manao pactes sataniques io R8 io

21. xxx ( 05/02/2009 05:18)
2009-2002= 7
16 janoary=1+6=7
7=andro nilatsahan'ny mana avy any an-danitra (exodosy 16)
7=ireo teny nolazain'i jesosy farany
7=ireo zavatra tsy tian'i Jehovah(ohabolana 6:16-19)
7=ireo fahotana mahafaty 7(hatendana,fijangajangangana,ny tsy fahalalana honony na avarie, ny tsy fitoniana,ny tsy fahaizana mifehy ny hatezarana, ary ny tsy fahaizana mifehy ny faniriana)
7=ny lohandevoly ao @ apokalipsa
7= Tsiranana,Ramanantsoa,Ratsimandrava,Ratsiraka,Zafy,Ratsiraka,Ra8
22. Fanjaibe ( 05/02/2009 06:07)
Raha tena tiantsika hivaha ny olana dia miangavy ny President Ravalomanana mba hiantso ny anaran'i Jesoa Kristy impito eny @ 13 Mai dia vita ny raharaha
23. ifiona ( 05/02/2009 06:17)
dia tokony niova anarana ho ra7 anie izy zany fa tsy ra8 ntsony e! :lol: :lol: :-D ary za ko né tia be an'ny chiffre 7, nefa zany tsy midiaka hoe manao pacte @ devoly za e! tssssssss :roll:
24. xxx ( 05/02/2009 07:13)
Tsy mahatonona an'zany Jesosy na Jehovah zany iny, mety hahateny Andriamanitra izy fa ny tena anaran'i Tompo tsy voatonony fa halan'ny devoly mipetraka ao aminy.
25. madamakely ( 05/02/2009 07:26)
xxx:

2009-2002= 7
16 janoary=1+6=7
7=andro nilatsahan'ny mana avy any an-danitra (exodosy 16)
7=ireo teny nolazain'i jesosy farany
7=ireo zavatra tsy tian'i Jehovah(ohabolana 6:16-19)
7=ireo fahotana mahafaty 7(hatendana,fijangajangangana,ny tsy fahalalana honony na avarie, ny tsy fitoniana,ny tsy fahaizana mifehy ny hatezarana, ary ny tsy fahaizana mifehy ny faniriana)
7=ny lohandevoly ao @ apokalipsa
7= Tsiranana,Ramanantsoa,Ratsimandrava,Ratsiraka,Zafy,Ratsiraka,Ra8


Dia inona no tena tianao lazaina e?
26. xxx ( 05/02/2009 07:37)
Vita hatreo ny @ io Ra8 io e, vita le 7 taona nifanarahany tamin'ny satana, sa sanatria hanavao contrat de hisy fito taona vaovao indray?
Looooooooooza rah izay no mitranga Maty ny Malagasy, veloma ry Gasikara rah izay no izy.
27. xxx ( 05/02/2009 08:00)
Aza mandainga eo ianao ry nyavo2000 an!Izaho dia manana porofo ny @ pactes ataon' ingahy Ra8.Eo moa tw fa itataraiko:T@ le 10 Octobre 1998 Mr Marc RA8 a obtenu un certificat d'allegeance donné par la FEDERATION SATANIQUE FRANCAISE signé par son représentant Vulnerable Gregory Allan en acceptant neuf(9) pactes dont je ne veux pas citer ici
Mety gaga tw oe taiza nahitan'ny bandy kely an'zany."Minoa fotsiny ihany"
Mbola betsaka ny porofo ankoatr'ireo fa @ manaraka manampy azy.Fa raha tsy mahatoky nareo de manontania @ adresse ty fa ampiako bebe kokoa:"monherh86@mail.univ-mahajanga.mg"
Aza fanatika be e!oe za TIM de tsi ekeko zany.Tena zava-misy zany e!
MIFOHAZA RY GASY
28. xxx ( 05/02/2009 08:50)
HITAN'NY VOAMASONAREO TSARA VE IO POROFO NALEFAN'NY XXX IO ?
-F.S.F Vulnerable gregory allan // monherh86@mail.univ-mahajanga.mg
DE MBOLA MANAOVA BE MARENINA EO KO FA HIANAREO IREO MIHITSY NO FARANY MIARAKA ATAONY SORONA FA MANAOVA MAIVAN-DOHA MANARAKEFA EO IHANY FA TSY MBA AHODINA MIHITSY ALOHA NY SAINA!! DE AHOANA ? MBOLA HO BE MOKON-DOHA IHANY
29. ARINOFY ( 05/02/2009 11:16)
Efa tsaho efa nandeha t@ andron'i Ratsiraka izany pactes sataniques izany.Nga moa ny filoha Ravalomanana tsy afaka ny hanankarena raha miaraka @ A/tra?Raha ny momba ny chiffre 7 de betsaka ane ny olona no mijery ny chiffre manambina azy @ alalan'ny numerologie e.Tahaka ny olona mino ireny horoscope ireny ihany e.Zany ve de ampy ilazana fa manao pacte @ devoly izy.Ze mpitondra rehetra eo zany de lazaina fa manao pacte @ devoly.
Ny zavatra hita mivaingana alo izao de TGV manao pacte @jiolahimboto.Ngamba ny antsasa-manila @ ireo mpanaraka azy de jiolahimboto tsy an'asa ireny daholo.
30. xxx ( 05/02/2009 11:35)
alao hataony sorona any ireo manaiky be fahatany azy koa, hi hi hi
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492