Sarotra atoro sa be monkon-doha

1. rabaradaka ( 06/02/2009 09:29)
Sarotra atoro sa be mokon-doha ity Ravalo ity ry dadatoa fa tena manomboka miharatsy ny raharaha. Ny Ministre Jean Louis sy ny namany efa nanome hevitra mba hijerena izay hampilamina fa tena mihahenjana izy ity. Zao nesorina indray ny Général Rabetrano, dia hiampy iray indray ny adversaire sady miaramila. Henoheno fa hoe hesorina daholo ireo Général "pro TGV". Dia inona ihany e ? Sa io ilay hoe mandrovi-tsihy !
répondu par andrywui le 06/02/2009 13:06
2. pimaso ( 06/02/2009 09:35)
tsy mibaradaka izy no tena marina fa tsara formation
la preuve : empire TIKO
c'est comme les enormes Pyramides d'Egyptes
Faut être stratège mon petit
3. xxx ( 06/02/2009 09:36)
Tsara izany eee!!! +++++ eo ny adversa dia hitranga ny marina. Ataon'i lery fa Entreprise tiko angah ity ka rehefa tsy mifanara dia miala!!!
vas y letsy ra8,
4. xxx ( 06/02/2009 09:40)
empire TIKO
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Sao dia VEMPIRE TIKO letsy zany????
5. tsiafoi1 ( 06/02/2009 10:26)
Stratégie daolo zany r'ise a.... Efa hita kosa fa oditr'akondro hampienjera izao ve de mbola avela eo @'ny lalan-kodiavina ihany....

Moa tsy nizara roa ihany ny tafika t@'ny fotoan'androny 2002 ireny fa ze sitrak'Andriamanitra ka lany t@'ny fifidianana mazava ihany no izy????

Aza mikorapaka e, mahareta fa hanana ny soa!

6. tsiafoi1 ( 06/02/2009 10:55)
Tout vient à point à qui sait attendre!

C'est dans le calme qu'on trouve la force!

:D :lol: :) :wink:
7. xxx ( 06/02/2009 10:56)
Sarotra atoro sa be monkon-doha???
DONDRONA NO MARINA E
8. rastafarai ( 06/02/2009 10:56)
:°) zay efa naona kou!!!!!!!!!Efa niharitra hatramin'ny andron'ny deba... :cry: Na Ra8 na Zévété to tsy mamaha le olana...Angamba i Pasitera mayolll marina no mety hampandroso an'io :-D
9. xxx ( 06/02/2009 11:13)
:oops:
10. xxx ( 06/02/2009 11:20)
hihihihi, alà letsy alany any aby, zé manelingelina ny lohany à!!
tsipaky ny miala aina io ozy le namana etsy ambony etsy. na mizara 2 aza ny tafika, zé tokony handresy fona no mandresy é!! sà moa tsy zay
hihihi
11. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:07)
ie d'hita eo e!

Fa nana hahazo fitondrana na tsia hahazo fitondrana ny TGV dia tsy maintsy ny fahapotehan'i Andry no hiafaran'izao raharaha izao ...
12. andrywui ( 06/02/2009 12:25)
Iza tsara ry lety nohopotika ??? i Andry TGV ve?? fa elah ve mipika é! iza no potika zao ? fitondran'iza no potika ? iza no efa mitaditady lalana hipitsika tsimoramora zao ? ka iza marina no tena lazaina fa potika ?? diniho tsara Razanba a!
13. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:41)
Za tsy miteny @là ho iza no potika @'za fa miteny @la hoe tsy maintsy ho potika leiry naR8 no manao azy na zahay na ny akamany ihany...

Pari no ataoko...
14. andrywui ( 06/02/2009 13:06)
he! he! he! moramora tonton Zanba a! Ra8 alou tsy manakery tsony fa voay banga ridana be zao!! elah sy ny akamanlah ndray tsotra kely fotsiny !! sady mihomehy aho no amporisihina chien de salon fotsiny de miara miforidrambo mifanenjika eny antsaha eny nareo !! ela miantso vonjy avy eo aloha de lery manenjika kely avy eo aoriana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1899