esy aho ee!!

1. xxx ( 06/02/2009 14:05)
esy aho eee ry mpandrindra ny serasera e!! :) :wink:
répondu par penguin le 06/02/2009 14:47
2. penguin ( 06/02/2009 14:47)
Nahitsiny ngah ny rediredinao sa norangitiny ny fampiadin'ny akamanareo ? Azy io fa tsy an'ny fanjakana ka aza sakanana @'ny azy izy. Anjaran-tsiaka no mitady hevitra hampidirana ny revin-tsiaka @'izay revy mifanaraka @'ny làlan'ny seraseran'olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0964