ny feo faha telo
1. bonbongasy
(
03/02/2009 23:45)
Tsy hoe nangina akory izahay teo dia midika fa resy
Ho anareo momba ny tim sy ra8: tsy hoe nangina izahay teo dia midika fa resy ka nohararaotinareo ny nanjakazaka teto @ firenena, nanaovanareo ny hevitra rehetra mba hanapotehina izay tsy miaraka aminareo na ara politika na ara ekonomika ka nalainareo daholo ny fitondran-draharaha rehetra sy ny tsena na lalambarotra mba nivelomanay... Malahelo izahay nefa tsy niteny dia noheverinareo fa resy; nisy taminay no tsy nantanty ka nitraotra ary izao hiainantsika ankehitriny izao ny vokany...
Ho anareo momba ny tgv: Tsy hoe nangina izahay teo dia midika fa resy ka anaovanareo fanakorontanana sy fandrobana, fanentanana ho any @ tsy ara dalàna noho ny sitraponareo manokana; hita mibaribary izao ny tanjonareo dia ny miady seza ihany sy hatrany ary ianareo dia kilalaon’ireo firenena matanjaka sasantsasany fotsiny ihany hanakorontana ny firenena malagasy.
Tsy ianareo roa tonta ireo ihany akory ny atao hoe vahoaka malagasy fa misy koa izahay: ny feo faha telo izay tsy azo tsinontsinoavina, vahoaka nangina foana nefa leo ny hagaigainareo, vahoaka niasa ary nanaiky ny safidimbahoaka t@ fifidianana ary mandra-pisy fifidianana manaraka indray (izay no demokrasia aminay), vahoaka tsy tia korontana ary miaro ny maha iray an’i Madagasikara sy Miaro ireo harena tsy ho robain’ireo vahiny mpampiady.
Mba henoy ihany ny hevitr’ireo sady tsy momba andra8 no tsy momba an’i Andry!...

répondu par bonbongasy le 14/02/2009 01:39
2. MANAKASINA
(
04/02/2009 04:15)
zaho, mitovy hevitra aminao ry namana, efa leo politika, tsy resy akory ny mangina, ny politika sy fitiavatenan'olombitsy no nanimba ity firenena malagasy ity " HO ELA VELONA ANIE NY FEO FAHA TELO"
4. nyavo2000
(
04/02/2009 06:36)
zao aloha e! na feo I, na feo faha 2, na beso na tenor tokony hitovy saina isika rehetra, ny fikorontanana dia tsy ilaina fa tsy mahasoa ny firenena ary tsy fomba intsony ny maka fahefana eny andalambe.
Ny fifidianana no anehoana hevitra, koa ny feo rehetra dia maneho ny heviny amin'izay fotoana izay, raha tsy tia Ra8 aza mifidy azy, Raha tia TGV ( raha afaka fidiana noho ny taona) dia fidio izy, sns....
Ny spectateur fotsiny tsy tsara kanefa ny firenena efa miha milentika hatrany ary faty olona efa betsaka

5. zoulou
(
04/02/2009 06:47)
iza moa no namono fa tsy ra8 ihany, tena mbola tsy ampy verezinrdra8 mitsy nareo, sokafy midiridiry ny maso e!
6. nyavo2000
(
04/02/2009 06:51)
Sao de nareo no drogué , dia tsy hita hoe manipulen'i andry ny olona dia ohtran'ny omby à gauche de gauche à droite de droite", mamotika sy mandroba.
Soa fa be no tonga saina ka tsy mankeny @ 13 mai, fa ny adala sy ketrina ihany no mitanin'andro eny !

7. zoulou
(
04/02/2009 07:53)
nyavo2000:
Sao de nareo no drogué , dia tsy hita hoe manipulen'i andry ny olona dia ohtran'ny omby à gauche de gauche à droite de droite", mamotika sy mandroba.
Soa fa be no tonga saina ka tsy mankeny @ 13 mai, fa ny adala sy ketrina ihany no mitanin'andro eny !
nareo no tena efa jamba, voarebirebin-kanina sy vola kely dia tsy mahita ny ambany maso, ra tsy hoe nareo angamba miara-mitsetsitra ny gasy eto.
8. bonbongasy
(
04/02/2009 08:45)
ny krizy ekonomika erantany no maha tonga ny krizy politika eto amintsika!
sahirana ireo firenena mandroso toy ny Europeana sy amerikana - canadiana noho ny fandrosoana betsaka hita any @ firenena hafa indrindra fa ny aziatika.
Ireo sinoa izay efa tady hanjakazaka erantany indrindra fa aty afrika noho ny fisian'ireo harena voajanahary sy ankibon'ny tany izay mbola maro aty afrika sy madagasikara. Ataon'ireo firenena matanjaka ireo izany ny fomba rehetra izay ahazoany mitrandraka ireo harena aty ireo. Rehefa tonga aloha ny aziatika (affaire Daewoo) dia mitady fomba hafa izy hanakorontanana antsika (ny zava misy @ izao fotoana izao) @ alalan'ireo firehin-kevitra mahasarotiny antsika (jadona ohatra) ary avy eo izy indray no miseho mandamina .
Raha miady antrano isika dia mora ho azy ny mitrandraka ireo harena tsy misy fanarahamaso (hitantsika izany any Congo); raha tsy miady isika fa nahay nifandamina dia mora ho azy ny mametraka ireo fepetra ara-bola indrindra ahazoany mitrandraka foana ireo harena ireo... Araho tsara anie ny zava nitranga sy ny ataon'ireo firenena ireo e (France indrindra)
Ampiadian'ireo firenena matanjaka fotsiny isika
Saino ihany fa tsy hoe tim na tgv na ratsiraka ihany akory no atao hoe vahoaka fa misy ihany koa ireo feo hafa (na faha telo io na beso...) indrindra fa ireo mpiasa tany sy mpiompy eny ambanivohitra rehatra eny

9. bonbongasy
(
14/02/2009 01:39)
Ry mpiray tanindrazana,
Malagasy izahay ary mirehareha amin’izany tanteraka. Raha miombon-kevitra anay ianao dia mitsangàna mba haneho :
- ny fitiavana ny Tanindrazana
- ny firaiketam-po amin’ny demokrasia, ny fahalahan’ny fanoehoan-kevitra sy ny isam-batan’olona
- ny hetahetam-piovana sy fivoarana anaty fandrian-mpahalemana sy fifanajana.
Tsy miandany na amin’iza na amin’iza amin’ireo mpifanandrina isika fa mikatsaka izay mahasoa hatrany an’I Madagasikara.
Ho fanehoana izany dia miangavy anao hampitsangana ny saina Malagasy miaraka amin’ny famantarana fotsy, lokon’ny fandriampahalemana sy ny fahadiovam-po.
Hasehontsika fa sady mendrika no manam-pahendrena ny Malagasy.
Chers compatriotes,
Nous sommes Malgaches et fiers de l’être. Si vous partagez ce sentiment, nous vous demandons de vous lever aujourd’hui pour exprimer :
- l’amour de la terre des ancêtres
- l’attachement à la démocratie, à la liberté des opinions et des individus
- le désir d’un changement et d’un développement dans la paix et le respect.
Nous ne soutenons pas les protagonistes actuels mais voulons le mieux pour Madagascar.
Nous vous demandons de sortir à partir d’aujourd’hui votre drapeau malgache associé à une enseigne blanche, couleur de la paix et de la pureté, comme témoignage de cette volonté.
Montrons que les Malgaches sont dignes et sages.
Fellow citizens,
We are Malagasy and proud to be. If you feel the same, please stand and be heard today in proclaiming:
- the love for the land of our ancestors,
- the belief in democratic principles, in the freedom of expression and in the freedom of individuals,
- the desire for change and for progress in an atmosphere of peace and mutual respect.
We are not partisan with either one of these opposing groups, but for the greater good of Madagascar .
We ask that you express this, starting today, by flying your Malagasy flag, along with any insignia in white, color of peace and purity, as a testimony of your agreement.
Let us show that we Malagasy have dignity and wisdom.