efa tsy tiany aho fa misisika iany
1. xxx
(
28/01/2009 11:34)
za ry zalahy tena tia be anle fiancéko zay fa nivadika tamiko tampoka izy fa izaho hono taloha nanao sipa de zao izy vao mamaly faty ah! za anefa zao ndray vao tena tia be azy !! izy aloha tsy manao sipa any ! fa de le oe hisaraka foana no teneniny isaky ny miantso azy aho 4volana zay fa izaho miasa amin ny province !de nolazainy tam dadany io resaka io de mankahala ahy ko le dadany zao!!de inona no tokony hataoko ry zalahy fa mitomany foana aho isanandro??
répondu par ari.malala le 12/02/2009 06:59
2. andrywui
(
28/01/2009 12:56)
rehefa zay ry bainnn noataony de mitotoa koba hatavy a! ka izy zany no efa tsy tia ko innn ndra na mbola tia aza nareo! amboaro nysaina fa ny mifidy ndray aza enao no ho valalanina e!
3. Mirananirina
(
28/01/2009 13:19)
hay mba misy lhl mitomany ihany e.Ka rehefa tsy tia ny 1 tsy aleo ve misaraka,ka inona ary no azonao atao,raha tsy hoe tambatambazana ny volana angaha izy.Ny zaza mbola tsy misy,ny tena mbola tsy voafatotra
4. bounany
(
28/01/2009 13:23)
xxx:
nivadika tamiko tampoka izy fa izaho hono taloha nanao sipa de zao izy vao mamaly faty ah! za anefa zao ndray vao tena tia be azy !!
za anefa zao ndray vao tena tia be azy !! : zany hoe raha azoko tsara zany de nampifilafilainao izy taloha fa zao ny fitiavanao azy vô nifo!
"Enao hono nanao sipa taloha": hono ve zany sa tena marina? Raha tena marina zany de manao vengeaces zany izy, araka ny teninao. Mila manao fihetsika extraodinaires enao hanaporofoana fa tia azy enao, tsy haiko ze fihetsika eritreretinao fa haha touchée anazy ka hitivany anao indray!
Nefa sarotra ihany zany! satria ny dadany efa kôpy @ le zavatra! tsy manakivy anao za akory an! loin de là.
Fa raha tsy marina kosa zany: zany hoe tsy nanao sipa enao talo.De porofoy aminy ko arakizay faran'ny herinao! Miresaha aminy mivantana raha azo atao fa aza atao @ phone.Lasa maivana be le resaka revô ataonao @ phone.
D aza hadino ny mibebaka sy mivavaka @ ao ambony!
5. booboo
(
28/01/2009 13:35)
xxx ô > tsisy mahakizitina sy manirikiry ny vhv ohatra ny mahita lhl efa tsy tiany izao nefa mbola misisika ihany...
6. ikaretsaka
(
28/01/2009 14:05)
mividiana fanoto sy laona de mividiana vary ....mitoto koba aho hatavy! :-D
tsy ataoko mankarary izany fa vo mainka aho mihomehy...
tsy ataoko mankarary izany fa vo mainka aho mihomehy...
7. xxx
(
29/01/2009 04:25)
une de perdue dix de retrouver é
nefa ra tena tinao be minhintsy izy an dé insiste aloa fa rahoatraka matsiaro ianao hoe tena efa tsy ho tiany intsony dé laisse bétom quoi
de tt manière alô tsy misy toa izay misy fa tsy reciproque akory ny fitiavanareo
courage mon ami a

8. bounany
(
29/01/2009 06:50)
Manaova zany ala nenina farany. Ra mbola tsy poince IANY de n miaps no vaha blem. "TANALA VERY SAMPY E, NY MANOLO NO TSARA".
Enao ve de ho maty @ hazo tokana? Hazo tsy mila anao akory @ zany?
Enao ve de ho maty @ hazo tokana? Hazo tsy mila anao akory @ zany?
9. Mirananirina
(
31/01/2009 10:17)
lehilahy tsy boka herintaona hoy ny fitenenana izay.
Nefa be ny boka raha tahaka anao an.
Nefa be ny boka raha tahaka anao an.
10. Papoose
(
02/02/2009 03:01)
mitomania foana aloha mandrapaha-afaky ny fonao...fa rehefa afaka ny fonao dia enao ihany de efa hihomehy hoe iny sipa iny moa dia nitomaniko toy ireny koooo!!!
dia mba mitadiava koa fialamboly tsy misy idirana fitiavana sipa eeee!!!
dia esory ao antsaina hoe rehefa sipa lasa fiancee na dia tiana toy inona aza dia ho lasa vady fa aleo mbola tsy nifamatotra dia efa kobonao le pasiny toy izay hoe vao nivady kely nareo dia iny izy fa tonga @ vanzansss

11. sitlo
(
02/02/2009 04:01)
booboo:
xxx ô > tsisy mahakizitina sy manirikiry ny vhv ohatra ny mahita lhl efa tsy tiany izao nefa mbola misisika ihany...
hay kosa a, nataoko fa fahafinaretan'ny vhv aza izany...
xxx> manantena tsy misy no sarotra fa ny mamoy mora foana, misaraha aloha dia any aoriana any ho hita eo ihany.
12. xxx
(
02/02/2009 09:05)
.tena merci aminareo ry zalahy sy ry zavavy fa mbola averiko foana fa tsy mahatanty hisaraka aminy aho !! efa 4volana tsy mety ho faty ny fitiavako fa vao maika mahamay ato anatiko!
===boubou==f'angaha ny vehivavy rehetra manana toetra tena tsy miverina intsony rehefa miteny oe tsy tia intsony ? ny tena marina manko taloha de tena nanao sipa mihitsy aho satria mbola tsy matotra tamzany fa zao aho tsy manao intsony ,sady efa niraikitra be taminy de izao no nanaovany ahy! omeo hevitra hafa ndray aho ry zareo de aza mandatsa a!

14. ni81
(
02/02/2009 11:15)
tena merci aminareo ry zalahy sy ry zavavy fa mbola averiko foana fa tsy mahatanty hisaraka aminy aho !! efa 4volana tsy mety ho faty ny fitiavako fa vao maika mahamay ato anatiko!ka izahay vehivavy ange be tena malaza fa be fandeferana e! Dia mandefitra aloha mandra-paha tofoka tanteraka. sy afa-nenina...
===boubou==f'angaha ny vehivavy rehetra manana toetra tena tsy miverina intsony rehefa miteny oe tsy tia intsony ? ny tena marina manko taloha de tena nanao sipa mihitsy aho satria mbola tsy matotra tamzany fa zao aho tsy manao intsony ,sady efa niraikitra be taminy de izao no nanaovany ahy! omeo hevitra hafa ndray aho ry zareo de aza mandatsa a!
Tsy mandatsa anao aho sanatria akory fa marary ange ny fo rehefa voampirafy izany e! Fa koa tena mampalahelo ny mahita anareo lehilahy rehefa tena resy izay an!
15. xxx
(
02/02/2009 14:59)
ni81 tena mampalaelo alo aho fa mitomany foana aho ! fa tena tsy mahafoy ane aho e!! mba omeo hevitra tena tsara sy efikasy re ra mba azo hatao fa le hiala alo sarotra amiko e
16. xxx
(
04/02/2009 10:30)
za zao rehefa matory amin'ny alina de mieritreritra foana aho rehefa tsy hety intsony ny fiarahanay fa hitana ny heviny tsy mety
hiverina amiko tsony izy de ataoko tsy ahy tsy azy fa samy tsisy tompony ! mamaivay ato anatiko ndray zao zany hevitro zany ary tsy haiko oe aona no ahatongavako amzany ka tsy misy crime
hiverina amiko tsony izy de ataoko tsy ahy tsy azy fa samy tsisy tompony ! mamaivay ato anatiko ndray zao zany hevitro zany ary tsy haiko oe aona no ahatongavako amzany ka tsy misy crime
18. ari.malala
(
04/02/2009 12:37)

ndray!!! 8O sao ho adala!!
20. xxx
(
06/02/2009 12:53)
ari.malala a! tsy adala aho fa marary e!! tsy mahafoy azy aho ane e !!
Mirananirina =mbola tsary tiany any aho ry Mirana e!! miezaka ihany alo ,fa halehako forcer any iny no farany
Mirananirina =mbola tsary tiany any aho ry Mirana e!! miezaka ihany alo ,fa halehako forcer any iny no farany