manao pactes sataniques io R8 io

1. bema555 ( 04/02/2009 13:53)
Tena manao pactes sataniques io R8 io ! jere ny fakafizany ny chiffres 7
répondu par xxx le 05/02/2009 11:35
2. lemenakely ( 04/02/2009 13:55)
Atsaharo kosa ilay honohono sy fanaratsiana etsy sy eroa e! ataoko fa mba tsy mety
3. xxx ( 04/02/2009 14:00)
ny chiffres 7 de an'IJehovah(fahafenoana no dikany) io fa ny fametavetany azy no hampiasainy azy amin'ny resaka pactes
(ny chiffres 6 kosa no chiffres du mal) marika tsy feno no dikany
4. penguin ( 04/02/2009 14:08)
Resa-ketotra no averimberina fa tsy ny fanapahana ny lohan'izay tratra ho ratsy no dinihan'elah. Ny demony no tena mahafantantra ny fanaony ary milaza habobo ny olona hanaradia azy any amin'ny fahaverezana.
Veriverezina ny sain'olona mba tsy handinika ny marina fa ho verisaina @'ny resaka vongany.
5. andrywui ( 04/02/2009 14:14)
marina ny an' ibema555 fa aza tapenambava izy ry TIM a !mbola betsaka noho io lazain bema io aza no mbola hipoitra sy hapoitran'ny olona eo fa andraso kely anga moa ! hivoaka eto aby oa ze hafenina fa ny aina no matezà! ha ha ha ha
6. bema555 ( 04/02/2009 14:25)
tena hivôka eto aby mits e! andron'ny demokrasia 'zao n e! ry penguin ôtran'ny mbola matory! miesona !
http://images.google.fr/images?hl=fr&q=penguin&btnG=Recherche+d%27images&gbv=2
7. nyavo2000 ( 04/02/2009 14:25)
Miteniteny foana f'efa tsy hita intsony izay lazaina.....

Ady hevitra mitombina lazaina hoe, rahaviana ihany tena hivadika ho tena izy le président de la RUE PUBLIQUE fa aiza d'ery andalambe foana no mitanin'andro
8. andrywui ( 04/02/2009 14:29)
kay kosa lety ry bema555 kle!! mba tsy rariny kosa io nanaovanlah an'i penguin io kléé !! tena maharary io ra-penguin a!! mamalia elah fa tena tsy laitra ty atao bema555 ty klé annn! tena navoakanlery ho hitambahoaka eto ve ny tavim-bodinareo leaza sady zay bobaka be hi! hi! hi! hi !he! he! he!
9. xxx ( 04/02/2009 14:33)
ny pactes satanique dia efa ela no efa nisy nahalala ny tao amin fitondrana tao !ary ze nifangaroharo tao aza ka niala tao amin fitondrana de niditra mpiandry na lasa mpivavaka be tampoka teo daoul ry zalahy!! fa natahotra sao ho any amin'ny helo ry lerony tamn'ny zavatra nataony niaraka taminra8 tao (ex:lahiniriko, benjamin ,...)!
10. xxx ( 04/02/2009 14:40)
ARY MAPME KELY SADY MAMPANAEL KELY LE SARINLE PENGUIN ETSY AMBONY IO !! ARY AIZA ARY LERY TOA TSY SAHY MAKATO TSONY
11. andrywui ( 04/02/2009 14:51)
hi!hi!hi! nitsoaka tato zay i ra- penguin vao navoakanlaisany ny sariny !io no tena tsy tantin'idagà io sariny avoaka io fa efa nafeniny mafy io
12. nyavo2000 ( 04/02/2009 14:59)
Ze resaka atao f'aza manao resa-jaza ! hay moa ireto soavalin'i Andry ka tsy mahagaga raha sain-jaza
13. tsiafoi1 ( 04/02/2009 15:18)
Fomba fiadin'i devoly sy ny tariny ny miapanga sy manendrikendrika toy izao. Fa Jehovah hananatra azy. :

Jean 8 : 44
Vous avez pour père le diable, et vous voulez accomplir les désirs de votre père. Il a été meurtrier dès le commencement, et il ne se tient pas dans la vérité, parce qu'il n'y a pas de vérité en lui. Lorsqu'il profère le mensonge, il parle de son propre fonds; car il est menteur et le père du mensonge.

Proverbes 6 : 16
Il y a six choses que hait l'Éternel, Et même sept qu'il a en horreur:

Proverbes 6 : 17, 18, 19-Les yeux hautains,
-La langue menteuse,
-Les mains qui répandent le sang innocent,
-Le coeur qui médite des projets iniques,
-Les pieds qui se hâtent de courir au mal,
-Le faux témoin qui dit des mensonges,
-Et celui qui excite des querelles entre frères.

C'est à nous de voir Qui repond à tous ces critères;

Jean 8 : 47
Celui qui est de Dieu, écoute les paroles de Dieu; vous n'écoutez pas, parce que vous n'êtes pas de Dieu.

Voilà ce que Dieu attend de nous face à la situation politique actuelle :
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes

Que la volonté de Dieu soit faite sur notre pays! Amen





14. xxx ( 04/02/2009 15:28)
Aona kosa moa no tonga dia anaovanareo hoe manao pacte Ra8 raha @ isa 7 no handinihanareo azy de zao efa hatramin'ny nisian'ny tiko no nanaovany ny N° 7 fa tsy hoe izy vao teo @ fitondrana ny manaraka izany ity ratsiraka tohananareo hiverina eto @ tanana moa ve tsy manana devoly sy nanao pacte koa e! lazaina fa efa mivavaka ratsiraka raha olona mivavaka ka tarihan'ny fanahin'Atra rangahy mahalala ny ataony a ! firy ny fahotana lehibe nataony teto @ tanana mba nangataka famelana t@ ol ve izy ary ty TGV nareo mino ve nareo fa fanahin'Atra no manosika azy hanao zao zavatra rehetra ataony zao de mifankahita eto sika fa tsisy faminaniana forsena ho tanteraka zany ary zavatra efa namboarina sy novolavolaina zany , efa ela no nanaparitahana fa misy devoly ra8 fa t@ deba teo tsisy nilaza anzany fa misy devoly lery ka mampiheritreritra zany ry akama mba mandinha dia mihevera Raha mino ianareo fa ny feon'ny vahoakla dia feon'Atra dia manaraha an'izany fa mbola ra8 izany no tokony hitondra fa tsy ohatrandry deba efa resy @ fifidianana mbola tsy manaiky ihany :°)
15. molota ( 04/02/2009 15:55)
:twisted: :evil: :twisted: :evil: :twisted: :evil: :twisted: :evil: 77777777 poteho ny ordinateur LAH!! fa satan reo :{ :-D
16. vale ( 04/02/2009 17:20)
bema555:

Tena manao pactes sataniques io R8 io ! jere ny fakafizany ny chiffres 7



:-D :-D :-D izany hono angah??? aza de miteniteny foana moa eee! tssssss.. :lol:
17. patrick2002 ( 04/02/2009 20:44)
ary inona ilay osy mainty maro-be ao Ambohitsirohitra sy iavoloha.
18. Papoose ( 05/02/2009 00:01)
niala t@ 666 taloha dia lazaina 777 ndray zany zao dia tsy iza no manoratra fa i 555 ihany ve????? :-D

azo adika fa mba te hanana ny identite-ny koa izy dia nifidy 7 fa aza dia mampime moa eeee!!! :-D
19. vale ( 05/02/2009 00:22)
:-D :-D :-D :-D
20. zoulou ( 05/02/2009 03:58)
xxx:

Aona kosa moa no tonga dia anaovanareo hoe manao pacte Ra8 raha @ isa 7 no handinihanareo azy de zao efa hatramin'ny nisian'ny tiko no nanaovany ny N° 7 fa tsy hoe izy vao teo @ fitondrana ny manaraka izany ity ratsiraka tohananareo hiverina eto @ tanana moa ve tsy manana devoly sy nanao pacte koa e! lazaina fa efa mivavaka ratsiraka raha olona mivavaka ka tarihan'ny fanahin'Atra rangahy mahalala ny ataony a ! firy ny fahotana lehibe nataony teto @ tanana mba nangataka famelana t@ ol ve izy ary ty TGV nareo mino ve nareo fa fanahin'Atra no manosika azy hanao zao zavatra rehetra ataony zao de mifankahita eto sika fa tsisy faminaniana forsena ho tanteraka zany ary zavatra efa namboarina sy novolavolaina zany , efa ela no nanaparitahana fa misy devoly ra8 fa t@ deba teo tsisy nilaza anzany fa misy devoly lery ka mampiheritreritra zany ry akama mba mandinha dia mihevera Raha mino ianareo fa ny feon'ny vahoakla dia feon'Atra dia manaraha an'izany fa mbola ra8 izany no tokony hitondra fa tsy ohatrandry deba efa resy @ fifidianana mbola tsy manaiky ihany :°)

ny marina tsy maintsy hitranga e! efa mivoaka izao ny 777, ny osy mainty, ary tsy voadinikao koa angaha ny karavato menan-dra8, refa miseho télé izy dia io aloha jerena 1°. ohatran'ny t@ RAtsiraka ihany ity, vao nanomboka nitranga ny hoe zaza tsy mahita masoandro no sorona ataony, vetivety taty aorina dia rava ny mandan'ny jerikao, efa atomotra koa ny andRa8 e!angamba tena nanota fady ra8 matoa nitsimbadika ny rasa, izao aza toa efa maty ny osy maity 3 ko! iza koa no mahita raha ain'olona maro no mbola notadiavin'ile demony ka izany no nanaovany an'ireny vono olona ireny, ny ratsy tsy kely lalana saingy ny tsara no tompon'ny farany e!, asa koa moa raha efa azon'ny fandraikiraikena koa nareo mbola mitampikitra amin-dra8 io.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2367