ados 17-18 ans no nanaraka an'i tgv

21. xxx ( 05/02/2009 11:08)
Aleo hifoha any daoly ry bebe sy ry dadabe rehetra koa, :-D :-D :-D :-D
22. nyavo2000 ( 05/02/2009 11:09)
Tsy olana e!

Alefaso eny ny zandrinareo, zanakareo .....maninona tokoa moa raha atao sorona rehefa omen'ny fianakaviany....isika koa ange no maharary alohan'ny tompony e!

Tsy mbola ampy ange ny anjatony maty hatrizay hoy izy ireo.
23. xxx ( 05/02/2009 12:59)
Alefaso eny ny zandrinareo, zanakareo .....maninona tokoa moa raha atao sorona rehefa omen'ny fianakaviany....isika koa ange no maharary alohan'ny tompony e!

hay miaky ihany fa hatao-dRa8 sorona ho an'le devoliny ireto vahoaka mba mitaky ny rariny?

Tsy mbola ampy ange ny anjatony maty hatrizay hoy izy ireo

fa firy loatra no olona tadiavin'le devolinin'ny ra8 e, eeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0682