fa ts nanome baiko ny miaramila izy hoe ajanony reo fa izy indray no miseho ho b vava hoe "za no chef suprême ny tafika, za mits no nanome baiko hoe aza mihetsika nareo!" ny olona nefa efa mikaikaina mafy hoe vojeo zahay, mihetse nareo ry polisy --> je qualifie zany acte an'i ra8 zany ho "non assistance à personne en danger"

ka he izany izy hoe hanafika ny lapa, mandalo eny am devant ny lapa aza raha milamina ny tany sy ny firenena , bedesin'ny mpiambina enao mandalo eny akaiky eny koa indrindra fa olona fantatra fa hanafika handromba hanapotika indray tony ny natao tam 26 janvier.....
TSY NANDRAY ny andraikiny ny filoha sy ny miaramila tam fandrombàna teo aloha satria tsy fantatra hoe hanao ireny izy.....
NORME be lay mandray fe-petra am fitofirana , nai'aiza n'aiza ....
38. vale ( 09/02/2009 15:57)
marina mintsy zany ry heidi, sady efa hita fa ny tanjon'ireo oul tsy hifandraharaha fa nahazo vahana t@ 26 , nanapotika ny Radio sns, dia hita be zao fa oul vonona hanapotika sy handroba sy hanararaotra hampisy hetsika mba hafahana mandroba fanindroany indray, dia mody oe, nanani, nanana, eee oul innocents eee, mdrrrrr.. inn ny afaka tao amin'izany??? tsy ny mandray fe-petra??? oul andian'oul bedebeeee izy no hanafika eny??? fantatra fa nytanjona dia hampisy fanankorotanana MBA HFAFAHANA MANDROBA izay azo ROBAINA, sa tsy zany ndray ary hoe??? :^) :^) :^) :{
39. heidi ( 09/02/2009 16:27)
ka ry colbert sy ny shoprite eo akaiky eo ry vale ka sao farahafaharatsiny mahazàka ny vola ao am caisse na fandrina any am hotel manodidina ny lapa :-D :-D de raha tsy nisy ny fitifirana dia rafitra indray ny sary manerana ny gazety , andian'olona milanjalanja zvtr norobaina :-D :-D :-D
40. xxx ( 10/02/2009 07:00)
de i vale sy heidi zany mankasitraka le hoie ts ni-intervenir ve ny miaramila tam le fandrombana reny nefa entan'olona ts manatsiny no robaina sy angalarina :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077