Ny mpanao gazety Antsiva sy VIVA mihitsy no nahatonga izao

1. jiimm ( 02/02/2009 14:10)
Aleo mba hovaina ny fomba fanaovan-gazety e! Analyse no atao fa tsy fitaomana ny olona hifankahala. Mampitandrina ny radio Mada sy Mbs ihany koa.
répondu par ari.malala le 04/02/2009 06:00
2. andrywui ( 02/02/2009 14:34)
iza marina no tena tohananareo e!! toa tsy mazava tsara zany kozinareo zany?? vary sa tsiparifary fa samy haitsika daholo ny manamboatra anireo !!?
3. penguin ( 02/02/2009 14:37)
Ra-8 no tohananay ry leitia a. Ny voly vary maro anaka sns. HIHIHIHI
4. andrywui ( 02/02/2009 14:41)
salut lesy ry penguin !!! aza misendaotra alo ela oa!! mbola ho ela ny lalao vao hifarana ka elah ho tapaka lalandra mialo!! atao inn tsony voly vary maroanaka ry lety a!! olona efa hiparitaka teo zao ko voly vary ah voly vary!! sao de voan'ny sery ary nareo !! ny voay oa defa maty fa mitsilailay fotsiny sisa zahay zao manala ny vanginy !! nefa ra mbola be mokony laisany de voatery averina ndray zany le 26janv de miala tsiny!
5. mion ( 02/02/2009 15:36)
tsy misy tsiny ry tsamy a, de ho hita eo indray oe firy ny olona mpanaradia an'lisany natao sorona dorana hoan'i TGV sy hanjerana vary , efa malalaka zao ny morgue an'ny HJRA. mba misy atao zezipako koa ireny may ireny na hatao sakafom-biby. de maninn koa raha miakatra eny @ carlton de mifaninana mianjera aveny elà io mintsy no mandeha voalohany raha sahy. @ zay aho mino fa tsy ho kely endaka intsony lisany
6. Zokibenareo ( 02/02/2009 15:41)
Zao ry zalahy a! Tena marina ny hoe ireo mpanao gazety Viva sy Antsiva ireo no tena mpandrehitra afo, Ry Lalatiana, Ismael, Rolly Mercia, Rasoava sns, raha dinihina ny tantara dia hay moa ry zalahy ireo tokoa no efa mpanohana an-dRatsiraka foana hatrizay.

Ny mampalahelo dia na ohatrinn na ohatrinn no omendRatsiraka sy TGV azy dia tena maty eritreritra ve izy ireo aminizao zavatra simba sy olona maty eto Mcar izao noho ny fanentanana nataon'izy irao?
Ry RollY Mercia zany moa dia mitady ho tapaka lalan-drA mihitsy rehefa miteny ao amin ny VIVA ao, tena fanetriben'ny firenena ry zalahy ireo e!
7. andrywui ( 02/02/2009 15:45)
ze voa manodidna e! ze maharary manafosafo ! ary manaova be vava ihany fa 26janv bis ndray no fetra !! sa ve mbola tsy fay e???
8. mion ( 02/02/2009 15:46)
ireo ry zokibe le atao oe pions a, raha ohatra zao Ra8 manome vola be an'ireo de tonga de mivadika ny resaka ao @ io radio antsiva io, ny ao @ VIVA moa de indrisy , eo am-pelatanan'i TGV nyainy ka afaka ho aiza intsony e, ny kibo tsy mba lamosina, tafidi-kizo
9. mion ( 02/02/2009 15:47)
ireo ry zokibe le atao oe pions a, raha ohatra zao Ra8 manome vola be an'ireo de tonga de mivadika ny resaka ao @ io radio antsiva io, ny ao @ VIVA moa de indrisy , eo am-pelatanan'i TGV nyainy ka afaka ho aiza intsony e, ny kibo tsy mba lamosina, tafidi-kizo
10. patrick2002 ( 02/02/2009 15:47)
ka ho jerena fotsiny izany ny tsy rariny sy ny fanitsakitsahana hataony ra-8 ny vahoaka malagasy ,hitam-poko hitam-pirenena izany.
Aleo ny olona hamoaka ny heviny na tsy mitovy hevitra aminao aza ,tsy adala ny vahoaka betsaka izay nitarika izay fa tsy nisy niraharaha ,ohatra lecacheur ,ry Voninahitsa ,ry Pety nahoana i Andry no misy mpanaraka ?
11. andrywui ( 02/02/2009 15:50)
Mahavita azy izy kah !!! zay no maha betsaka mpanaraka azy ! fa ra mamimbahoaka ra8 tsy nisy nanaraka zany teo fa nihomehy fotsiny !! de asaina ko isika ato amin forum hiditra TGV daholo eééééé
12. jiimm ( 02/02/2009 15:53)
Tsikeraina ny tsy mety fa tsy tarihina ny olona hifankahala. Efa fomba tsy nety hatramin'izay ve dia mbola tohizana ihany? Nisy fahadisoana nataon'ny mpitondra kanefa "tsy misy tsy diso fa izay mikiry no adala". Mino aho fa ampy hisainatsik rehetra iny zava-niseho iny ka samy hisintona lesona hanaremantsika ny firenena haingana.
13. mion ( 02/02/2009 16:02)
elà ra jimm lany andro mananatra fa tsy misy toerana ho amzany ané ao an-dohandry zalà e, ny azy de "Dory, dory, dory" zay ihany no de mahafeno ny lohany. ka le demokrasia de eo @ vava ihany fa tsy hay ny tena dikany.
Nisy nanaraka tokoa ny vahoaka fa nony hitan'ny vahoaka ze tena marina de naleony mipetraka satria toa lasa foza orana leTGV : mandroso mitorona
14. patrick2002 ( 02/02/2009 16:04)
ianao anie mitsikera fa ilay olona no lasa fanatique eh !
Hadisoan'iza aza ,homenao @ mpanao gazety Antsiva sy Viva ve ny rihatra rehetra .Tsia no valiny nanao ny asany izy .
Sahala aminao manana ny finoanao milaza ny Mompera fa ity no tena finoana ,sahala main'izany ny pasitera ,ny Imam any @ mosque ,fa asakasakao ra hankahala an'izay tsy mitovy finoana aminao ianao.
15. andrywui ( 02/02/2009 16:05)
fa ny avonavombavan'ny ra8 hatramzay nahalagy ny pokna amlah norma !! iza no tsy naharary fa na elah aza efa voa koa !!!! tadidiotsara ity !! """"tsy misy hiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo any ee....""" tadidy zay teny zay???
16. mion ( 02/02/2009 16:16)
ka inn no hanaovan"là taimbava be raha tsy misy iraharahian'là, aza zarazaraina ny Malagasy fa tokana mandrakizay doria. Ndana @ zay midôzy kely fa sao tapaka lalan-drà eo ka tsy misy hanalana azy intsony radem
17. patrick2002 ( 02/02/2009 16:32)
Tsy misy azonao terena ho pensee unique ny malagasy tsirairay ,hajao ny hevitry ny hafa misy ny malagasy mpandraharaha ,misy ny natao hiasa (ouvrier ) misy ny fonctionnaire ,misy ny militaire ,misy ny natao hamboly ,misy nu mivavaka fotsiny ,
Aza terena ny mpamboly hanao fonctionnaire satria mpamboly no tiany ,na terenao hiinana aorta isamaraina ny malagasy nefa izy tsy te hiinana.
18. dadasy ( 03/02/2009 05:13)
za manokana de manaja ny hafa amin'izay tiany heverina any, fa ny fanakorontanana sy ny fandravana fananan'olona no tsy ekeko, na iza na iza manao izany! eritrereto fotsiny hoe niaritra firy taona aho vao nahavidy ordinatera iray, de tonga ve ianao de hopotehinao ny fananako de hanaiky aho? na iza ianao na iza mamotika ny fananako, za tsy manaiky ka! satria tsy rariny izany! hevitra no tokony hiady fa tsy famotehana fananana no atao!
19. ravatorano ( 03/02/2009 05:25)
=D> =D> =D> dadasy !

marina io less akama ah !
aok'izany zany fandrobana izany e
efa be izay vita izay
sady aiza tsony koa moa no ho robaina eo tsony indray raha tsy hoe hivadika angaha ny vahoaka netina eny amin'ny 13 mai ka ny mpitarika azy indray no amboariny satria tsy nahafa po azy ny nataony !
enga anie tsy hisy intsony ny toe-javatra tahaka ny niseho tamin'ny 26/01/09
20. nyavo2000 ( 03/02/2009 08:05)

Dia aza terena tsy hiasa sy tsy hianatra ny olona ry tsamy, zao dia hoe akatona ny Ministere fa misy miasa, k'inona izany faneriterena sa inon

Dia omaly koa asiana barrage eny @ 13 mai tsy handehanan'ny Fiara, faneriterena sa fahalalahan'ny olona izany ?

Jereo aloha ny atao vao miteny ry baba an!

patrick2002:

Tsy misy azonao terena ho pensee unique ny malagasy tsirairay ,hajao ny hevitry ny hafa misy ny malagasy mpandraharaha ,misy ny natao hiasa (ouvrier ) misy ny fonctionnaire ,misy ny militaire ,misy ny natao hamboly ,misy nu mivavaka fotsiny ,
Aza terena ny mpamboly hanao fonctionnaire satria mpamboly no tiany ,na terenao hiinana aorta isamaraina ny malagasy nefa izy tsy te hiinana.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0627