ho aiza ihany ty madagasikara

1. kaboushna ( 03/02/2009 11:06)
salama daholo ....

ty tany mamintsika ty zany dé ohatran'ny voahozina am fiadiana fitondrana e ... zay eo tsy té hiala, ny "postulant" koa anefa tsy manaiky gisitra .... mbola manana fanantenana an zany tany kanana zany ve nareo eto madagasikara ???? ... kely ihany nefa ny finoako .... :(
répondu par rhina le 15/08/2009 10:17
2. majakely ( 03/02/2009 11:26)
manao concours ny mifampisintona avy aorina ôoooooo!!¨zay zao no any!Eka ouzzz!!! :lol:
3. xxx ( 03/02/2009 14:11)
majakely:

manao concours ny mifampisintona avy aorina ôoooooo!!¨zay zao no any!Eka ouzzz!!! :lol:


Mifampisitona @ rambo sa zavatra hafa ry majakely ?
4. fatritra ( 03/02/2009 14:30)
KA fialonana, fankahalana no be fa tsy misy zavatra hafa de toa izao ny vokany, tsy misy fitiava-tanindrazana mihitsy na ny kely aza.
5. rhina ( 15/08/2009 10:17)
tsy voaozona zany tsika e!!!
isika no tokony hahay manavaka ny ratsy sy ny tsara
azavaiko araky ny hevitrao!
Tsy raha hoe akory nahita tombotsoa kely tamin'ny fitodrana nisy iano d tsy hiala aminy fa rehefa misy koa tsy mety ataony na dia betsaka aza ny tombotsoa azonao d tokony hiara manaiky amin'ny rehetra ianao hoe tsy mety ilay fitondrana.
Izay le oe mba miaraka amin'ny tena vaohoaka. Zao koa anie no tsaraovy e!!
raha toa ka mandroso ny tokatrano iray dia tsarovy fa tena miezaka ny olona ao amin'io tokatrano io (ny ankamarony zany ; tsy mresaka anle mpisolelaka @ fitondrana aho na ny afa sahala amin'izay) fa tsy misy olona hoe mandrosondroso fotsiny @ n'izao nefa mpetraka fotsiny sns (raha tsy hoe mpangalatra sns ngaha ) nefa na ireny mpangalatra ireny aza ne mbola tena mahalala mivavaka ihany hoe enga ne zay mba tsy ho tratra e!!!

tsy maintsy mandroso isika fa mila fongorina ireo toetsaina miainga @ repoblika faha 3 ny makany na ny tetezamita koa ary raha misy ts mety d fafana e!!

zay no tokony ho teotsaintsika fa tsy tokony ho kivy
izahay eto Mada eto ne reto d tena mjaly e!!!
fa zay e!!! atajahana ny saina satria
ra in-dray mande no manta vary tsy azo atao ny mandevina sotrobe

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.367