Ravalo sy ny gvt vonona hanarina ny firenena sy hanamboatra
1. lagoon
(
29/01/2009 18:39)
Izany ka Filoha,tsy manaiky lembenana ary vonona hatrany hiasa ho an'ny firenena.Na dia nopotehan'ireto jomaka TGV aza ny tanàna.
I TGV mitady toerana PM nefa tsy misy programa.
Ouverture de VIVA TV no niamtombohany dia lasa toerana PM izao,efa saika anao auto-proclamation fa tsy sahy.
Bandy tsy matotra i TGV ary miova hevitra isan'andro.
Tsy mila olona tsy manana programa matotra izany ny firenena.
Aleo vitain'i Ravalo ny mandat-ny dia hita eo @ fifidianana.

répondu par tsiafoi1 le 30/01/2009 07:06
3. naughtyboy
(
29/01/2009 19:43)
i Andry ngambany no mety ho azony fa tsy ny vahoaka no azony le8 tambazana
ary betsaka ny tsy hanaiky an'zany fa iaraka ho vita izy mitsamm raha izao,satria tsy hahatoky an'i Andry intsony koa ny vahoka fa mahatsiaro voafitaka oe nitady toerana fotsiny lery de nody fanina avy eo ...aza hitako

4. OoRakotooO
(
29/01/2009 20:29)
Fa nareo ve Lagoon mampiresaka mba hiresaka fotsiny sa manamaina hatramin'ny vaoniny mihitsy a?
Olona manabotry, manitsaka sy manalika ve baina dia mbola lefafina ihany ny vodiny?
Dia "nonoy fotsiny any" ao ny anareo fa iny aloha tsy amelanay raha tsy baoro na mitsaoka maka chambre any @ DD any Pars any

5. Andribe
(
29/01/2009 21:21)
oadraay mitombo indray zany ny volan i boaikely satria tsy afaka milatsaka filoha lery fa mbola kely loatra mbola tsy ampy taona aleo manipuleny kely ny vahoaka mba hinanany vola :-D :-D :-D :-D tssss miesona daholo :D
7. tsiafoi1
(
30/01/2009 07:06)
Ny anay ze mitondra Filaminana, sy ara-dalàna ihany no ekenay....
Tsy mila demokrasia sauvage otran'ireny...
Aleo hilamina, de miandry fifidianana,
Any anaty isoloire mitsara ny karatra!
Tsy mila bandy kely milangalanga mahasahy mibaikobaiko toy iren."Vaotay tsy sikotra ka voangaly no hilangalangana". Ny endriky ny fahendrena malagasy "MANAJA ZOKY SY RAY AMAN-DRENY", tsy hita taratra eny aminy mihitsy. Mbola vao eny an-dalam-be aza de efa we : MANOME BAIKO NY FITONDRANA AHO...!!!!! Driiiii inon ty. Maika fa raha tafaniky ny avo tsy pire no le8.