5000 no isan ny vahoaka malagasy zarain i ra8 sy andry tgv

1. xxx ( 06/02/2009 16:04)
Hen 5000 sisa ny vahoaka manaraka an i andry tgv sy ra8 zany hoe ny ambon izay zaany tsy vahoaka intsony fa dia mieritrereta ianareo lasa any andafy daholo ny gasy ambony raha ny fahitako azy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
répondu par diamondra27 le 06/02/2009 16:16
2. diamondra27 ( 06/02/2009 16:16)
de maninona , ary la gasy leo politika ngah tsy kaonty am zao, le gasy tsy miteny fa aleony miasa mba hahazo vola survie fa tsy handroba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0629