Ny mpanao gazety Antsiva sy VIVA mihitsy no nahatonga izao

21. toki81 ( 03/02/2009 08:37)
d'acc a ra le viva,fa raha ny antsiva kosa henoy tsara ry bandy ny analysen'i ismael razafinarivo ra tena mpanarabaovao marn nareo.ny marina 20h30
22. ari.malala ( 03/02/2009 09:19)
andrywui:

ze voa manodidna e! ze maharary manafosafo ! ary manaova be vava ihany fa 26janv bis ndray no fetra !! sa ve mbola tsy fay e???


Betsaka iany ny dinika vakiako ato amin'ny politika fa ny zavatra voamariko indrindra tafaran 26/01 d mirehareha i andrywui @ zavanitranga t@ iny andro iny! izany hoe raha azoko tsara zany d nareo tgvistes no nandrava sy nandroba sy nandoro? d demokrasia inona moa izany ilay tena tianareo ajoro eto am tany sy ny firenena? demokrasian'ny fandrobàna? Izaho manokana koa tsy tia ny ataon'Ra8 fa na izany aza tsy raison anapotehana ny efa mijoro izany! ny anareo tena hita mintsy hoe fialonana! sady faharatsian-tsaina no fahambanian-tsaina! eritrereto hoe ireny olona norobainareo tany @ citic sy ny suprême center sy ny bao lai sy ny tsy voatanisa ireny anie nifofotra mafy vao mba nahatafatsangana anireny e! maninona raha miasa mafy ohatrazy raha te hanana fa tsy mandroba! amizay izato vavanao hoe 26/01 bis... sao tsy rariny! tadidio fa ny tody anie tsy misy fa ny atao miverina e! ary ny vava tsy ambina ahitana loza! teny atsipy amin'ny manampanahy (raha mbola mba misy fanahy maha olona ireto mpandroba!)
23. ANARIM ( 03/02/2009 10:58)
ary naninona marina no tsy nasian\'ny VIVA vue global ny 13 mai nanomboka omaly 02/02 sy ny androany 03/02 rehefa alefa ilay vaovao antsary e? ahitan\'ny kil ny foza orana e? fa mody ilay eo am centre eo no alaina sary dia oe ireo ny vahoaka malagasy...
24. ari.malala ( 03/02/2009 11:12)
ANARIM, hihihi! ka le olona vitsivitsy ndry zareo anie no vahoaka malagasy aminy e! hihihi!
25. nyavo2000 ( 03/02/2009 11:22)
Sady asiana ZOOM lavitra ilay izy dia ohatry ny pokna be, sa montage daholo koa ny natao t@ le sary omaly hariva.
26. ari.malala ( 03/02/2009 12:33)
raha tena te hahita ilay habetsahan'ny olona tao ianao ry nyavo d mandehana mijery any am sobika.com!
27. patrick2002 ( 03/02/2009 13:38)
Fa iza aloha no nandoro ary iza no nandroba eh! ,fa taiza ireo prefet de police sy minisitra milaza ho to teny no tsy nandamina iny andro iny,sa ve baiko ny ra-8 vao mihetsika , io ohatry ny jeu d'echec ny politikany tany mahantra ,ny ahy ny hevitro dia norobainy TGV i RNM sy MAGRO ary MBS ,dia nisy pion ray nihetsika iny fa araraoty hoy ny TIM dia ny hariva 18h amin'izay dorana Antananarivo ray vohitra amin'izay KO tanteraka .
raha tena te hahita ilay habetsahan'ny olona tao ianao ry nyavo d mandehana mijery any am sobika.com!


Ny habetsahany olona dia efa hita ny t@ alatsinainy nalohany olona ra-8 ho tonga saina ve sa mbola hanao mazandoha ihany. lesona azy ireny ,tsy ny TGV mihintsy no rangory fototy ny afo fa i ra-8 izay tsy nandefitra ,fa tsy misy filoha handefitra ny be ny tanana hoy izy
ANARIM, hihihi! ka le olona vitsivitsy ndry zareo anie no vahoaka malagasy aminy e! hihihi

Ka ianao izany mihevitra fa ilay malagasy rehetra mipetraka any antrano sy miasa any @ ministera mankasitraka an'i ra-8 daholo na tsy pro-TGV.
Izaho dia tsy mankasitraka fandrobana ,fankahalana ,fa izaho kosa dia manohana an'i TGV mba hanovany ra-8 famindra sy hampisaina azy tsara ,raha mbola tsy hanova famindra amin'izay dia efa tsy eto antany intsony ny fisainany ,fa mety marina angamba ny teniny Andriamanjato Richard manao hoe nanao pacte t@ Satan i ra-8
28. ari.malala ( 04/02/2009 06:00)
patrick2002, izaho tsy mpomba ra8 ts tia ny ataon rajoelina! samy tsy mahay mandefitra izy roalahy mianaka d zao zao firy ny orinasa potika, ny may, ny olona very asa... ambompo kely tsy voahevitra dia izao ny tanàna iray manontolo no may sy potika, ny vahoaka Malagasy iray manontolo no mitondra henatra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007