TGV: Yes Mister PRESIDENT
1. rebiby
(
31/01/2009 12:20)
-Tsy ny president autoproclamé RA8 akory, no handeha hitsara, fa tsy President i TGV
-en tout cas ny:
a)Fahavalon-dravalo dia d'accord: Andriamanjato, Zafy, Ratsiraka,
b)Ny naman-dravalo (nifirany) D'accord:Voninahitse, Pety, Fidy, Rajivason, Lahiniriko,Zazah, Radavidson, senateur mômo, Yolande joseph, Behajaina, etc...
c)Ny sisa pour an-dravalo: Tsy misy afa-tsy Ranjeva(ex ZAfy,ex: DEBA), Rabotoarison(ex-DEBA,..), Rakotomanana (Ex:DEBA), Rabetsitonta(Ex: ZAFY) satro-bory (Ex: RAtsiraka), nefa ireo ve no hantenaina?
Raha tsy hoe ny vady amamn-janany sy ny vinanto bulgare angamba, raha izay indray dia filoham-painakaviana izany sisa no iantsoana an'i VALO

répondu par kidoropamba le 31/01/2009 20:02
2. njara2007
(
31/01/2009 12:26)
:roll: Ny olana ngeh Tananarivo ihany zao no mahalala hoe Prézidant izy eh; Bienvenue Mr le Président de Tananarivo Renivohitra
3. akamatiana
(
31/01/2009 12:35)
k'iza kou no nanaiky azy e, mbola andian'olona eto tananarivo fa tsy ny vahoakan'antananarivo akory e
5. bezoky
(
31/01/2009 13:03)
rebiby:
-Tsy ny president autoproclamé RA8 akory, no handeha hitsara, fa tsy President i TGV
-en tout cas ny:
a)Fahavalon-dravalo dia d'accord: Andriamanjato, Zafy, Ratsiraka,
b)Ny naman-dravalo (nifirany) D'accord:Voninahitse, Pety, Fidy, Rajivason, Lahiniriko,Zazah, Radavidson, senateur mômo, Yolande joseph, Behajaina, etc...
c)Ny sisa pour an-dravalo: Tsy misy afa-tsy Ranjeva(ex ZAfy,ex: DEBA), Rabotoarison(ex-DEBA,..), Rakotomanana (Ex:DEBA), Rabetsitonta(Ex: ZAFY) satro-bory (Ex: RAtsiraka), nefa ireo ve no hantenaina?
Raha tsy hoe ny vady amamn-janany sy ny vinanto bulgare angamba, raha izay indray dia filoham-painakaviana izany sisa no iantsoana an'i VALO
Raha tsy reo ampahanol reo no aha prezida azy kou, mba alefafaso lavidavitra kely ny fisainana Rebiby a!!
7. mitoetra
(
31/01/2009 13:09)
zao anie ilay hoe namono biby ts nahafaty e!! ho avy @ amin'izay rafanjakana hifototra, olona iza no anaraka izay jilamboto, mamamangy any tsiafaha any ra TGV a!!
8. jemimah
(
31/01/2009 13:12)
zah ohatra saika nitia azy ihany fa vao nisy lay t@ lundi iny tonga dia allergique be
9. kidoropamba
(
31/01/2009 20:02)
Efa niantso an'i ANDRY TGV ingahy marisely Ranjeva fa nifanarana fa izy no mampiditra sy mamlaoka ny avy ao @ ravalo. hin!hin!hin!hin!
Efa tsy misy olona manaja andravalomanana izany eo. latsaka ho azy sahala @ kilaotin'ny rasoa be io Ravalo io. Rava ho azy e.