11H24 : Andry TGV pas encore place du 13 mai. Affluence en b

1. Noue ( 02/02/2009 08:35)
11H24 : Andry TGV pas encore place du 13 mai. Affluence en baisse à 11H24

9H35 : Meeting place du 13 mai Tana prévu à 10h par les Tgv

11H00 : Fort Dauphin : Tout est revenu a la normale. commerce ouvert. Hier, petite manifestation de l'opposition
10H35 : Situation a Tana. activité calme. Ecoles pas toutes ouvertes. Activités dans les ministères : en dessous de la normale.
10H30 : Sambava : tous les établissement scolaires sont fermés.
10H25 : L'ADEMA se plaindrait des changements de plans de vols non prévus de Force One.
9H35 : Meeting place du 13 mai Tana prévu à 10h par les Tgv
8H00 : Mahajanga : Tous les établissements scolaires ouverts + bureaux administratifs ouverts + commerces ouverts
http://www.sobika.com/
répondu par andrywui le 02/02/2009 10:45
2. madamakely ( 02/02/2009 08:42)
de mbola tsy misy olona zany ao amin'ny 13 mey izao?
3. tsiafoi1 ( 02/02/2009 08:48)
Hafa dia hafa ny ity information farany henoko ity mikasika ny toe-draharaha ankehitriny: Azo ambara fa source fiable no nivoahan'izy ity : BIZNA AVO LENTA IZY TY KA TANDREMO TAFAJABAKA!

A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....

B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :

1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"

2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....

3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....

Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....

Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....
4. Noue ( 02/02/2009 08:51)
tsisy kil zany kooo! nga pantin ny vahoaka ee ??? :-D :-D :-D :-D
5. diamondra27 ( 02/02/2009 09:03)
Mpandefa : Noue [ Valio ] 02-02-2009 09:35:51
Lohateny : 11H24 : Andry TGV pas encore place du 13 mai. Affluence en b
11H24 : Andry TGV pas encore place du 13 mai. Affluence en baisse à 11H24

fa lasa aiza hono akia izy , ary ndry ty ange ka maharaka be an.
saotra manome vaovao e
6. diamondra27 ( 02/02/2009 09:07)
tsiafi1 misaotra nanome vaovao
7. Noue ( 02/02/2009 09:41)
12H10: Andry TGV toujours absent du 13 mai
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. madamakely ( 02/02/2009 09:45)
tsiafoi1:

Hafa dia hafa ny ity information farany henoko ity mikasika ny toe-draharaha ankehitriny: Azo ambara fa source fiable no nivoahan'izy ity : BIZNA AVO LENTA IZY TY KA TANDREMO TAFAJABAKA!

A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....

B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :

1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"

2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....

3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....

Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....

Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....

Tena olona cultivée sy liam-baovao be ianao ary tsy handresy lahatra anao aho, fa izao aza variana miandrandra foana fa mba mijereva ny ambanimaso dia ny fiainambahoaka: enao ve zao mahafantatra fa mpiara-miasa amiko ohatra misy lehilahy mikarama 70 000 Ar, tsy zone franche anefa ah, de mba manantona ireny mpanao fanadihadiana amin'ny microcrédit ireny fa alohan'ny hanomezana vola ny olona iray dia hadihadiana ny fananany dia misy tsy mihoatra ny 40000 ar akory ny valeurn'ny zavatra ananany, efa mba fantatrao ve izany?????

:-@ :-@
9. bozyboleta ( 02/02/2009 09:59)
Ary madamakely ve sahy hiteny eto hoe manome mihoatra ny 70,000 ariary ny solafanao ao an-trano ao???
enao ve zao mahafantatra fa mpiara-miasa amiko ohatra misy lehilahy mikarama 70 000 Ar, tsy zone franche anefa ah, de mba manantona ireny mpanao fanadihadiana amin'ny microcrédit ireny fa alohan'ny hanomezana vola ny olona iray dia hadihadiana ny fananany dia misy tsy mihoatra ny 40000 ar akory ny valeurn'ny zavatra ananany, efa mba fantatrao ve izany?????

Aza be fihetsempo hoa fa mba manaova fandalinana. Raha malahelo toa io enao ka maninn ra enao ndray no mampindrana azy?
10. andrywui ( 02/02/2009 10:01)
ny vava fotsiny sy ny chiffres politika nobetsaka fa rehefa tene tonga ny tokoa de mihemotra haingana fa ra ambony vavahady de tena prix Nobel ha! ha! ha!
11. yvonKEL ( 02/02/2009 10:12)
sarotra tenen mitsy nareo reto.Ndah miasa ouah fa tsy mandany fotoana eo
12. andrywui ( 02/02/2009 10:20)
ka innn kou ary no mbol atao mijannn eto fa matoa enao eo de tsy miasa kou zany fa mipetsak ambod ordi ! sa sady mibata gony iyvonkel no mikoz eto ! aza mapme lets fa tssssssss
13. nyavo2000 ( 02/02/2009 10:24)
Izahay miasa e! sady atao ny asa no mamaly ny TGV-iste.

Fa maninon aloha ny mpiasan'ny kaomina no asain'ileiry miasa ihany nefa ny hafa tsy avelan'ileiry ?

Ary Injet amin'izao zany mandray commande sa ahoana ? sa @ alina vao mody mikandra fa maraina mi-grevy, k'ra tsy paiso ny olona ko ?
14. andrywui ( 02/02/2009 10:29)
miasa elah ra te hiasa fa ny baiko de TOKANA tsy misy miasa!!!! tsy maintsy miasa ny comm ry papa fa mila garde ny tanana a! efa olona mody manafikoho ny eto amin tanana zao ka vao tsy mailo de dangy ty! he he he
15. nyavo2000 ( 02/02/2009 10:36)
hay ve lisany matahotra ny ho dangy e! nataoko tena mamon'ny môly daholo ka hanao toy ilay t@ 26-janv.
16. andrywui ( 02/02/2009 10:45)
fa raha mbola tianareo averina anefa le 26janv de mbola averinay iny ra mbola mitady nareo ka mbola bebevava eo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0495