Mba ataovy manintona le lohatenin'y lohahevitra alefa
1. mion
(
03/02/2009 06:31)
Vao tonga tato aho de nijery ity forum ity, vao hitako ny liste n'ireo titre de tsitako ze raisina lasa voatery hanokatra tsirairay ireo lohahevitra aho vao afaka handray anjara: quelle perte de temps.
Mba tonga de ataovy manintona avy hatrany le lohahevitra moa e
Mba tonga de ataovy manintona avy hatrany le lohahevitra moa e
répondu par princesseN le 03/02/2009 11:52
2. heidi
(
03/02/2009 06:41)
ka tsy ny votoatony ve no mi compte fa tsy ny loha-teny e! sa manao otran'ny gazety ny lohateny manaitra sy manitona anefa lainga aby ny zvtr tantaraina :-D
3. lemenakely
(
03/02/2009 10:18)
Nisy nandroba indray ny fonja ,Tratra nanolana zaza tsy ampy taona i...Dia manjary mankaleo
Izany foana no tantarain ny gazety gasy
Izany foana no tantarain ny gazety gasy
5. princesseN
(
03/02/2009 11:52)
nefa ny anay mahafinaritra anay mintsy ny mitety an'reny hvtr reny,f ny lohtenin'ny hvtrnao ar no tena ts manintona koa! :-D :-D :-D f mba idirana iany eh!zay no maha serasera ny eto r'se ah!
