BLOG: A qui profite la casse? HERY HORS-LA LOI
1. salopard
(
28/01/2009 18:17)
RARANA NY MITENY FRANTSAY ETO AMIN'NY SERASERA INDRINDRA FA I HERY NO MAMPIRISIKA NY FITENENANA FRANTSAY
Vakio hono ny blog-ny DotMG, hoy i HERY. teny frantsay variraraka ny ao.
Izay ataoko aza atao fa izay, lazaiko tanteraho, satria ahy ny SERASERA Izay le demokrasia ny Pro-RAVALO
Vakio hono ny blog-ny DotMG, hoy i HERY. teny frantsay variraraka ny ao.
Izay ataoko aza atao fa izay, lazaiko tanteraho, satria ahy ny SERASERA Izay le demokrasia ny Pro-RAVALO
répondu par tsiafoi1 le 29/01/2009 08:25
2. Noue
(
28/01/2009 18:33)
kle'tieeeeeeee ! zany ve no andehanana hamakiana loha @ zao zavatra mitranga any dago zao eeee????? :^) :^) :^) :evil: :evil: :evil:
4. hery
(
28/01/2009 19:28)
Fa aiza zany? :-)
Tsy azonareo mihitsy ny dikan'ny hoe Blaogy :-p
Ny blaogy d ze tianareo hanaovana azy any...
Tsy azonareo mihitsy ny dikan'ny hoe Blaogy :-p
Ny blaogy d ze tianareo hanaovana azy any...
5. ndenn
(
28/01/2009 19:50)
Nytanjona dia ny hamadihana tanteraka ny andrim-panapariaham-baovao ny solosaina rehetra amin'ny teny gasy any Mada ,izay angamba dia tena zava-dehibe tsy maintsy ho ataon-tsika voalohany .Tsy mbola eken'ny vahiny izany hatramin'izao fa avo dia avo ny vidiny .Manara izany dia ny fandefasana satelita ho an'i madagasikara iray eny an'abakabaka .Mba manontany tena aho hoe hovitantsika ve izany atsy ho atsy? Tena ilaina tokoaizany @ izao fotoana izao .Satsy izany Rahery ? Mbola ohatry ny hitako ihany Rahery tany dago ireny ,t@ mbola tanora tsy nanambady ,teny @ zaridainan'i andohalo ireny .Tadidinao ve ?
6. Noue
(
28/01/2009 19:58)
hery:mamelà azy re fa tsy hainy ny dikan'zany eee
Tsy azonareo mihitsy ny dikan'ny hoe Blaogy :-p
Ny blaogy d ze tianareo hanaovana azy any...
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. sitraka1
(
28/01/2009 20:42)
Ka izy aza mba salopard ka inona no hamakiana loha am tsikerany eo. Ny olona ohatr'azy de natao hitsikera be fahatany e. Mahavariana ny toetsaina
9. ndenn
(
28/01/2009 20:59)
Ka ireny no antsika dia tsy maintsy mandray andraikitra ,Atao ahoana moa ? Ny aina no mateza ry zareo a!
10. mala
(
28/01/2009 21:03)
INDRINDRA FA I HERY NO MAMPIRISIKA NY FITENENANA FRANTSAY
Sainareo zany kou efa avolenta be mintsy an! avelao iz hanao an zany e!
NY TSY MAHAY TENY GASY IHANY ANIE NO TENA VOA MAFY ETO E!
raha mahay hafa iz moa inona no olanao am zany?
Fiainana efa sarotra be ty mbola hitadiavana sauce mbola ahasarotsarotra an'azy ihany...
...ato... misy resaka goavagoavana no zany
11. zoukimi
(
28/01/2009 21:06)
Aza omena tsiny re izy fa mba te hiserasera nefa tsy mahita holazaina a! :D
Aleo mba haneho zay heviny eo izy e fa andron'ny demokrasia hono zao e
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Aleo mba haneho zay heviny eo izy e fa andron'ny demokrasia hono zao e
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. tsiafoi1
(
29/01/2009 08:25)
Avelao Salopard mba hiteny kosa fa mety frantsay tapany angamba izy io zao!
Samy miteny ze tiany io fa ny anay tsotra ihany : Aleo hilamina ny tany.
Fa na iza na iza source et fouteurs de troubles de :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: izy zay,
TSY MAINTSY HOFEHEZIN'ANDRIAMANITRA ny toe-javatra rehetra, satria IZY no MAHERY INDRINDRA!