Hopital Andranomadio Antsirabe

1. fatritra ( 03/02/2009 11:18)
Manahoana daholo,
Mba manana fanontaniana e, fa inona avy kay ny aretina mety tsaboina ao amin'io hopital io. Henonay fa tsara ny fitsaboina ao, ny olona rehetra ve afaka mankao mivantana sa tsy maintsy ny dokotera nitsabo no mandefa ny tsy salama any? Ary ny saram-pitsaboina ao, manao ahoana? Misaotra anareo.
répondu par ikaretsaka le 03/02/2009 14:28
2. ninimalala ( 03/02/2009 12:21)
Koa satria mponin'Antsirabe aho fahazazako de zay fantatro tamin'izany no lazaiko anao. Ny aretina rehetra no tsaboina ao toa ny hopital rehetra. Ny sarany aloha dia mirary fa ra ny henoko indray maherihery ny fanafodin-jareo nefa maro ihany no nahita soa. Koa mirary soa
3. ikaretsaka ( 03/02/2009 13:45)
Zanak'antsirabe koa ahako.
Hopitaly ohatran'ny hopitaly rehetra ka.
Efa ela ihany no tao (t@ za 9 na 10 taona ) ary tapa-tongotra no nidirana tao t@ izany... fa tsy nahasosotra..avy eo nanao reedu tany andranomafana
4. fatritra ( 03/02/2009 14:23)
Misaotra anareo, fa mbola misy fanontaniana 1, hono hoa, raha toa ka olona tsy mahazaka tena no hoe entina hilona anaty ranomafana, efa misy mpiasa ho an'izay ve ao sa ny fianakavian'ilay marary no tsy maintsy mibata lay olona isaky ny ho any anaty rano mafana? Misaotra betsaka e.
5. ikaretsaka ( 03/02/2009 14:28)
Efa misy mpiasa de raha te hianatra koa ny fianakavian ilay marary dia mampianatra ry zareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5425