Rehefa miangona

21. ikaretsaka ( 13/02/2009 19:27)
klitika:

Zany hoe resaka ka atao, fa madainga izay tsy mahatsiaro oainina raha mandrotsaka rakitra vy, na tsy mitsangana rehefa mandoa rakitra ny pokina.

Ahoana hoy i Mopera Monja izay: "Ny an'ny sasany tsy henatra tsy tahotra mbola mandrotsaka ariary folo sy roapolo ihany amin'ity fiainana efa mandroso ity..."


Za aloha tsy mahatsiaro tena oainina e fa na izany aza jerena @ circonstance le izy ka mahamarina ny tenin'i mopre. Raha mivavaka any @ pedro sy any antanimora kosa ve ka roapolosy ary 5 aza no arotsaka... afaka haninona? Fa raha ohatra hoe efa mafy ady izy de jerena ny bon de caisseny de asaina mandrotsaka ny ampahafolo karamany ohatran'ny vanjo alika izy de non.
22. klitika ( 14/02/2009 16:35)
ikaretsaka:


Za aloha tsy mahatsiaro tena oainina e fa na izany aza jerena @ circonstance le izy ka mahamarina ny tenin'i mopre. Raha mivavaka any @ pedro sy any antanimora kosa ve ka roapolosy ary 5 aza no arotsaka... afaka haninona? Fa raha ohatra hoe efa mafy ady izy de jerena ny bon de caisseny de asaina mandrotsaka ny ampahafolo karamany ohatran'ny vanjo alika izy de non.


Ay ve eh, samy manana ny andraisany ny hoe an-tsitra-po fa ho ahy ny filazana hoe tokony izao na izao dia efa fanerena izany, fa tsy ny sitraky ny fon'ny ol intsony no ataony.
23. ikaretsaka ( 14/02/2009 17:07)
Hain I klitika ve ny mahasamihafa ny manery sy ny mampatsiaro tena?

Raha tsy hitanao ohatra fa mivoha ny bragetinao na ny lacets anao de raha mampiasa matoanteny mandidy aho hoe "Hidio" de hoe manery ve?
24. zamanoro ( 15/02/2009 22:33)
Izay tokoa aloha eh, raha miteny olona ianao mba hanao zavatra hafa dia efa endrika fanerena an-kolaka izay

Ohatra hoe: "tokony hivavaka ho an'ny tanindrazana isika", ilay fampiasana ny hoe: "tokony" dia endrika fanajana fotsiny ihany, fa ny tena votoatin'ilay hevitra dia hoe: "mivavaha ho an'ny tanindrazana", izany hoe fibaikona ny olona hivavaka io, ary inona moa ny fibaikona raha tsy fanerena ihany
25. ikaretsaka ( 16/02/2009 00:02)
ary raha hoe tokony hidinao ny bragetinao?
26. ari.malala ( 16/02/2009 05:42)
klitika:

Zany hoe resaka ka atao, fa madainga izay tsy mahatsiaro oainina raha mandrotsaka rakitra vy, na tsy mitsangana rehefa mandoa rakitra ny pokina.

Izaho hoà efa tratra! ts nanambola mitsy ah nefa ny andro alahady d nisalasala teo hoe hande tsis rakitra v, d farany tapakevitra iany hoe ts ny rakitra anie no tena aleha any ampiangonana fa ny hihaino izay hafatra apetrak'Andriamanitra @ alalan'ny teniny, sy handray ny Vatany @ alalan'ny komonio... rakitra mitsangana no ao ampiangonana, fa omeko lalana ireo mandeha mandrotsaka rakitra fa izaho mihira midera an'Andriamanitra eo am-pitoerana. Tsy misy henatra, tsy misy saina manenjika.

klitika:

Ahoana hoy i Mopera Monja izay: "Ny an'ny sasany tsy henatra tsy tahotra mbola mandrotsaka ariary folo sy roapolo ihany amin'ity fiainana efa mandroso ity..."


Izany koa no hafa! @ antsoin'ika hoe fomba ahoana no andeha anerena reo migadra any amponja handrotsaka vola taratasy? le izy anie ny fahafoizana avy any am-po fa tsy hoe manao an'izao ny eo anilako de handeha kou za hanao an'iny e! manaradrenirano ftsn!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0729