Izahay TGV ihany no vahoaka, ny TIM sy izay tsy manaraka izao tolona izao dia................
taha izany ihiany koa no zava nisy teo aloha teo ee rehefa tsy tim de mpanohitra de voatry natahotra daholy ny kiloa de miforitra .....de mba aiza ny fahalalan'ny vahoaka @ izany demokrasy sa demagozy
tsy misy kianina izany fa mety tsara mihintsy araka ny logika izay nisy teo aloha
mecri