TIKOLAND NO ANARANA VAOVAO NY MADAGASIKARA VAOVAO
1. tashaa
(
29/01/2009 16:56)
Mitovy @ ilay spam be mitondra ny lohateny hoe "Lojikan'ny Fifandonana " nameno ny boite mail antsika mianakavy tao anatin'izay andro vitsivitsy nisian'ny korontana tany an-tanindrazana izay ,
dia nahazo ity spam ity koa ny betsaka taminay,
Anjarantsika vahoaka malagasy maro an'isa no mandinika, fa tsy ny vitsy an'isa , olona 2 bizness man , tsy mievitra afatsy izay hampiroborobo ny affaire-ny sy hameno ny paosiny ary hampitombo avo arivo heny ny fananany:
-------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Je voudrais bien vivre dans ce pays jour et nuit et de A à Z de ma vie :
RIZ, HUILE, FARINE, YAOURT, GLACE les PPN que j'achète sont tous des produits TIKO
tous les produits et ustensiles que j'aime sont de MAGRO,
et bientôt ESSENCE que j'utilise sera du TIKO PETROLUM,
rouler sur la route construite par ALMA j'adore
HABITER dans la maison TIKO BTP-JR mon rêve,
prendre l'avion TIKO AIR , oh oui ! pour aller à Tamatave visiter le PORT TIKO... ,
une fois là-bas je vais aux guichets DAB de BCMD-TIKO pour prendre mon argent, pour tirer mon salaire au sein de l'entreprise TIKO
Téléphoner de temps en temps à ma famille avec le crédit TIKO-CHUINA TELECOM,
noter tous mes dépenses et déplacements sur le cahier éditer par BLUE PRINT TIKO
et une fois de retour à la maison à tana, je regarderais MBS pour me reposer
ou aller voir un concert à Auditorium de TIKO Ankorondrano et entendre le Discours de M. TIKO pardon , M. le Président pour écouter son ordre d'acheter "Vita Malagasy"
et siroter un jus TIKO?! tout en attendant l'édition spéciale sur l'affaire Viva TV!
En cas de besoin financier, appeler TIKO société pour acheter les industries en difficultés (Savonnerie, papeterie, ….)
Toujours à vos côtés : Des terrains à remblayer…., appeler TIKO
Des problèmes financiers, pensez TIKO
Viva ! TIKO LAND

répondu par mion le 30/01/2009 14:57
2. Noue
(
29/01/2009 17:33)
"tashaa":fa iza no nilaza anao fa spam io eee?? ny zavatra tena marina no voalaza tao !!!
Mitovy @ ilay spam be mitondra ny lohateny hoe "Lojikan'ny Fifandonana " nameno ny boite mail antsika mianakavy tao anatin'izay andro vitsivitsy nisian'ny korontana tany an-tanindrazana izay ,
3. tashaa
(
29/01/2009 17:42)
spam mihitsy io satria mahafeno ny caracteristique technique ny atao hoe spam
Mail voaray tsy antsitrapo fa alefa boraingina fotsiny ao anaty boite mail ny olona maro tsy ita isa
ka terena izy hanokatra azy , ny adresse mail asa na taiza na taiza no nahazoany Spameur azy fa izany aza hoe Spameur efa za-draharaha

4. xxx
(
29/01/2009 18:26)
Miangavy indrindra tompoko mba tsy hilalao raharaha maloto intsony fa toa moramora amintsika ery ity teti-dratsy ataon'ny vahiny sy tera-tany iray rà amin'ny tena ity. Aoka hibebaka fa mahamenatra ary aoka hangataka amin'Ilay Nahary hovonjeny ny fanahintsika ka hihaona any am-paradisa daholo dieny mbola manokatra ny vavahady hidirana Izy.
5. yvonKEL
(
29/01/2009 18:40)
Mba miezaha koa isika manao toa azy.tsy diso velively izy an! fahaiza-mitady izany. manin tsy mba niezaka nanao izany ireo mpanam-bola t@ andron deba sa varina nanao in? Sa nanao ihany fa zavatra tsy matotra?
6. tsiafoi1
(
30/01/2009 10:07)
Io indray le ory hava-manana. Toe-tsaina mirefarefa @'ny tany. Vao maika aza tokony hampirehareha izany hoe mba mpandraharaha gasy no mifehy ny business rehetra, fahaizana daolo zany e. Tsy alao ve fehezin'ny gasy toy izay colonisé n'ny vahiny e???
Vive TIKOLAND
Vive TIKOLAND
7. madamakely
(
30/01/2009 13:14)
tsiafoi1:
Io indray le ory hava-manana. Toe-tsaina mirefarefa @'ny tany. Vao maika aza tokony hampirehareha izany hoe mba mpandraharaha gasy no mifehy ny business rehetra, fahaizana daolo zany e. Tsy alao ve fehezin'ny gasy toy izay colonisé n'ny vahiny e???
Vive TIKOLAND
Zany Andry Rajoelina zany angaha vazaha moa? Gasy ange izy e.
Tsara kosa aloha e: fanalamanga, vanille, petakofehy, ravintoto, litchis, Vohidiala, hotel 5 étoiles, shoprite, Air Madagascar, Jirama, inona no tsy voatanisako, mpiasany daholo isika, ny ronono velona 200 ny 1 l no akany azy any Vakinakaratra, nefa 120 000 fmg ny 1 kg amin'ny fromage Byba, izay azony amin'ny 10 l ronono, mety kosa aloha lay bizn eh.
8. mion
(
30/01/2009 14:57)
Mba manaova raha te hanana ny sasany fa tsy eo no mi-TIKO TIKO eo.
de lasa tsy malagasy intsony zany ny anarana iantsoana antsika ma lasa inn ndray?
Mety oe tikoin tikoine ee, de manao coin coin coin daholo refa eny an-dalana.
espece de Spam à la coin