efa tsy tiany aho fa misisika iany

21. Mirananirina ( 06/02/2009 17:58)
izay indrindra,ataovy zay mety e,tsy ho tiany eny ihany ve ianao e
22. ni81 ( 06/02/2009 18:09)
ni81 tena mampalaelo alo aho fa mitomany foana aho ! fa tena tsy mahafoy ane aho e!! mba omeo hevitra tena tsara sy efikasy re ra mba azo hatao fa le hiala alo sarotra amiko e
afaka eny ihany ny alahelo rehefa ela ny ela e!
23. ari.malala ( 12/02/2009 06:59)
xxx:

ari.malala a! tsy adala aho fa marary e!! tsy mahafoy azy aho ane e !!
...,fa halehako forcer any iny no farany



ts mahafoy ko hamono olona? io no nanaovako hoe sao ho adala!

Zany mi forcer zany no tena zavapady indrindra! mis ts haiko na ohabolana na fiteny vazĂ  zay raha adika tsotsotra d manao hoe aza tazomina hono ny vorona raha te hanidina, fa raha tena tia anao iz d miverina amnao hoaz ian fa fa terenao iz d vaomaika tena lasa ary ts hovoatazonao intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6697