ados 17-18 ans no nanaraka an'i tgv

1. Noue ( 04/02/2009 15:59)
dia ny ados 17-18 taona zany ve no mba nanaradiha an'tgv androany eee! hanao inona ee ??? hikarakara ny dj @ asabotsy ???
tonga tao @ mairie hono izy niala ho maire ary nanome ny foulard-ny ho an'ny pds-ny fa haka ny terana ambony kokoa noho io toerana maire io eee

dia hoy aho oe io ramatoa notendreny ho pds io ve dia tsy mba miheritreritra oe misy lalana anie ity fanjakana ity no dia nanaiy an'io izy ee ??
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1151.php?subaction=showcomments&id=1233747724&archive=&start_from=&ucat=&

dia mba jerevo kely anie ny comenteran'ny olona eee!!!! 5 à 6000 personnes ozy t@ direct teo eee!
http://www.france24.com/fr/20090204-madagascar-antananarivo-capitale-malgache-andry-rajoelina-manifestation-mairie
répondu par xxx le 05/02/2009 12:59
2. yvonKEL ( 04/02/2009 16:47)
de misaotra ry noue mba manome vaovao fona a!fa mba oul ambony otran'zany iany le michel R.de tsy mahalala ny légal
3. patrick2002 ( 04/02/2009 19:51)
fa mba oul ambony otran'zany iany le michel R.de tsy mahalala ny légal

Mba olona mahay mampiasa internet ihany ry Noue sy ry yvonKEL dia tsy mahafantatra fa tsy rariny ,tsy ankatoavom-bahoaka anie io fitondrana io eh!
mi-se referer @ olona eny @ 13 mai sisa ,milaza izany ianao fa izay rehetra tsy teny dia mankato an'i ra-8 :lol: :lol:
4. xxx ( 04/02/2009 20:11)
tsy hainy zany zoky ah! ny mitatitra ny JEREO ETO,no mba hain' le noue!rehefa afaka eo ravalo mety tsy hisy tsony an' le jereo eto!
5. Noue ( 04/02/2009 20:21)
patrick2002 , XXX oooo !! aza dia variana mitsara foana oa eee !! fizarana ny vaovao mba hitako no ataoko ka misy mahadiso ve zany eee ????? ary ianareo ve mba mitsidika ireny jereo eto ireny eee ??? voalaza ao avokoa manko ireo nolazaiko ireo eee
6. patrick2002 ( 04/02/2009 20:33)
ka le izy anie tsy mitatitra jereo eto fotsiny fa mba mandalina ianao dia manao commentaire eh! mandehana any @ madagasikara-soa.com ianao dia mandehana any @ tim.mg fa mahita ianao fa fanaratsiana rano fotsiny an'i ra-8 ny an'ilay site madagasikara-soa ny an'i tim dia tena hoe avy @ Andriamanitra ity fitondrana ity ,tena tsy tamana izaho amin'ireny site ireny ,izay no mampazoto ahy eto @ ity serssera ity sady ahitana ny mpanohana sy ny mpanohitra eto.
7. Noue ( 04/02/2009 20:39)
fizarana no ataoko eto ka tsy hitako izay olana @ zany eee !
8. Noue ( 04/02/2009 20:48)
ny ahy aloha dia misy site hafa no tena hamaliako raha resaka politika eee ! ny ato manko ahitana koa ny tsy fisian'ny liberté d'expression loatra fa raha vao milaza zavatra ianao dia mahazo kooo ! any @ sita hafa aho ny olona samy manome ny heviny fa tsy mijery an'i XX ,a i YY na i ZZ ee
dia ny eto ny ataoko dia ieee !! mamaly ihany aho saingy ny fizarana ny zavatra hitako no tena tiako atao eto eee
9. dadasy ( 04/02/2009 23:16)
miala any ! miala any!
izao ialy reaction mba nandrasako. mba tiako raha miteny eo anatrehan'ny zavamisy ny mpanohana ny andaniny sy ny ankilany. Fa saingy misy olona tsy haiko na sarotahotra na tsy sahy mijoro na dia manana hevitra tsara aza, fa dia miafina ao ambadiky ny xxx foana! kanosa ve e?
10. Papoose ( 04/02/2009 23:52)
le vent politika wa ohatran'ny andro ririnina, mety miova isa-minitra..... aza sodoka izay miseho ety ivelany fotsin fa ny mikotrika ny mbola ho avy no andraso dia hita eoooo.....na olona 1 no eo na olona plus l'infini...tsy zany no important fa ny ao ambadik'io!!! fa dia ataovy fotsiny zay hiarovana ny fianakams sy ny fananana sy ny manodinana raha azo atao!!!
11. zoulou ( 05/02/2009 04:38)
mba hafa indray izany fijerin'i Noue hoe tsisy liberté d'expression izany eto, dia inona daholo izany ireo hevitra miady tsara bdb ireo, sa efa mitady ho lany lainga koa ry Noue dia miteniterny foana. izy mitsy no tena mbola zaza saina na le mbola ao anatin'ny le 17-18 ans ka tsy de omena tsiny. refa miala eo Ra8 dia ho hitantsika ny tohiny e!
12. nyavo2000 ( 05/02/2009 05:54)
Le 17-18 ans aloha dia marina e! tsy hiandian-kevitra io!
Ex : ilay ol mpandroba teny à MBS maty 14 sy 18 taona ...

izany hoe 10 na 9 taona ho any t@ 2002, tsy mbola nahalala ny fangirifiriana sy ny fijaliana nisy talohan'izao fitondrana izao....

Ny olona niaina ny 1991 sy 2002 dia mahita sy manana traik'efa ka tsy te hierika korontana sady izay indray politika miarka amin'ny olona misain-jaza toa Andry TGV

13. Fanjaibe ( 05/02/2009 06:04)
Ka zanako ireo, zanatsika sy zanakareo koa inona no mahagaga antsika @ izany e

Aleo izy hiteny, ohatran'ny tsy mba teo koa t@ 1972, 1991, 2001 ary mitohy 2009 e !!
14. Noue ( 05/02/2009 07:23)
ka ireny 17-18 ans ireny no azony rebirevena eee! enganie ka mba hanaramaso ny zanany avy ny ray aman-dreny indrindra @ ity dj ataon'zareo @ asabotsy ity eee !
15. xxx ( 05/02/2009 07:28)
hay hatramin'ny ankizy 18 ans mba efa tonga saina @ tsy fetezan-ity fitondrana ity?????????? lalina izany,
16. Noue ( 05/02/2009 07:34)
misy dia misy kosa eee sa ahoana ozy XXX eee ??
17. molota ( 05/02/2009 07:40)
Tsy maintsy DJ no ataon'ny ry zareo rah mb téh ahazo kil eny @13 may, ROSSY manko tsy manao polotika zany intsony!, indrisy mantsy ry Tanora G vendrana kely ataon'ny ANdry sorona fotsiny @ zay tiany eo mampilelo :cry:
18. xxx ( 05/02/2009 07:40)
rah tsy ny maty any am-pasana mintsy no mitsangana hanohitra ity fitondrana ity vao ho gaga Ra8.
Zany ary ny ankizy 18 ans efa misoka-maso sahady @ tsy fetezany????
Dray dray dray
:-D :-D :-D
19. Noue ( 05/02/2009 07:50)
aiza kosa eee! dia ho feno matotoa zany ny tany ??? :-D :-D :-D :-D :-D
20. rixes ( 05/02/2009 10:18)
ny hitako any de ados 80ans mbola vierge doly :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1238