Izahay TGV iany no vahoaka

1. jiimm ( 31/01/2009 07:04)
Izahay TGV ihany no vahoaka, ny TIM sy izay tsy manaraka izao tolona izao dia................
novalian'i xxx ny 31/01/2009 08:38
2. ainaheri ( 31/01/2009 07:57)
dia........inona io??
3. aikon ( 31/01/2009 08:08)
jiimm:

Izahay TGV ihany no vahoaka, ny TIM sy izay tsy manaraka izao tolona izao dia................


taha izany ihiany koa no zava nisy teo aloha teo ee rehefa tsy tim de mpanohitra de voatry natahotra daholy ny kiloa de miforitra .....de mba aiza ny fahalalan'ny vahoaka @ izany demokrasy sa demagozy
tsy misy kianina izany fa mety tsara mihintsy araka ny logika izay nisy teo aloha
mecri

4. xxx ( 31/01/2009 08:38)
T.G.V. FOREVER !! HO ELA VELONA RAJOELINA MAHERY FO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0531