tetezamita , fiainana mitohy
1. xxx
(
01/02/2009 14:19)
ny ambassade frantsay moa izany dia nanda tsy hanaiky ilay fikatonantrano amin'ny alatsinainy ka raha hanao izany daholo ny entreprises sy ny écoles hafa dia eo i tgv .
Raha may ny afo natsangany izy izany di tsy halahelo ve ianareo, satria raha tsy mahavita mission araka ny filaza dia mety voakapa ny loha
ity vao tonga amin'ny teny hoe handroso maty renibe hihemotra maty raibe
handroso hanaiky fa tsy hanohy ny fikomina mety voagadran-dravalo
tsy handroso maty ny arema sy ny namany
mafia de madagasikara

répondu par diamondra27 le 02/02/2009 07:40
2. rabingogilabanga
(
01/02/2009 16:25)
1)Ny ambassade de France sy ny institution Français rehetra (CCAC, alliance Française, Lycée Français...), any Madagasikara, dia ao anatin'ny Territoire Frantsay, lalana Frantsay no mifehy azy, nommé par des ministre français ny responsable @ ireny, ary reglementation ny ministere de l'education Français no mifehy azy.
Sarin'i SARKOZY sy drapeau européen no any @ Lycée français , fa tsy sarin' i RAVALO, na i TGV.
Ny MALGACHISATION DE L'ENSEIGNEMENT ao Madagasikara ohatra, tsy hampiharin'ny Lycée Français Mihintsy, na didy navoakan'ny Ravalomanana aza.
2) -Jeudi 29/01/09: nandray ny ambassade occidentaux (France, USA, allemagne...) vitsivitsy i RAVALO, Ravalomanana n'a rien dit si le corps diplomatique le soutient ou pas
3)Vendredi 30/01/09: nadray ambasssade occidentaux (France, USA, Allemagne...) sy Chef ny FFKM, i Andry TGV, Le corps diplomatique n'a rien dit s'il soutient Andry ou pas
4)Samedi31 /01/09: Andry TGV declae être chef suprême du Pays
Pas de Condamnation de l'exterieur.
5)Samedi 31/01/09: Ra8 declare toujours être president.
Pas de declaration de soutient venant de l'exterieur.
Mitohy ny lalao,....

3. xxx
(
01/02/2009 16:44)
Ka inona ny an'lery zany sady tsisy soutien no tsisy slipo , efa fantatra be nge zany fa miboridana e ! hitondrao gony izy rangahy a ! fa tsy haiko ny fisainanao na Europeana na Afrikana fa ny U A dia efa nanipaka ilay fikanareo :°)
4. diamondra27
(
02/02/2009 07:40)
inay ary ilay efa nahiako, hitodika amin'iTGV daholo ny mpanara-dia azy satria fitakiana mba hanatsarana ny faripiainana no notakiana sy naneken'ny olona hanara-dia azy izao anefa lasa tetezamita no angatahina.
Asa na mbola hiroso ihany izy amin'izao na tsia.
Ny olona aloha dia efa samy milaza fa tsy tokony hanimba zavatra izany