Sondazy!
1. xxx
(
31/01/2009 23:13)
neutre moa ny tenanay no manoratra...tsy mpkato firy ihany koa...fa mba sendra nandalo namaky ny hevitra misy ato @ politika ity ny tenanay, d tsapa fa bdb ny pro-Ravalo, ary bdb ihany koa ny pro-TGV...araka ny famakiko ny hevitra de ozy aho heo ngambany 50% chaque....
ny fanontaniana mipetraka d hoe alefaso ary ny sondazy ato eeee hojerena kely ra possible, firy ny pro-Ra8 d firy ny pro-TGV ato @ serasera hojerena...d zay betsaka no maharesy...d mangina ny vavan'ny resy fa manabe safotofto vaovao ato @ serasera fotsiny ihany hany ka tsy hita be ny ihany izay vaovao tena marina....ary ra mandefa vaovao ato d izay tena marina lazaina ary misy porofo fa mandreraka fotsiny ny mijery ilay information lainga.

répondu par Koditra le 31/01/2009 23:51
2. ranory
(
31/01/2009 23:19)
xxx:

OK raikitra ny sondazy iznay ary an...ok! izaho no mamaly voalohany...
Za zao pro-TGV d ahoana ...vato iray kaloha izaho izany an??? ny manaraka....aiza nareo ry Noue..sy ry jachichan, rakaroka..patrick 2002..sns..valio ato ary hoe hojerena...andramana
:roll: :-D
3. xxx
(
31/01/2009 23:22)
Tsy fiable satria mety misy olona iray manana pseudos maromaro ,mety be ny hala-bato sy risoriso
Io anie no mahavoa antsika mianakavy e!
Io anie no mahavoa antsika mianakavy e!
4. xxx
(
31/01/2009 23:29)
Ie d tsy mety indray zany...
"Tsy fiable satria mety misy olona iray manana pseudos maromaro ,mety be ny hala-bato sy risoriso
Io anie no mahavoa antsika mianakavy e! "
Miombokevitra!

5. Koditra
(
31/01/2009 23:51)
Nenà fotsiny zao no efa misy 18 knou! Mbola afaka mamorona vtraky tsika ra zà ra ilaina saingy @ reo ps 18 reo aza efa ny mot de passe 1 iany sisa no mbô tadidiko :-D :-D
Tsy mety lé sondazy e.
Tsy mety lé sondazy e.