Rehefa miangona
1. xxx
(
04/02/2009 18:52)
Omba antsika mianakavy anie ny Tompo....
Dia tonga amin'ny fotoanan'ny Fanolorana ary isika izao sy havanana malala koa dia ataontsika ny hira: "Izay manolotra ankafaliana"
i Mopera amin'io ery amin'ny alitara tsy manolotra akory fa mijery ny arotsaky ny olona no sady manao kaonty hoe: " Iny ny kaliko alatsinainy, ny sakafoko Talata..., ny revy amin'ny Sabotsy atoandro... Divay folo, fromage bolongany efatra, ronono isaky ny misakafo"
Ilay mpivavaka: "Ohatrinona no arotsaka sao maneno eo io fandatsahan-drakitra io..., inona aiza ary no ahitana sakafo ohanina ratoandro alahady ny andro nefa tsy mihinan-kena fahefany akory"

répondu par ari.malala le 16/02/2009 05:42
2. ikaretsaka
(
04/02/2009 19:48)
eo aloha d'efa mivoana 8) hita hoe tsy kanto ilay mpanoratra ary tapohany nahita ny tany :wink:
1) tsisy alitara any fiangonana kanto fa otely ny any.
2) tsy rakitra fotsiny ihany no atolotra @ fanolorana fa ny mofo sy divay (jereo ny ordre de la messe).
1) tsisy alitara any fiangonana kanto fa otely ny any.
2) tsy rakitra fotsiny ihany no atolotra @ fanolorana fa ny mofo sy divay (jereo ny ordre de la messe).
ordre de la messe (cf. Katolika.org) :
Apetraka eo ambonin'ny ôtely ny mofo sy ny divay izay hiova ho Vatana sy Ran'i Kristy. Ny fanolorantsika tena amin'Andriamanitra dia asehon'ny rakitra ho enti-mitsinjo izay ilain'ny Fiangonana sy ho enti-manampy ny namantsika mahantra, fa nataon'i Kristy ho tenany mihitsy ny mahantra.
Isaoran'ny Pretra ny Ray noho ireo fanomezana izay hanjary hanina mamelona ny fanahintsika.
Raisin'ny Pretra ny patena misy ny mofo, asandrany kely sady hoy izy :
P. Ankalazaina Ianao, ry Tompo Andriamanitry ny tany aman-danitra, fa avy Aminao mazava fo sy malala-tànana no nahazoanay izao mofo atolotray Anao izao: vokatry ny tany izao, vokatry ny asan-tànanay olombelona ary dia ho tonga mofon'aina mahavelona anay.
V. Hankalazaina mandrakizay anie Andriamanitra.
Mampidina divay sy rano kely ao anaty kalisy ny pretra, sady manao hoe :
P. Enga anie ho tahaka ity rano sy divay afangaro ity no hiraisanay amin'ny maha-Andriamanitra an'i Jesoa Kristy, Ilay nanaiky hiombona anjara amin'ny maha-olombelona anay.
Raisin'ny Pretra ny kalisy misy ny divay, asandrany kely sady hoy izy :
P. Ankalazaina Ianao, ry Tompo Andriamanitry ny tany aman-danitra, fa avy Aminao mazava fo sy malala-tànana no nahazoanay izao divay atolotray Anao izao: vokatry ny voaloboka izao, vokatry ny asan-tànanay olombelona ary dia ho tonga fisotro masina ho anay.
V. Hankalazaina mandrakizay anie Andriamanitra.
Dia miondrika ny Pretra mivavaka hoe :
P. Mietry tena sy torotoro fanahy izahay, ka raiso, ry Tompo Andriamanitra, ary ho tontosa soa aman-tsara eto imasonao anie ny Sorona atolotray izay, ka ho sitraky ny fonao.
Manasa tànana eny antsisin'ny ôtely ny Pretra, manao hoe:
P. Sasao aho, ry Tompo, ho afaka heloka tanteraka, ary diovy ho afaka amin'ny fahotako.
--------------------------------------------------------------------------------
Tafaverina eo afovoan'ny ôtely ny Pretra, velariny ny tànany, dia akambany, ary hoy izy hoe :
P. Aoka hivavaka isika mianakavy mba hankasitrahan'Andriamanitra Ray mahefa ny zavatra rehetra ity sorona atolotro sy atolotrareo ity.
V. Horaisin'ny Tompo anie ny Sorona atolotry ny tànanao, hanomezana dera sy voninahitra ny anarany, ary koa hanasoavany antsika sy ny Egliziny masina manontolo.
3. ikaretsaka
(
04/02/2009 20:11)
manarak'izany dia tsy misy vy mihitsy ny boatin-drakitra any @ kanto ka tsy haneno izany, asiana lamba sy /na eponge mihitsy aza ilay izy indraindray
4. Noue
(
04/02/2009 21:04)
Omba antsika mianakavy anie ny Tompo....avy dia nahafinaritra be ny namaky ny introduction fa nony tohizana ilay dinika dia mahakivy eee
i Mopera amin'io ery amin'ny alitara tsy manolotra akory fa mijery ny arotsaky ny olona no sady manao kaonty hoe: " Iny ny kaliko alatsinainy, ny sakafoko Talata..., ny revy amin'ny Sabotsy atoandro... Divay folo, fromage bolongany efatra, ronono isaky ny misakafo"tena namitaka be ilay introduction eee !
Ilay mpivavaka: "Ohatrinona no arotsaka sao maneno eo io fandatsahan-drakitra io..., inona aiza ary no ahitana sakafo ohanina ratoandro alahady ny andro nefa tsy mihinan-kena fahefany akory"
5. xxx
(
05/02/2009 17:08)
Dia rehefa lavalava ny filaharana amin'ny fandatsahana rakitra, dia atombok'i Mopera ny fanolorana ny sorona masina, sady mimonomono izy hoe "efa ampy herinandro izay fa dia isaorantsika anie Atra a"
6. ikaretsaka
(
05/02/2009 19:17)
Mainka diso.... tsy milahatra rehefa rakitra...ary tsy mitaty rakitra vao manomboka ny sorona masina.
Mila mianatra litorjia kanto I xxx
Mila mianatra litorjia kanto I xxx
7. Noue
(
05/02/2009 19:42)
hafahafa be koa zany any am-piangonan'i XXX zany aaa ! sao dia izany fiangonana zany ilay tsy nahazo zaraina teto eee ???
8. xxx
(
05/02/2009 23:15)
Dia tonga eo amin'ny vaovaom-piangonana, raikitra ny filazana, fa tena manongilan-tsofina mihintsy i Mopera vao eo amin'ilay hoe rakitra azo tamin'ny alahady. Vao betsabetsaka ny rakitra dia hoy i Mopera, mbola hiverina eto aminareo aho fa izay mahavangivangy tian-kavana.
Dia ataony lava be ny tso-drano. Dia alefany mody amin'izay amin'ny hoe Hitantana ny diantsika anie i Kristy.
Faly be ny vahoaka, nefa mopera etsy miheritreritra hoe: "Ndana aloha mitady indray dia mba bebe ny rakitra amin'ny herinandro eh"
Ho kitakitana aho Jesosy fa lanin'ny katolika ny saosy

9. ikaretsaka
(
06/02/2009 03:44)
Ra xxx tokony maka renseigements tsara aloha fa manjary miteniteny foana :-D V:-D
Voalohany dia tsy misy filazana rakitra @ vaovaompengonana
Faharoa..tsy milahatra rehefa fanolorana..@ fomba ahoana no sady hanaovana fanolorana no hilahatra hanao rakitra...
Fahatelo.. jesoa ny any fa tsy jesosy
Faha4 tsy isakerinandro ny lamesa fa isanandro, ary afaka mandeha ianao raha tianao
Faha 5 tsy voatery handeha ao ampiangonana nalehany t@ alahady lasa ny kato @ heriny ary tsy manantena sy hanisa an'izany I mompera fa rehefa fiangonana kato na aiza na aiza de mety. Androany aho mety any faravohitra @ heriny aho any Bira @ tapa bolana aho any @ pedro, @ alahady aorinan'izay aho any andohalo... @ faran'ny volana any @ hopitaly. Avy eo any vatican.... tsy koi koa ary tsy hanontany I mopre raha miliona no narotsako tany @ prdro de tsy nanao rakitra aho tany lourdes.de 2 centimes d'euro no nataoko tany anosivolakely de 100 franc congolais no narotsako tany singapour.
Manaova fanadihadiana ry namana vao miteny a..na ento ny tohankevitra

10. ari.malala
(
06/02/2009 08:03)
Manaraka izany, tsy misy ifanerena ny fanaovana rakitra, ary tsy misy ifanerena hoe tsy maintsy misy fanomezana fahafolon-karena!
ika, amizao efa misy filazana rakitra voaangona ny alahady lasa @ vaovaom-piangonana k!
xxx, d inona kay ny problemanao? hitsikilo an'izany ve no idiranao fiangonana? hay kay ianao tsy "mivavaka" fa miangona ko! efa voalazanao rahateo amin'ny lohatenin'ny dinikao!

11. klitika
(
06/02/2009 14:45)
ari.malala:
Manaraka izany, tsy misy ifanerena ny fanaovana rakitra, ary tsy misy ifanerena hoe tsy maintsy misy fanomezana fahafolon-karena!
Izay dia tsy marina fa misy fanerena atao amin'ny rakitra, ary dia atao fambara mihintsy ilay hoe vehivavvy nananontena nanome manontolo izay tany antsakeliny
Nareo moa tsy eto Mada angaha, fa asaina mitsangana amin'ny mandoa rakitra, ka raha tsy mitsangana ianao dia hitam-bahoaka
Moa tsy fanerena an-kolaka daholo ireo. Ny sainao mihintsy no volavolaina amin'ny fomba mihaja mba tsy maintsy androtsaka
Rehefa vokatra moa vao maika loza fa tononina ery aloha ery ny mba narotsakao, dia raha bebe no nirotsaka dia raikitra ny tehaka. Tsy fanerena an-kolaka va izany
12. tywa68
(
06/02/2009 15:09)
Klitika : miverena @izay ao @ katolika fa tsy misy fanerena zany ao ! fa zay omenao ampiafaliana d ampy :lol:
Ny "vokatra" zany any @ protesta :lol:
Ny "vokatra" zany any @ protesta :lol:
13. ikaretsaka
(
06/02/2009 15:44)
de @ manaraka koa ry klitika mba manaova fanadihadiana tsara momban'ny litorjia sns izay vao miteny , au moins mba manana porofo sy mba misy lojikany ny zavatra klitikenao @ izay
14. Noue
(
06/02/2009 17:35)
klitika:impots nga hono io rakitra io ee ?
Izay dia tsy marina fa misy fanerena atao amin'ny rakitra, ary dia atao fambara mihintsy ilay hoe vehivavvy nananontena nanome manontolo izay tany antsakeliny
15. fijo
(
06/02/2009 21:53)
za koa namonjy batisa tamin'ny alahady faran'ny desambra,fa nony tonga ny rakitra ,dia lasa aho nivoaka .aza hadino,koa fa raha hijery hoe ity ny tsaky rehefa avy eo ,iny ny alavazomboana rahampitso.dia mba ampidiro koa rapasy,fa ny azy avy dia atambany mihintsy hoe "iny ny kaly ny vady amanjanaka herinandro,ity koa revy pi kely hoahy rehefa avy eo.
16. klitika
(
06/02/2009 22:02)
ikaretsaka:
de @ manaraka koa ry klitika mba manaova fanadihadiana tsara momban'ny litorjia sns izay vao miteny , au moins mba manana porofo sy mba misy lojikany ny zavatra klitikenao @ izay
INona no hidirako amin'izay kanton'alikanao any, fa resaka rakitra no nidirako teto fa ity toa mikaretsadretsaka foana ohatry ny vy tsy misy menaka.
18. ari.malala
(
13/02/2009 05:31)
klitika:
Izay dia tsy marina fa misy fanerena atao amin'ny rakitra, ary dia atao fambara mihintsy ilay hoe vehivavvy nananontena nanome manontolo izay tany antsakeliny
Nareo moa tsy eto Mada angaha, fa asaina mitsangana amin'ny mandoa rakitra, ka raha tsy mitsangana ianao dia hitam-bahoaka
Moa tsy fanerena an-kolaka daholo ireo. Ny sainao mihintsy no volavolaina amin'ny fomba mihaja mba tsy maintsy androtsaka
Rehefa vokatra moa vao maika loza fa tononina ery aloha ery ny mba narotsakao, dia raha bebe no nirotsaka dia raikitra ny tehaka. Tsy fanerena an-kolaka va izany
Ny sainao no manenjika anao sy efa tsy milamina hatrany ampiandohana fa tsis manery anao zany eo! ny anton'iny fanoharana iny justement ilazana fa tsy antery ny fanaovana rakitra fa izay foinao no arotsakao arak'izay fanananao sy fahafoizanao. Eo @ fianana tsy voatery hanana lalandava fa na ny tenako izao aza efa tratran'ny hoe tsy nanambola natao rakitra nandeha nivavaka fa tsy nataoko ho henatra ho ahy ny tsy fitsanganako nanao rakitra satria tsy ny volako no ilain'Andriamanitra fa izaho.
20. klitika
(
13/02/2009 18:39)
Zany hoe resaka ka atao, fa madainga izay tsy mahatsiaro oainina raha mandrotsaka rakitra vy, na tsy mitsangana rehefa mandoa rakitra ny pokina.
Ahoana hoy i Mopera Monja izay: "Ny an'ny sasany tsy henatra tsy tahotra mbola mandrotsaka ariary folo sy roapolo ihany amin'ity fiainana efa mandroso ity..."
Ahoana hoy i Mopera Monja izay: "Ny an'ny sasany tsy henatra tsy tahotra mbola mandrotsaka ariary folo sy roapolo ihany amin'ity fiainana efa mandroso ity..."